fikotiana

21. fasaly ( 23/04/2007 19:45)
raha bandy tsary mbola mahay mikoty loatra alou de tsy ahahtakatra zay sopapa n'i simp zay e! ohatra salmo
:-P

fa raha ohatra ka sipa tsy ho azo kosa ve inona no hi insistevana:-P
22. sitlo ( 23/04/2007 19:46)
sakaizakely> :b http://www.dailymotion.com/relevance/search/titi_mila%2Banao/video/x10m57_titimila-anao
fasaly> tokony nataoko tao am fahasalamana mihitsy angamba, fa tena misy partie tsy maniry mihitsy intsony kah

simplex> (observation -> estimation, esperance) dinihina ve hoe poinss vao alefa sa ze alehany any alehany.
ps: * ;-)
23. marindra ( 23/04/2007 19:47)
ka matoa ange izy mikoty anjy de tara izy zany e! fa fomba fikotina azahoana fotsiny io fa enao kou nge mety tara raha miady am piece nao lay bandy e!
de zaranao aza nisy anzay
izy kou ve hi insiste eo refa tsy azony kotina elabe enao

zany ve
mety ho marina zany a :P:wink::oops:
24. sitlo ( 23/04/2007 19:54)
marindra> marina mihitsy izany kah

fasaly:
raha bandy tsary mbola mahay mikoty loatra alou de tsy ahahtakatra zay sopapa n'i simp zay e!

theory nge be dia be eh, :-D, na za aza no nanontaniana dia bla bla bla fa rehefa eo :roll:.
Ny saina maharaka ny tokony ho atao fa ilay eritreritra tsy any mihitsy. :°)
25. fasaly ( 23/04/2007 20:04)
marindra::wink:^^:-D:-D:-D:-D

silto: loza kou zany:-D:-Dsao lasa diso fito no hatahorako ny ilany misy ny ilany tsy misy:-D:-D:-D:-Dna mivilana otran'ny an'i mister bînnn!:-P
26. sakaizakely ( 23/04/2007 20:20)
sitlo> atovy hoe j'te kiffe à mort ! la tchatche 7-8, ça marche à donf !

za toranme fona rehefa mahita an'i jamel debouze manadala vhv

ny fampimehezana ihany no fomba fikotina mamely indrindra :-P
marina e !

jereo melissa theuriau (journaliste investigateur) fa zakan'i jamel (humouriste) botry kely iny aza klé
27. pissoa ( 23/04/2007 20:25)
Aza asiana resaka be izany reto a ... he zany izy oe "be resaka" :{:{:{

refa tiana tonga d teneno oe "tiko ndriko ka ahoana ? " :-P:-D:-D:-D Izay sady rapida dia vita ny zistoara ... ary mety tsisy an'ilay fanaon'ny sipa hoe "Aleo alou zah hieritreritra" ( =))=))=)) )
28. fasaly ( 23/04/2007 20:42)
fita wa! sao be fitetika am taktika isakarazany nefa miala maina:-D:-D
29. sitlo ( 23/04/2007 20:44)
aleo misy zistoira kely koa

fa ny fitiavako anao iny e zistoira wa zistoira http://www.dailymotion.com/relevance/search/samoela/video/x1skkb_samoela1 :wink:
30. cutie ( 23/04/2007 21:07)
ary ahoana hono ry reto ny fomba ahitana sipa fa zay namako zay mitady :lol:
31. salmo1 ( 23/04/2007 21:37)
cutie: mivoaka @ trano na mitazana eo ambaravarakely, de efa mahita sipa:-D
32. cutie ( 23/04/2007 21:42)
salmo
tsy mety any @ misy azy hono zany fika zany :-D
33. salmo1 ( 23/04/2007 21:51)
Tsy aiko e, zah tsy sipa sady tsy ti bandy:-D
34. cutie ( 23/04/2007 21:54)
mba atoroy fika hafa moa ry salmo fa aza manao ohtran'io
toi toa mba mahita sipa ihany ( tantara forum) :-D
35. sitlo ( 23/04/2007 22:24)
asaivo mandinika ny karazana tovovavy tiany izy dia ho fantany amin'izay izay mety hahitany azy.

Ohatra hoe, tovovavy tia punk be ohatra no tiany dia asaivo mijery hard iray izy, dia hahita bedabe, etsetra etsetra
36. sitlo ( 23/04/2007 22:55)
pissoa:
Izay sady rapida dia vita ny zistoara =))


elvis presley:
Wise men say only fools rush in


raha adika tsotsotra, hoy ny hendry hoe ny ondrakondrafana ihany no maimaika :-D
37. pissoa ( 23/04/2007 23:34)
Sitlo :twisted::-D:-D:-D

Ity koa misy fikan'i Elvis Presley sady be resaka tsara otran'le tadiavin'i Sitlo :-P

Un jour Elvis vit une fille et lui dit : Tu sais, tu as de beaux yeux toi !
Elle répondit ; Oh Elvis !!
Ensuite il vit une autre fille et lui dit : Tu sais tu as une belle bouche !!
Elle répondit Oh Elvis !!!!
Elvis continua a se promener et vit une autre fille et lui dit : Tu sais tu as de beaux gros seins toi !!!
Elle répondit : Oh Elvis Presley

:-D:-D:-D
38. soanja ( 23/04/2007 23:44)
Ilay izy toa tsy ilaina teny akory rehefa samy tia fa mifampijery fotsiny sy tsiky de vita ny rehetra.
Ny fahitako azy io an. Rehfa avy eo de hoe aiza indry no mody na hoe mpianatra ve indry sa miasa sns...
Ny tohiny tokony eny ampanehoana ny fitiavana no miseho na resahina. :lol:
39. xxx ( 24/04/2007 00:32)
pissoa:

Sitlo :twisted::-D:-D:-D

Ity koa misy fikan'i Elvis Presley sady be resaka tsara otran'le tadiavin'i Sitlo :-P

Un jour Elvis vit une fille et lui dit : Tu sais, tu as de beaux yeux toi !
Elle répondit ; Oh Elvis !!
Ensuite il vit une autre fille et lui dit : Tu sais tu as une belle bouche !!
Elle répondit Oh Elvis !!!!
Elvis continua a se promener et vit une autre fille et lui dit : Tu sais tu as de beaux gros seins toi !!!
Elle répondit : Oh Elvis Presley

:-D:-D:-D


je veux bien les pressé, appel moi rah ohatra ka mila olona
40. fasaly ( 24/04/2007 05:38)
sitlo:

aleo misy zistoira kely koa

fa ny fitiavako anao iny e zistoira wa zistoira http://www.dailymotion.com/relevance/search/samoela/video/x1skkb_samoela1 :wink:



lay zotoara mandra be an!:P

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2347