sekta [0]
3. Rasiligaoma
(
02/04/2007 12:21)
arakarak'ilay firehana sy ny tanjona tena tian'ilay nanangana azy hahatongavana
4. jhouhlambout
(
02/04/2007 12:34)
Raha misy sekta manimba ny maha-olona sy manambany ny fiainana eto an-tany dia ratsy izany, rehefa skte alou dé ratsy foana na izany aza é![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Anges_et_d%E9mons/diable.gif[/IMG]
5. ikaretsaka
(
02/04/2007 12:51)
Simplex:
mila an'i LD ela!
lery atao mpitory teny dia ialahy manangona Rakitra.:wink:
mahazo tsara amin'izay!
Hevitra ny ahy iny an!
mila an'i LD ela!
lery atao mpitory teny dia ialahy manangona Rakitra.:wink:
mahazo tsara amin'izay!
Hevitra ny ahy iny an!
7. ikaretsaka
(
02/04/2007 13:32)
cutie> kozy nge zany e!
Milaza ny marina sy ny hevitra farak'izay tsotra ndray ny bandy de hihomehezana..
eeeenao aaaaan!
Milaza ny marina sy ny hevitra farak'izay tsotra ndray ny bandy de hihomehezana..
eeeenao aaaaan!
9. prime
(
02/04/2007 13:51)
Tsy ny sekta na ny tsy sekta no tonga dia tsara na ratsy avy hatrany fa ny finoana sy ny foto-kevitra vohizina sy ny fomba fanao ary ny tanjona tian'ilay mpitarika ahatongavana... toy ny hoe, tsy ny anaram-piangonana no mahatsara na maharatsy fa ny herin'i Kristy miasa amin'izany fiangonana izany na tsia...
10. cutie
(
02/04/2007 13:52)
Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 02-04-2007 14:21:04
Lohateny : Re : sekta [0]
arakarak'ilay firehana sy ny tanjona tena tian'ilay nanangana azy hahatongavana
11. simplex
(
02/04/2007 13:58)
prime:midika ve izany fa hiditra/niditra sekta ela tato ho ato na atsy aoriana kely?
Tsy ny sekta na ny tsy sekta no tonga dia tsara na ratsy avy hatrany fa ny finoana sy ny foto-kevitra vohizina sy ny fomba fanao ary ny tanjona tian'ilay mpitarika ahatongavana... toy ny hoe, tsy ny anaram-piangonana no mahatsara na maharatsy fa ny herin'i Kristy miasa amin'izany fiangonana izany na tsia...
16. pecto
(
02/04/2007 14:40)
simplex:
ratsy nga ny sekta e ? :P
Tay amin'ny amany io anaka fa tandremo(Manipulation mentale!!!!!!)
17. majesty
(
02/04/2007 14:54)
Hoy Luther hoe "raha ny secta no hananako ny fiainana mandrakizay dia tsy isalasala ny hirotsaka ho anisany aho":D
18. simplex
(
02/04/2007 15:49)
ka ra vao tsy misy anarana d lasa mifangaro ny vary sy ny tsiparifary kou :P
19. ikaretsaka
(
02/04/2007 16:10)
majesty:
Hoy Luther hoe "raha ny secta no hananako ny fiainana mandrakizay dia tsy isalasala ny hirotsaka ho anisany aho":D
dia tena lasa any fiainana mandrakizay ve lery?