Ho aiza isika ity e !

1. xxx ( 06/04/2007 05:55)
Mampanontany tena lalina io referendum io: na handresy aza ny ENY, na resy ny TSIA: inona no dikan'izany raha olona iray no nifidy azy amin'ny efatra tokony nifidy nefa tsy nifidy noho ny antony maro. Dia hanana "crédibilité" ve ny mpitondra satria mandresy ? Ary ireo tsy mifidy ve tsy mandrora mitsilany ihany ? Ny tantara no hitsara, fa dia ho hita eo ny tohiny e !
novalian'i Vahinala ny 06/04/2007 10:37
2. HectorBlood ( 06/04/2007 07:11)
xxx>> Ho any jamaïka lesy tsika fa aza taitra a, efa mandalo an le tetezana makany tsika zao.:@
3. Pouna ( 06/04/2007 09:43)
Jamaïka be jamala ve:, ka toa tapaka ny tetezana makany fa nisy nanapoaka sady simban'ny Jaya teo !:-D:-D:-D
4. Vahinala ( 06/04/2007 10:37)
tetezana anabakabaka ndray tadiavina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7749