tsiafoi1, ikaretsaka >
ny "demande" no misy alohan' ny "offre", tsy maintsy hoe nisy nitady izay vao manome, na mivarotra, na ...
ka hoy aho hoe raha tsy mi propose ny lhl, tsy hanaiky ny vhv! vitsy angamba ny sipa tonga dia hoe hisaveraka eo amina lhl izany, tsy maintsy nangataka ilay lhl vao nanome izy, ary nanome izy satria nahomby ny toky fitaka nomen ilay lhl azy! .....tttttssssss....
:b