Fampitomboana tahiry biz'oroka
41. ftma
(
26/04/2007 18:26)
marindra: efa nomeko any ilay izy fa rehefa tsy tia avereno aty :-* ny an'i simplex efa natokany hoan'ilay namany iray izay :wink:
43. simplex
(
26/04/2007 21:14)
fa ny dikan'ny ftma nga tsy fantatr'i marindra hoe,
ftma: fanehoana ny tena masiaka aminy :°):-P:roll::P
mety tsy masiaka kosa e, le m manko mety miova hoe "manja" ;-):b:b
ftma: fanehoana ny tena masiaka aminy :°):-P:roll::P
mety tsy masiaka kosa e, le m manko mety miova hoe "manja" ;-):b:b
44. ftma
(
26/04/2007 21:16)
marindra nga njy be fiantana lotra ko mila kapoana kely :wink:
simplex efa hainjy mihitsy ny dikan'ilay ftma :-*
simplex efa hainjy mihitsy ny dikan'ilay ftma :-*
45. marindra
(
26/04/2007 23:13)
fa manin nefa i simplex tsy mety manome e:-D
sarotra angatahina zany ra oul=((
ftma tokony natao we mianta ny psko-fa tsy marindra 8)
sarotra angatahina zany ra oul=((
ftma tokony natao we mianta ny psko-fa tsy marindra 8)