sekta [0]

41. ikaretsaka ( 04/04/2007 01:56)
majesty>de teneno koa letsy aho hoe misy toaka ve any sa tsisy
42. fijo ( 04/04/2007 22:24)
raha ratsy aby ny sekta tsy nisy ny kato sy ny protesta
43. ikaretsaka ( 04/04/2007 23:09)
fijo> otran'ny tsy nianatra tany @ kato koa ramose
44. HectorBlood ( 05/04/2007 07:03)
Secte= ireo tsy mino ny fisian'Kristy
45. prime ( 05/04/2007 12:44)
simplex:
midika ve izany fa hiditra/niditra sekta ela tato ho ato na atsy aoriana kely?
... Efa nilaza ny fiangonana misy ahy aho ary tsy manana eritreritra ny hiala aho rahateo...:)
simplex:
tohiny: in ny anarany?
... important ve izany? tsy ny anaram-piangonana anie no hidirana any an-danitra e...
46. ikaretsaka ( 05/04/2007 16:35)
Hoy i simplex:
tohiny: in ny anarany?
... important ve izany? tsy ny anaram-piangonana anie no hidirana any an-danitra e...

prime: ka mba te hahalala ilay olona re!
47. fijo ( 05/04/2007 21:09)
ika an,,avahako tsara kosa ny fianarana tany ka,iny zavatra hafa
48. prime ( 07/04/2007 06:55)
ikaretsaka a, tsy efa voavaly imbetsaka ve izany e...:)
49. ikaretsaka ( 09/04/2007 23:24)
ka misy olona tsy nahita ilay valiny ko:roll:
50. prime ( 10/04/2007 12:22)
Tsy maninona, ao amin'ny fiangonana FJKM aho... afapo??:lol:
51. Rasiligaoma ( 10/04/2007 18:51)
Prime=tsy FJKM izany fa EJCF satria ianao any frantsa!
52. Mandefitra ( 11/04/2007 06:26)
AMiko antsoina hoe sekta ny fiangonana iray rehefa ny fitiavam-bola sy fitiavam-boninahitra no hery manosika ireo mpanorina sy mpitarika ny fiangonana.Ary ny loza de toy ny olona azo babo ireo zay mpiangona ao @ zany fiangonana zany,ka tsy afaka misaina sy mandinika intsony fa "voasasa ny ati-dohany" hoy ny fitenenana.Ary raha sanatria aza rava ilay fiangonana, de rava miaraka @ zay ko ny aim-panahin'ireo mpivavaka.
Raha tsorina de tsy ilay HAFATRA loatra no zava-dehibe @ ireny sekta ireny fa ny MPAMPITA HAFATRA : Tsy ny Tenin'Andriamanitra fa ilay mpitory teny, Tsy ilay Fanahy Masina fa ilay fanahy mientanentana, Tsy Jesosy Kristy ilay Mpamonjy fa ilay milaza hoe zaho efa nahita an i Kristy ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1114