Mampanontany tena lalina io referendum io: na handresy aza ny ENY, na resy ny TSIA: inona no dikan'izany raha olona iray no nifidy azy amin'ny efatra tokony nifidy nefa tsy nifidy noho ny antony maro. Dia hanana "crédibilité" ve ny mpitondra satria mandresy ? Ary ireo tsy mifidy ve tsy mandrora mitsilany ihany ? Ny tantara no hitsara, fa dia ho hita eo ny tohiny e !