Fampitomboana tahiry biz'oroka

1. hery ( 18/04/2007 11:35)
Efa mandeha amin'izao fotoana izao ilay fampitomboana tahiry bizoroka maimaim-poana. Jereo eo amin'ilay hoe hampitombo tahiry http://serasera.org/namana/?rub=namana/countclick

isaky ny mi-click indroa dia mahazo tahiry 1
indray mi-click isanandro ihany

izany hoe raha mazoto dia mety hahazo tahiry 15 :-p


répondu par simplex le 27/04/2007 21:33
2. Fiffi ( 18/04/2007 12:09)
humm......tena nanindry fa tsy nahazo :roll::-D:-D:-D
de tena efa lasa tokotrany le dokambarotra fa tsy nampiova an'le biz :{:-D:-D
3. hery ( 18/04/2007 12:12)
tsy namaky tsara indray i Fiffi :-)

isaky ny mi-click indroa dia mahazo tahiry 1
4. Fiffi ( 18/04/2007 12:14)
ka vao nikliky zah de efa lasa le dokambarotra koh ! de niverina zah de nisy soratra hoe "efa...rahampitso indray...."
5. hery ( 18/04/2007 12:15)
Dia misy an'izao koa io ambony io

indray mi-click isanandro ihany
6. Fiffi ( 18/04/2007 12:19)
ié ! ka nijereko raha nahazo zah de tsy nahazo de niverina kay efa nanjavona le dokambarotra koh ! :)
7. Stretch ( 18/04/2007 12:19)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0035.gif[/IMG]misaotra am fampatsiahivana .
8. sasa ( 18/04/2007 14:48)
hi hi hi za koa tsy nahazo resaka teo fa efa haiko amzay kay kan merci hery a:-*
9. fasaly ( 18/04/2007 15:58)
:-P
mitsidika iany refa te hahazo tahiry fa mbola kamo klou zao:-P
10. sakaizakely ( 18/04/2007 17:19)
Fiffi:

ié ! ka nijereko raha nahazo zah de tsy nahazo de niverina kay efa nanjavona le dokambarotra koh ! :)


indraipa isanandro ihany
dia raha manao bis rahampitso dia izay vao mahazo

izany hoe au grand max 15 bizoroka en plus anatin'ny iray volana
(1 isaky ny roa andro)


11. xxx ( 18/04/2007 17:51)
Ary i Fiffi koa mapieritreritra zany an
milamina tsara ve njy io ? :-D:-D:-D:-D
12. cutie ( 18/04/2007 21:52)
misaotra fa za mila mampitombo biz oroka mitsy :-D
13. sakaizakely ( 19/04/2007 10:47)
mety tena mety

misaotra an'i Hery :P
14. ftma ( 19/04/2007 11:38)
averiko ato: hery: ary misy fomba hadavana ilay biz'oroka nga? na tsy mety nga raha zaraina izay azo?
15. Fiffi ( 19/04/2007 12:23)
xxx:
Ary i Fiffi koa mapieritreritra zany an
milamina tsara ve njy io ? :-D:-D:-D:-D
xxx: enao no tsy milamina matoa miafina am xxx ! mba mahaiza mitsotra miseho masoandro tahaka anaha de milamina daholo ny rehetra.............


16. hery ( 19/04/2007 17:17)
ftma> non... tsisy fomba handavana biz'oroka.

Ny principe ao dia hoe

1. Ze voa mangina...
2. Raha mahay mamaly :-p
17. Fiffi ( 20/04/2007 07:32)
:-D:-D:-D tena nahazo....aza venjana hiany hoa eh ! :oops: :-D:-D:-D
18. Fiffi ( 20/04/2007 07:34)
ary maninona raha atao tahiry fa tsy azo hampesaina an ! de ohatra hoe azonao jerena ny isan'ny biz'oroka azonao hatram-zay ?
19. hery ( 20/04/2007 08:17)
Fiffi> Tsy azoko ilay fanontaniana.
20. Fiffi ( 20/04/2007 09:25)
Hery: ny tiako lazaina de hoe: etsy ankavia misy soratra hoe "tahiry biz'oroka azonao" de maninn hoa raha atambatra ao ny biz'oroka azonao hatram-zay ? fa tsy azo hampesaina io fitambarany hatram-zay io an ! de ohatra hoe tam mois passé zah nahazo 15 de jusqu'am faran-volana ity de nahazo 40 zah de eo ambany eo misy ny tahiry hatram-zay....mitambatra..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4267