Double nationalité! Ahoana ny tena marina?

21. niryna ( 30/04/2007 15:20)
Ratoa >arabaina in-droa izany ianao fa manana double.Tsy mahazo roahina intsony ny olona raha mahazo nationalite fa ao ihany no mamita ny saziny raha manao adisoana.Izay ilay izy,raha mipetraka fa mahazo alalana hipetra ao amin'ilay toerana amerika ohatra no asiako teny dia alefa mody ilay olona ary tsy mahazo mijanona mihoatra ny 24 ora raha manao adisoana ka ttsy fahasoana mipetraka fotsiny no ananany.Ny fanjakana no mandoa ny frai-ny ary mazava ho azy fa tonga dia any am-ponja ilay olona,tsy afaka mody na maka entana akory hono,mampalahelo fa izay ny lalana aty
22. Ratoa ( 10/05/2007 15:31)
ka ny mandika lalàna aloha dia tokony ho saziana, naiza naiza misy azy ê!
23. fijo ( 10/05/2007 21:44)
ekena io
24. ds ( 15/05/2007 12:17)
Ratoa:

(...)
Misy firenena maro hafa manaiky double nationalité anisan'izany i Madagasikara.

Tsy marina ara-bakiteny io. Ireo gasy nangataka zom-pirenena vahiny, dia tokony ho very ny maha gasy azy araka ny lalàna.


(...) Izaho izao dia mizàka nationalité roa. Teratany malagasy aho. Taloha ny psopaoro gasy no hidirako an'i Madagascar, ary ilay iray amin'nilay tany iray. Tsy mbola nandoa visa aho niditra teo Ivato na dia pasopaoro efa 20 ans aza no naseoko. Samy manaiky double nationalité anefa ireto tany roa. "Angaha Mme mbola tsy nahazo double nationalité" hoy ilay douanier. Efa manana aho hoy aho. "asehoy daholo ny pasopaoro roa aty sy any, hoy izy, fa manamora zavatra". Dia izay no nataoko taty aoriana.
Ary ireo manaiky double nationalité tsy manery anao hitifitra tanindrazana, na dia i Frantsa reny malala aza!

Ankehitriny, raha manana zom-pirenena vahiny ianao, dia tsy maintsy mangataka visa NA DIA MANANA PASIPAORO GASY AZA. Raha tsy izany, dia mety hanahirana ny hivoahanao raha sady tsy nanana visa hidirana ao Dago no tsy manana visa hidirana any amina firenena hafa.


25. Fiffi ( 15/05/2007 12:43)
"Ratoa":
na dia pasopaoro efa 20 ans aza no naseoko.
aiza koh no misy an'zany eh ! raha ts'inn koh ! misy validité-ny daholo nge ny passeport eh ! zah aloha de tsy mino an'io an ! tsy mi-existe zany ! sa ny passeport-nao valide 20 ans ? :-w:-w
26. xxx ( 15/05/2007 12:52)
ka ahoana concrètement ilay hoe " tsy ekena " ny double nationalité ?

- manao taratasy hoe mi renier ny nationalité iray ?
- alainy ny papiers taloha rehetra ?
- manoratra any @ ilay firenena hafa ?

27. Ratoa ( 15/05/2007 15:12)
pasipaoro efa 20 ans, ny tiako ho lazaina pasipaoro efa lany andro ary tsy afaka nakany Dago aho nandritry ireo 20 taona ireo ary tsy misy ambassade gasy eto no courrier koa ela be vao mivaly avy any Dago an, mahatratra 3 semaines raha aingana . Taloha 3 taona ihany no validité-ny pasipaoro.
tsy ny firenena rehetra no mitaky visa d'entrée. Ary misy koa firenena tsy manome visa de sortie fa pasipaoro manakery fotsiny no ilaina ivoahana sy idirana.
Raha mi - renier ny nationalité- nao taloha ianao dia manambara izany eny amin'ny fitsarana any amin'ilay tany. Tsy manana zo izy angorona ny kara-panondro sy ny pasipaoro gasy. Fananan'ny fanjakana malagasy ireo. Ny fanambaràna nataonano teny amin'ny fitsaran-dry zareo kosa dia mety ho alefany ho fampilazàna any amin'ny fanjakàna malagasy. Mbola tsy nahita aloha aloha. Fa aty raha maka copie de l'acte de naissance na manavao pasipaoro dia misy fanamarihina ao hoe :"n'ayant pas renié la nationalité X" (io X misolo ny anaran'ilay firenena izay tsy tiako ho tononina). manambara io fanamarihina io fa misy fomba afantaran'ny fanjakana tsirairay fa nanary ny zo-pirenenao ianao na tsia.
28. xxx ( 15/05/2007 15:30)
Raha io voalazan'i Ratoa io izany dia azo atao ihany ny mitazona nationalités 2 , satria misy io mention io hoe "n'ayant pas renié la nationalité X"


29. ds ( 15/05/2007 17:57)
Tsy manam-potoana hamelabelarana aho izao fa efa misy resaka mitovy amin'io atsy ambadika : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m464075b771686
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2238