fikotiana
1. sitlo
(
23/04/2007 18:43)
inona no pasy tsara indrindra?
fa raha vao tsy tara dia voalaza daholo izao rehefa tokoa ny tokoa :oops:
:°)

répondu par sitlo le 25/04/2007 14:59
2. sitlo
(
23/04/2007 18:45)
lasa tampoka le teo.
Raha vao tsy tara dia voalaza daholo izao rehetra izao, fa rehefa tokoa ny tokoa ohatra ny misy rivotra manakana be zany eo amin'ny lanilany. :-*

5. fasaly
(
23/04/2007 18:52)
sitlo: salmo: ny tena mahaomby wa dia dokafy tsara mitsy lay sipa fa tena hahazo valiny enao de alefaso lalindalina ihany lay doka de refa manomboka tara dia asio hoe otran'ny mahafinaritra ahy enao! azoko asaina ve enao hiaraka amiko atsy na arokatra hummmmmm hitako sahady lay feeling:-P
6. fasaly
(
23/04/2007 18:53)
raha ohatra izy somary fotsy tso bolo de we oul otranao zao mitsy no tena tiko
raha somary kely nono de we oul otranao kely nono zao mitsy no tiko na dia hoe be nono aza no tena favori nao:-P:-D:-D:-D:-Dkozé!!!!!

8. sitlo
(
23/04/2007 19:04)
taolana ny nify teo.
fa izany ve ry kala tsy mandainga? fantany eo ihany ny ihafarany.

9. fasaly
(
23/04/2007 19:06)
tena marina io an! :wink: hihihihi!
efa haiko dool ihany mantsy ny fombafomba fa raha zà no bandy fa efa hummmmmmm:-D:-D:-D
ny tiko lazaina de dokafana am zé zavatra misy eny aminy izy..
raha bosista be de we tena tiko ny ahy ny sipa bossista be otranao ......
rehefa somary azonao ny fony dia hoe tena tsy misy oul atakaloko anao mihintsy ato ampianarana ato....tena tiko reh enao a!:-D:-D:-Dbabonao ny foko(l)(l):-D:-D:-D

10. fasaly
(
23/04/2007 19:07)
sitlo:
taolana ny nify teo.
fa izany ve ry kala tsy mandainga? fantany eo ihany ny ihafarany.
sitlo ah! henoy tsara aho....
matoa tinao ho kotina lay sipa mba misy rirany kely itiavanao azy kosa....de refa tinao ho azo izy de dokafy tsara amzé zavatra misy eny aminy fa efikasy waaaaa! ;-)
11. marindra
(
23/04/2007 19:10)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 23-04-2007 21:06:04
Lohateny : Re : fikotiana
tena marina io an! hihihihi!
efa haiko dool ihany mantsy ny fombafomba fa raha zà no bandy fa efa hummmmmmm
ny tiko lazaina de dokafana am zé zavatra misy eny aminy izy..
raha bosista be de we tena tiko ny ahy ny sipa bossista be otranao ......
rehefa somary azonao ny fony dia hoe tena tsy misy oul atakaloko anao mihintsy ato ampianarana ato....tena tiko reh enao a!babonao ny foko
aleo za ho mailo raha zany kle :oops::oops::oops:
12. sitlo
(
23/04/2007 19:14)
ok doc
ary raha efa voakiana imbitsimbitsy vao tonga saina hoe ohatra ny masaka kosa ity sipa ity an. Mbola poinsss? ;-)

13. fasaly
(
23/04/2007 19:16)
zay zay zay! i sitlo sy ny kiana:? efa niakianinao ve lay sipa vao oe ho kotina.... hummmmm!
de mody atovy we somary nitsapa ny tena toetranao we zà tamreny raha oul mora miakatra enao;-):-D:-D:-D:-D

14. sitlo
(
23/04/2007 19:20)
Ka ny ahy ze ao am-poko no lazaiko koa. Dia lasa ohatra ny kiana hoazy ilay izy.
ps: inona no fomba fampaniriana volomaso. Za mantsy tsy tia olona manala volomaso mihitsy.
:wink:

15. fasaly
(
23/04/2007 19:30)
marindra:
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 23-04-2007 21:06:04
Lohateny : Re : fikotiana
tena marina io an! hihihihi!
efa haiko dool ihany mantsy ny fombafomba fa raha zà no bandy fa efa hummmmmmm
ny tiko lazaina de dokafana am zé zavatra misy eny aminy izy..
raha bosista be de we tena tiko ny ahy ny sipa bossista be otranao ......
rehefa somary azonao ny fony dia hoe tena tsy misy oul atakaloko anao mihintsy ato ampianarana ato....tena tiko reh enao a!babonao ny foko
aleo za ho mailo raha zany kle :oops::oops::oops:
ka matoa ange izy mikoty anjy de tara izy zany e! fa fomba fikotina azahoana fotsiny io fa enao kou nge mety tara raha miady am piece nao lay bandy e!:-P
de zaranao aza nisy anzay:-D:-D:-D
izy kou ve hi insiste eo refa tsy azony kotina elabe enao:wink:
16. sakaizakely
(
23/04/2007 19:31)
de mampiresaka koa sitla izany
de mody te hatao hoe tsy mahay mikoty fa mbola virja ve ? ssssssssssssshhhhhhhhhhhh
za tsy mino an'zany
aza mety ampresahan'io njy ry fasaly a ! mananihany ftsn io :-P

17. fasaly
(
23/04/2007 19:33)
sitlo:
Ka ny ahy ze ao am-poko no lazaiko koa. Dia lasa ohatra ny kiana hoazy ilay izy.
ps: inona no fomba fampaniriana volomaso. Za mantsy tsy tia olona manala volomaso mihitsy.
:wink:
e e e e! raha kiana no ataon'i sitlo zany de tsy de manantena lotra lay sipa hoe tena tia azy enao.....mampatahotra izany:{:{:{:{
ny volomaso esorina njay nge vao maika maniry be e!
de refa tian'i sitla tsy hanala volomaso tsony izy fa ho be volomaso de teneno izy hoe....reveko nama reny sipa be volomaso reny fa raha enao io zao no tsy manala volo maso an! tena vao maika manja be mitsy ka tena vao maika aho ho tara;-):-D:-D:-D
njenestooooo:{:{:{:{:{
18. fasaly
(
23/04/2007 19:34)
sakaizakely: aleo hande ny resaka fa mafinaritra e!:wink::-D
i salmo zao mila anlay sopapa mitry ihany koa sady efikasy ireo fa tsy vazivazy akory an! kozé:-P:-D:-D:-D:-D

19. simplex
(
23/04/2007 19:36)
tsy voatery mitovy fisainana ( sy faiblesse) doly ny vehivavy rehetra ka ra tena tian'la ho poinsiavana izy d tsy maintsy manomboka @ observation foana alou. Faharoa d'une maniere ou d'une autre, tsy maintsy exploiter-na ny faiblesse-ny.
Misy ihany ny coup classiq fa ra sipa milay matetika tsy mandaitra ireny.
Le sipa nokihan'la zao tsy voatery hoe tsy poinsa foana akory. Jereo alou sao de efa misy bandy hafa any, auquel cas mahaiza mionona. Ra mbola tsisy d jereo @ fihetsiny fotsiny e, ahoana ny fomba famaliny an'i toi, ny defense-ny, sns... tsy haiko andramo hitantarana zavatra perso ohatra, jereo fotsiny ny reaction-ny...

20. sakaizakely
(
23/04/2007 19:40)
simplex zao zalah ka tena mahay raha ! hita hoe efa manana experiansa am'lay taranja :lol::lol:
sady tena marina daholo ny raha lazainy :-D