asehoy eto e!
5. xxx
(
15/04/2007 14:29)
http://www.rhumdemartinique.com/recettes/decoration/images/coucher_soleil.JPG
6. vale
(
15/04/2007 14:54)
bilakarenjy::-D:-D:-D sotra t@ sary fa misy alaina an'eritreritra!:wink:
Ity zao no masoandro mody any Dago (Toliara)
11. tynah
(
15/04/2007 17:31)
Tena mahafinaritra be doly, indrindra ilay nalefan'i Bilakarenjy , m'sotra lesy eh!!!:-* mampi te hody be zany ny mijery azy.
17. booboo
(
17/04/2007 09:27)
ilay sary voalohany sy io nalefan'i Tselm io no tiako indrindra hatreto :}
18. ftma
(
17/04/2007 10:06)
booboo mba halefaso ilay sary mody masoandro nalaintsika tary amorondrano fa tsy hananako intsony :wink:
19. booboo
(
17/04/2007 10:10)
Ftma >Eny tokotrany ! andraso alefako any dia ampidiro ato avy teo fa zà tsy mahay hihihihihihi

