asehoy eto e!

21. Stretch ( 17/04/2007 17:15)



ZANAK'I GASIKARA MODY ARIVARIVA :-D
22. andrea ( 17/04/2007 18:02)
shh ny anareo koa .. mampanonofy kitana..
23. Stretch ( 17/04/2007 18:08)
inn aky ny kitana nofisindry ry andrea ?
kitana manandrambo sa kitakely miady laona :-D
24. andrea ( 17/04/2007 19:29)
Stretch:

inn aky ny kitana nofisindry ry andrea ?
kitana manandrambo sa kitakely miady laona :-D

ilay kitana mihady lohalika akia satria voky nem sy sambosa .. de lasa manonofy atoandro :-D :-D


25. Stretch ( 17/04/2007 19:35)
vavao be ndray zany kintana miadilohalika zany , tena mbola tsy naheno an zany a ! marina mafy,
:-D
26. mbaliana ( 17/04/2007 19:45)
:-D:-D:-D
27. Stretch ( 17/04/2007 19:50)
tena miadilohalika marina fa le resaka resaka :mody masandro
ny andry ndray kitana sahady , mbô volana klou ny hita vô kitana , aorianan'ny fodian'ny masandro :roll:
28. diamondra27 ( 17/04/2007 20:38)
tslem sy strech: hummmmm mahay an!


hay ato zany nareo no manao application @ le mametraka sary an!
bravo e! mazotoa , suis fière de vous :-*:-*:-*
29. lancia ( 19/04/2007 13:12)
efa lasa nody tanteraka le masoandro de tsita tsony:-D:-D
30. princesseN ( 19/04/2007 17:50)
tslem a! tsar be ny masoandro modinao io!mba ento eny za e!:wink::wink:
31. bilakarenjy ( 19/04/2007 22:10)
32. bilakarenjy ( 19/04/2007 22:18)
efa lasa nody tanteraka le masoandro de tsita tsony


mbola hipoitra izy avy eo hitondra maraina vaovao indray ka .

33. bilakarenjy ( 21/04/2007 17:14)
34. bilakarenjy ( 21/04/2007 17:22)
35. Fiffi ( 25/04/2007 20:30)
masoandro mody mampalahelo........
36. bilakarenjy ( 24/05/2007 20:35)
Ny tiako hitarihana ny sainareo de hoe :alefaso ny sainao rehefa mahita io masoandro mody io ,fa tena mahita zavatra tsy eritreretinao mihitsy ianao .

Ary miverina ao an-tsainao daholo ny zavatra rehetra nataonao sy niainanao .

Toy ity iray ity zao



Misy zavatra miafina mikasika ny fiainako zao raha vao mijery an'io.
37. Stretch ( 24/05/2007 20:41)
fa ny mahagaga ahy eto dia manoratra i Fiffi androany 25-04-2007 22:30:44
ery ambony
dia manoratra indray bila
eto ambany omaly 24-05-2007 22:35:24

:-w
38. poussy3 ( 27/06/2007 11:57)
lazao amiko oe ry bila zany zava-miafina zany, za mantsy tena tsy mahita mintsy, ny masoko mitady ho reraka mijery , fa tsy mahita ninoninona, lasa te hatory be! tiko fotsiny lay sary de zay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0867