ligue des champions:Final;CHEALSEA-MILAN AC!

1. ronaldo09 ( 14/04/2007 09:16)
Mazava ho azy fa ireo ekipa roa ireo no hanao ny famaranana raha ny fanhombiazany tany antaninolona nandritra ny lalao 1/4 no jerena .I Mn.untddia sanjila fotsiny fa tsy hankaiza!
répondu par rapala le 25/05/2007 15:26
2. karinah ( 14/04/2007 11:11)
M Ac hatrany!
3. simplex ( 14/04/2007 18:07)

Za koa alou chelsea fa na izany aza, tsy azo sousestimer-na mintsy Manu kle. Jereo fotsiny ireny ny english premier league, hehe :)
4. salmo1 ( 14/04/2007 18:11)
Zah maka Chelsea
5. piste ( 14/04/2007 19:19)
Milan hatrany
6. rapala ( 14/04/2007 20:09)
Man U ihany wa, jereo fotsiny iny 7-1 contre Roma iny:D
7. Mandefitra ( 16/04/2007 09:22)
Za ko maka Man U eto...club italiana roma sady faha-2,resiny 7 sy 1 ... ny finale iray zao FA cup man U # chelsea ... 4 sy 1 no nandresen i Man U an i watford, chlsea kosa efa niditra prolongation vo naharesy an i blackburn 2 sy 1 .... Finale:
Man U # chelsea
8. simplex ( 16/04/2007 09:48)
fa zao e, tsy maintsy mahazo coup doly @ ity Manu sy chelsea. Na premier league, na FA, na champions league :) Ra tsy hoe ho azon'i chelsea doly izy rehetra nga :°):P;-)

9. rapala ( 16/04/2007 17:30)
Mandefitra: give me five!:)
10. ronaldo09 ( 17/04/2007 07:36)
Ny olana ao amin'ny Man-untd ange de ty C.Ronaldo ity ohatry ny manao lalaon-jaza ledala.Fa na izany aza mahomby ihany raha vao vendrana ny lateral gauche!Fa raha vao mifandona amin'ny Chealsea de tsy makaiza devann'i Ashley Cole!
Milan dia tena henja ry KAKA sy Nesta!Ny olana fotsiny dia ny mpanafika no osaosa ,za aloha tsy matoky an'i Gilardinho mihitsy na koa i Inzaghi!
Final Chelsea sy Milan!
11. Pypo ( 24/04/2007 14:28)
Ny club anglisy zao no hitako fa matajaka indrindra any Europe, MU voalohany @ championnat d'angleterre sady en forme tsara mitsy na dia misy joueur maratra aza, sur za fa hanao Finale any Athènes izy ny 23 mai.Torak'izany koa Chelsea.finale 100% anglais io e.
za maka CHELSEA.:D
12. kelly13 ( 24/04/2007 14:36)
:oops: tsy mpiondana bol kle
13. Mandefitra ( 25/04/2007 05:04)
Man U 3 - Milan AC 2 .. mbola baolina miady @ retour any Milan.
14. ronaldo09 ( 27/04/2007 10:49)
Ka za ange ry zareo efa milaza ery ambony fa Chelsea sy Milan no manao final ,ratsy be le 3-2 tany Londre ka mazava ho azy fa tsy tafa ny Man-Untd!
15. naughtyboy ( 01/05/2007 15:29)
za kalo mitovy hevitra @ nareo mitsamy ry simplex ary mandefitra fa ra misafidy de ozy zaoe Red devil(Man.Uted) ,sady tsy voako ko ty Mourinho lasakovavany fotsiny ty na de nahazo titre premiership indro nisesy aza t@ chelsea.Ny antony de manana consistance koko Man.U t@ ty saison ty ary tsy betsaka naratra ny mpilalao
16. onjah ( 01/05/2007 16:06)
Ny baolina boribory, ho hita eo izay mibata ny amboara


17. mandrindra ( 02/05/2007 13:41)
dia latsaka aloha izany i chelsea; raha ny endri-dalao omaly no jerena dia mendrika ny fandresena i liverpool. somary misy fahabangana lehibe ao amin'ny milieu de terrain an'i chelsea. tsy misy manao transmission manelanelana an'i makelele-lampard sy ny mpanafika.
androany hariva indray dia hitako fa mbola handresy ihany i manchester. indrindra moa fa raha tsy manao i gattuso sy i maldini izay andry iankinan'ny rafitra fiarovana afovoanin'i milan ac. na dia mirindra aza ny lafiny taktikan'i milan dia mahafinaritra ny mijery ny lalaon'i manchester izay miompana any amin'ny fanafihana ary misokatra tanteraka mampiasa ny elatra roa.
18. rapala ( 02/05/2007 20:22)
ronaldo09:
Mpandefa : ronaldo09 [ Valio ] 27-04-2007 12:49:03
Lohateny : Re : ligue des champions:Final;CHEALSEA-MILAN AC!
Ka za ange ry zareo efa milaza ery ambony fa Chelsea sy Milan no manao final

resin'i liverpool omaly ry zalahy (chelsea) d ahôna, iza ihany izany no any @ final? i Man U indray toa ho resin'i milan k'ity...
19. ikaretsaka ( 03/05/2007 03:34)
nena rangaha Barea ihany a
20. mandrindra ( 03/05/2007 08:44)
niondrika tamin'ny isa mavesatra mihitsy i manchester.

rehefa avy nifanandrina tany istaboul i liverpool sy milan dia any grèce indray no hihaona izany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5193