tsy azoko!!!!!!!!!!
1. ravakamalala
(
19/04/2007 22:17)
tsy haiko tsara na efa nandeha teto ity resaka ity na tsia (tsy tadidiko tsara.. ) fa tsy maninona fa averiko ihany!
rehefa mitranga ny toe javatra toy izao : olondroa mifankatia , tsy nieritreritra ny hivady na ny hiteraka, nefa sendra bevohoka tsy nahy ilay vehivavy, ny zavatra tsikaritro dia ilay vehivavy foana no omena tsiny avy eo! fa ny lehilahy ohatran ny tsy asiana resaka!
Nahoana?
Ny eritreritro dia hoe satria ve ilay vhv no mety hizaka bebe kokoa ny vokany satria izy no mitondra ilay vohoka?
nefa naie io zavatra io niarahana natao e! ka tsy azoko hoe nahoana no ny vhv foana no omentsiny voalohany!

répondu par ravakamalala le 26/04/2007 13:10
2. Fiffi
(
19/04/2007 23:07)
tsy aiko fa ohatran'hoe le vhv no misy "hasina" bb kokoa ve satria izy no mitondra ny vohoka sy miteraka ? :roll:
3. ikaretsaka
(
20/04/2007 02:26)
marina ny an'i fiffi
Ny nanoharan'i dadabenay an'io t@ mbola kely dia hoe
io ohatran'ny kahie sy ny stylo fony izy nananatra an-dry cousines anay.rehefa mahita kahie mivelatra hono ny stylo dia manoratra foana .. fa ianao tsy mimenomenona loatra rehefa lany encre ny stylo fa matetika kosa rehefa lany pages ny cahier ka mitaraina any @ ray amandreny dia voateny kely foana vao mahazo... mba tsitsio eeee, laozana manao zedepoin eee!
fa ny stylo raha lany de na miteny aza ianao hoe lany encre ny stylo ko e.. mila chargena e.. na mila vaovao ka ampisehonao le stylo lany de vao mainka hafaliana aza no setriny hoe efa mahay manoratra tsara na mazoto manoratra!
zay le fiainana..
oy iznay zany koa ny lahy sy ny vavy... ny lahy ohatyran'ny stylo hono de ny vavy le taratasin-kahie
ianao no te hamelatra raha vavy ianao .. ilay nanana penina nanoratra fotsiny...
fa tadidio fa le soratra no mitoetra fa ilay stylo de lany de tany! jereo fa tsy tadidy akory hoe le stylo ohatran'my inona moa no nanoratako ity lesona important ity!:wink:

4. daroll
(
20/04/2007 02:30)
niarahana nanao le raha fa ny lehilahy tsy fantatra ny tompony de zay lay olana na le vavy aza ndray² matahotra milaza hoe iza ny rainjanany mba mailo ihany nareo vehivavy ary MAHAIZA MANAO TSIA E
7. vale
(
20/04/2007 10:41)
daroll:hihihihi!
niarahana nanao le raha fa ny lehilahy tsy fantatra ny tompony de zay lay olana na le vavy aza ndray² matahotra milaza hoe iza ny rainjanany mba mailo ihany nareo vehivavy ary MAHAIZA MANAO TSIA E
9. luciana5
(
20/04/2007 11:12)
:-D:-D:-D ny tsiny tsy misy , fa satria nipetraka iny de safidy tao zay, mahay manisa andro ve le mpivady aloha sa mila omena toro hevitra e zay vo mmmm:-*
10. sonwin
(
20/04/2007 11:34)
ravakamalala:
nefa naie io zavatra io niarahana natao e! ka tsy azoko hoe nahoana no ny vhv foana no omentsiny voalohany!
satria izay ilay fiainana
11. lapino
(
20/04/2007 12:02)
ravakamalala:Tsy ny vehivavy ihany fa ny lehilahy koa ka. Fa ny vehivavy no "physiquement" voakasika kokoa
rehefa mitranga ny toe javatra toy izao : olondroa mifankatia , tsy nieritreritra ny hivady na ny hiteraka, nefa sendra bevohoka tsy nahy ilay vehivavy, ny zavatra tsikaritro dia ilay vehivavy foana no omena tsiny avy eo! fa ny lehilahy ohatran ny tsy asiana resaka!
- na amin'ny datin'androny mialoha an'ilay acte
- na amin'ny fizakana ny vokany avy eo
Ny lehilahy indray "moralement" voakasika, ... tsy dia gravy kokoa :-P
12. simplex
(
20/04/2007 12:29)
ravakamalala:tena tsy rariny mintsy ny ataon'sitlo e :)
ny zavatra tsikaritro dia ilay vehivavy foana no omena tsiny avy eo! fa ny lehilahy ohatran ny tsy asiana resaka!
13. sitlo
(
20/04/2007 13:23)
sakaizakely> le ohatra noraisin'ika no nampe ahy ka
simpl> eh, alavitry ny afo ny kitay rah za no hanao an'izany :°)

14. ikaretsaka
(
21/04/2007 13:50)
sitlo> tena kozy ange io e.. dadabeanay rehefa mananatra dia zavatra amin'ny fiainana otran izany no ataon i lery ohatra!
ary jereo raha tsy marina izany
ary jereo raha tsy marina izany
15. ravakamalala
(
21/04/2007 13:54)
ny vehivavy, physiquement no voakasika, marina izany fa afaka ihany iny avy eo!
fa ny lehilahy indray, moramelement, hitako hoe gravy raha lhl manana morale aloha e! fa raha tsisy ve ... atao ahoana an!!!!!!!:roll:

17. pimaso
(
23/04/2007 07:08)
ravakamalala > ny 1e responsable kosa aloa dia ny vhv : satria nahoana?
- raha 14è jour ny vhv dia izy no mahalala voalohany;
- raha miinsiste hampiasa protection ny vhv , manaiky foana ny lhl;
- raha mitarika any @ chorale na eny @ bypass na piscine na studio na tennis na ...ohatr'izany ny vhv dia tsy ho adalam-b... ny lhl fa hivelatra kokoa ny sainy,
Andramo ka zahao...

18. nathie86
(
23/04/2007 13:37)
satria ny vhv no mibontsina ny kibony d fantantry ny olona hoe mitondra vohoka fa ny lhl tsy fantatra oe in marina ny rainy:roll:
19. tsiafoi1
(
24/04/2007 11:26)
Tsisy zavatra vita raha tsy manaiky ny vehivavy (afatsy ny viol), noho izany tompon'andraikitra voalohany foana izy
20. lapino
(
24/04/2007 14:10)
simplex:Farafaharatsiny mba feuilles volantes e ?! :°)
tena tsy rariny mintsy ny ataon'sitlo e :)