Fampitomboana tahiry biz'oroka

21. ftma ( 20/04/2007 17:35)
1. Ze voa mangina...
2. Raha mahay mamaly

hery: :-*
22. simplex ( 23/04/2007 19:01)
ary hono wa ry hery,

tsy mety nga ra ampiana hoe mitrosa bizoroka kou :)
Ohatra hoe, trosa bizoroka 1 ~ mikliky in-3 any @ futur (ohatra ao anatin'ny 2 andro tsy maintsy aloha ny trosa). Tsy haiko e. D azo ferana ihany kou hoe trosa 5 isam-bolana no azo omena.

Le trosa zany lafolafo k tsy maintsy hoe ol tena mila bizoroka vao miditra aminy. Mety ilaina ihany io refa sendran'le mahazo bizoroka tampoka nefa ny stock efa, tena afabaraka mintsy kle :°):oops:

23. marindra ( 23/04/2007 19:13)
za zao mbola tsy nandefasan'i simplex biz oroka mitsy :-w=((
24. simplex ( 23/04/2007 19:39)
:D:D:D:D
nanjavona hoazy tao le izy d tsy manana tsony za :):oops::°)
25. marindra ( 23/04/2007 19:44)
ka ampiasao le tetika ao ambony io koa
@ zay tsy manjavona tsony :P:D
26. xxx ( 23/04/2007 21:03)
ftma:
ary misy fomba hadavana ilay biz'oroka nga?
kel modestie!:x taiza no mbola nisy olona nandà biz'oroka?:x


27. cutie ( 23/04/2007 21:05)
azo sakanana ka fa tsy lavina :-D
na tonga de fafana :-D
28. ftma ( 24/04/2007 07:41)
kel modestie! taiza no mbola nisy olona nandà biz'oroka?
xxx: ka raha olona tsy tiana ve manome tsy ho lavina :wink:
cutie: hihihihihi efa nataoko io :D
simplex: hitako hoe najavona aiza ny tahiry biz'orok'ela :wink:
29. dadie ( 24/04/2007 07:52)
ftma> za alo tsy anda ze manome ahy ehihihihi ,ze mbola tsy naita ahy ka ra mila sary ko mbola omeko koa hihihi ( sangy2 zany ry reto an )mba mapiresaka an'i ftma top biz'oroka zaaaaaaaaaaaa
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0069.gif[/IMG]
30. ftma ( 24/04/2007 08:19)
dadie: tsy manda koa za :wink: fa misy manome nefa tsy voavaly dia tezitra ko :D
Misaotra ilay manome aloha e :-* dia aza tezitra fa za tsy manana hamaliana azy fa io fotsiny :-*:-*:wink:
31. marindra ( 24/04/2007 22:18)
simplex: hitako hoe najavona aiza ny tahiry biz'orok'ela

hummm mazava @ zay ny resaka :-w
32. ftma ( 24/04/2007 22:43)
mialona dray marindra :-*
33. marindra ( 24/04/2007 22:45)
ka tsy mba mahazo biz oroka koa :-w
34. ftma ( 25/04/2007 09:03)
marindra: andraso fa omeko rehefa manana za :-*
35. xxx ( 25/04/2007 09:25)
ftma:
xxx: ka raha olona tsy tiana ve manome tsy ho lavina :wink:
raha mbo tena io moa maninona?fa ilay mividy mampitombo ny azy hiany sy ny fanenjehina no hafahafa!


36. ftma ( 25/04/2007 11:45)
xxx: misy mividy nga? iza no handany vola amin'izany
de iza mifanenjika
xxx aza miafina xxx fa mba mivoha ao e :D
37. simplex ( 25/04/2007 17:03)
sao d mba tsy ampy bizoroka kosa i xxx kou :) tonga d ity ny avance :*:*;-)
38. dadie ( 25/04/2007 18:15)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 19-04-2007 13:38:06
ary misy fomba hadavana ilay biz'oroka nga?

ftma a ra misy manome toi ka tsy tin'i toi d teneno oe omeo an'i dadie an ,sady tsy ho tratranay koa anie ny an'i toi io e hihihihi:-*
39. ftma ( 25/04/2007 18:52)
dadie: ny any copine efa tena vrai biz'oroka no omena ka :-*
40. marindra ( 25/04/2007 21:25)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 25-04-2007 11:03:15
Lohateny : Re : Fampitomboana tahiry biz'oroka
marindra: andraso fa omeko rehefa manana za

non wa
le avy any @ simplex ihany no tiako ho azo :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.187