asehoy eto e!

1. bilakarenjy ( 15/04/2007 10:13)
Mba asehoy sary eto ilay masoandro mody takariva iny re ry reto a! .



novalian'i poussy3 ny 27/06/2007 11:57
2. fasaly ( 15/04/2007 12:48)
3. bilakarenjy ( 15/04/2007 13:19)
Ity zao no masoandro mody any Dago (Toliara)

4. fasaly ( 15/04/2007 14:00)
8) ny anay mbola tsy niletika ny masoandro anio fa mibalika be!8)
5. xxx ( 15/04/2007 14:29)
http://www.rhumdemartinique.com/recettes/decoration/images/coucher_soleil.JPG
6. vale ( 15/04/2007 14:54)
bilakarenjy:

Ity zao no masoandro mody any Dago (Toliara)


:-D:-D:-D sotra t@ sary fa misy alaina an'eritreritra!:wink:


7. sitlo ( 15/04/2007 15:21)
:-D
8. vale ( 15/04/2007 15:41)
in? :-D:-D koa lavitra koh in ndray^:^, hihihih
9. vale ( 15/04/2007 15:48)
jimmy an,:°) sode mila hitondràna?:-D
10. fasaly ( 15/04/2007 15:52)
11. tynah ( 15/04/2007 17:31)
Tena mahafinaritra be doly, indrindra ilay nalefan'i Bilakarenjy , m'sotra lesy eh!!!:-* mampi te hody be zany ny mijery azy.
12. xxx ( 15/04/2007 18:05)
14. bilakarenjy ( 15/04/2007 21:50)
misaotra ry tynah

Ity indray masoandro mody any dago ihany (toamasina)


15. Fiffi ( 16/04/2007 09:40)
16. tslem ( 17/04/2007 08:58)

:wink:
17. booboo ( 17/04/2007 09:27)
ilay sary voalohany sy io nalefan'i Tselm io no tiako indrindra hatreto :}
18. ftma ( 17/04/2007 10:06)
booboo mba halefaso ilay sary mody masoandro nalaintsika tary amorondrano fa tsy hananako intsony :wink:
19. booboo ( 17/04/2007 10:10)
Ftma >Eny tokotrany ! andraso alefako any dia ampidiro ato avy teo fa zà tsy mahay hihihihihihi
20. Stretch ( 17/04/2007 17:03)






ZANAKA MPANARATO MODY AM LAKANJEJO Ô !:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0492