misy hira katolika izay (mahaiza misaotra sy mankasitraka ny lohateniny)
dia any amin'ny andininy faharoa misy manao hoe: ". . . na teo ny orambaratra sy ny tselatra , na teo ny andro sarotra sy ny haizina,
tsy nisy nikemo fa teo lalandava ny Tompo"
Fiteny avy aiza kay io dia midika hoe maninona?
Misaotra