ligue des champions:Final;CHEALSEA-MILAN AC!

21. simplex ( 03/05/2007 10:38)

:snif::snif::snif:
resy kou ve ranga ManU le :snif::snif::snif:
za tsy hijery tsony, aleoko maty :snif::snif::snif:

zay d hisy jiolamboto ho faly be eo ndray zao :roll::-w:-w odoieeeeeeeeeee :b:b:b:b:b

:twisted: d ampy
22. naughtyboy ( 03/05/2007 14:52)
filma efa nandeha njay ty final ty fa toa:-/ifindra tanana any milan ny kopy @ ty nefa aleo ihany jerena sao :-D
23. rapala ( 03/05/2007 15:06)
simplex: zah koa akia nalahelo fa resy zareo a! Enga anie izy tsy ho resy @ FA final satria handé hijery andry zalahy any Wembley mintsy zah @ 19 mai.
Na resy aza izy, atao ahôna, tsy mila miovaova izany:(
24. ronaldo09 ( 05/05/2007 11:12)
Ny faharesen'i Chelsea dia mazava ho azy fa ny fahabangan'ireo mpilalao andry 3 lahy dia i Michel Balack ,Ricardo Carvalho ary i Andrei Shevchenko :Eo amin'ny vody laharana dia hita ho tsy mahay miaraka i Essien(izay nisolo an'i Carvalho) sy i Terry.Eo afovoany indray dia tena nandreraka i Mickel izay nanova tanteraka ny endridalaon'i Chelsea satria tia manary baolina ny nao lahy ,eo amin'ny lohalaharana dia niady irery Drogba satria tsy zatra miaraka aminy i Joe Cole!Ny fandresena eo amina fandakana penalty aloha tsy azo lazaina hoe :Mahery i Liverpool e!
Dia viatan'i Milan matavy tsara kosa i Man.Untd izay be mpilaza fa manana ny maha izy azy:I C.Ronaldo sy i Rooney dia manao kilalaon-jaza fa tsy mampiseho endri-dalao manao ahoana!Hita tokoa fa tena voatazon-dry Gatusso sy Nesta ny tao amin'ny vody laharana ary mendri-piderana raha baolina no resahina i Kaka sy i Seedorf !
Milan # Liverpool: Any Grece no hatao fa tsy any Turquie toy ny t@ 2 taona .Istambul an'i Liverpool fa i Athenes kosa an'i Milan !
25. Mandefitra ( 07/05/2007 04:49)
Iny aloha efa samy vita, anisan'ny banga tao @ manchester ko ny tsy nahateo an'ny defenseur toa andry ferdinand sy neville.Fa @ premier league klo zao de efa lasan i ManU ny coupe,refa tsy naharesy newcastle sy bolton ary arsenal i chelsea ..... Any @ finale FA Cup ndray mifampitady.
26. rapala ( 10/05/2007 17:56)
Any @ finale FA Cup ndray mifampitady.

tena any marina mintsiny......
27. jpapoozy ( 14/05/2007 15:54)
mba handefaso sarin'izay wembley vaovao izany ny bandy rapala rehefa tonga any a:wink:
28. rapala ( 15/05/2007 18:03)
ok 8)
29. simplex ( 19/05/2007 18:13)
ou la la
ou la la
ou la la
la ouuuuuuuuuuuuuuuuu

miala tsiny @ ze fan Manu retra alou fa tsy maintsy mankafy kely ny bandy e.
Sorrrrrrrrrrrrrrrrrryyyyyyyyyyyyyyyy!!!
atao ahoana fa zay no lahatra e, A/tra nanome fa i kotokely no tsy nambinina. @ manaraka ndray e :roll: oe oe, oe oe :*:*:*

ps: Giggs, Ronaldo: useless 8)8):b:b:@:@
30. rapala ( 20/05/2007 12:18)
simplex: tena nalahelo fa resy f'atao ahôna, tsisy hidiran'Atra mihintsy izany... hitako fa i Rooney no 'let down' be tao satria nanana chance bdb mihintsy, tokony ni-score fa tsy tafiditra fa lasa 'wild' be fôna. i Ronaldo kosa aloha tsy lasa e, zà gaga hoe izy no nahazo ny sportsman of the year...mahay milalao ny ekipa fa t@ ity tena nandreraka be, i Chelsea 'just lucky':-P:-PDrogba:-P:-P
Man U ihany na resy na tsy resy ô!Efa nahazo ny Premiership zareo=D
31. simplex ( 23/05/2007 15:18)
rapala,
vato 1 ve d mba hoampy rakoto a :-P fa tena marina fa sady fahaizana kely, no vitana be le chelsea. Mais bon, ze mandresy ihany no voatadidy :°):b:b

androany hariva ndray, Milan mazava hoazy ;-). Liverpool kou manko AREMA be :roll: oe oe, oe oe, rombo rombo rombo 8)8)
32. rapala ( 23/05/2007 17:59)
simplex: indry koa retsy mampmé, ampy fôna na vato ira aza knou....Na tsy mandresy aza akia rehefa ekipa tiandry dia tadidy fôna a:lol:
Raha hisafidy indray zaha androany dia 'arema', hihihi
Liverpool indray, na mahay tahaka inn aza i Milan, fa raha mi-contre any Man U kosa i Liv, dia mazava ho azy ny valiny:-D:-D:-D
33. simplex ( 24/05/2007 11:53)
hu hu hu
k'aiza izy zany rapala ;-)
aza miady vitana @ akoho wa :roll: Arema kosa v d handresy firaisankinam-pirenena :°) tsy maintsy mipoka ny sarom-bilany e :-P
@ heri-taona ndray lesy e ^:^^:^

peace,
:-*
34. rapala ( 25/05/2007 15:26)
mbola be akia ny ho avy ry simplex a, boribory ny bôl, miodikodina eo fôna io e! Izahay mahandry fôna, izany no tena antony maha-'fan'ange fa tsy hoe refa resy izy dia mitady ekipa hafa, non!!!8)8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8396