fikotiana

41. kelly13 ( 24/04/2007 08:51)
d nanao ahona ny suite-ny fa liana b za oooo
42. lancia ( 24/04/2007 09:13)
Amiko njay wa ra vĂ´ be resaka mandoka de tonga de tsy poins mitry e
43. diamondra27 ( 24/04/2007 18:26)
de ahoana le sipa mikoty sipa :oops::oops::lol:
44. wooda ( 24/04/2007 18:29)
:-D nahampatsiaro ahy ianao sitlo, tsy ianao akory no memezako fa za ilay nikoty t@ voalohany, faharoa, fahatelo,... :-D :-D

loza be!
raha mba nisy anareo t@zany no nahitako conseil otran'izao de asa fotsiny ! :wink:
45. marindra ( 24/04/2007 22:22)
Ny tohiny tokony eny ampanehoana ny fitiavana no miseho na resahina.

marina akia zany a :wink:
46. sitlo ( 25/04/2007 00:29)
pissoa> dia izay hono no nahafaty azy :lol:

ilay izy ry reto tsy misy suite-ny izany fa mba eritreritra mandalo fotsiny ah.
47. fasaly ( 25/04/2007 06:12)
:-D:-D:-Dmatawatsa be mitsy sitlo zany hoe misy suite sa tsia...kerisay:x:wink:
48. kelly13 ( 25/04/2007 09:30)
kiiiii :(
49. sitlo ( 25/04/2007 14:59)
sa tohizana feu de l'amour hafa?

ahoana no atao raha tsy mirevy kolotsainy mihitsy? :-D, sa mody atao hoe zany mihitsy le tena tiako :-D, ny an-dry fasaly longo mitoto-bozaka be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5024