sekta [0]
21. lapino
(
02/04/2007 16:12)
simplex:Ny voany no amantarana azy :)
ka ra vao tsy misy anarana d lasa mifangaro ny vary sy ny tsiparifary kou :P
24. pissoa
(
02/04/2007 16:32)
Hihihi - tena mikandra mafy simp zany :-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D
Tay amin'ny amany io anaka fa tandremo(Manipulation mentale!!!!!!)
:-D:-D:-D:-D:-D
26. lapino
(
02/04/2007 16:36)
miara-maniry eny daholo foana izy, fa amin'ny fotoam-pijinjana vao hoavahana ka
27. simplex
(
02/04/2007 16:43)
k le izy aloha tsy d tena hoe independant fa ny vary mety miova ho tsiparifary, ny mifamadika @ izay koa mety mitranga.
Ny voa no nafafy, ny sasany latsaka tany anaty tanimbary ary velona tsara ary mamokatra. Ny sasany latsaka tany anaty tsilo sy karaobato, mitsipozipozy ary tsisy voniny. Ny sasany latsaka teny @ vato, tsy naniry akory :P
38. cutie
(
02/04/2007 23:11)
Mpandefa : prime [ Valio ] 02-04-2007 15:51:23
Lohateny : Re : sekta [0]
Tsy ny sekta na ny tsy sekta no tonga dia tsara na ratsy avy hatrany fa ny finoana sy ny foto-kevitra vohizina sy ny fomba fanao ary ny tanjona tian'ilay mpitarika ahatongavana... toy ny hoe, tsy ny anaram-piangonana no mahatsara na maharatsy fa ny herin'i Kristy miasa amin'izany fiangonana izany na tsia...
marina ny lazain'i prime:lol:
39. cutie
(
02/04/2007 23:11)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-04-2007 01:06:40
Lohateny : Re : sekta [0]
ka zay ndrindra.... atao guest speaker lery!
:-D:-D:-D:-D:-D
40. majesty
(
03/04/2007 09:10)
Hoy ikaretsaka:
Raha tsy rehefa tonga any ah zay vao afaka mamaly an'zany less:D
dia tena lasa any fiainana mandrakizay ve lery?
Raha tsy rehefa tonga any ah zay vao afaka mamaly an'zany less:D