volo pasohana
1. xxx
(
31/03/2007 17:56)
Tena maina be mihitsy ny voloko. Tsy mipetraka anefa raha tsy pasohana. Vonjeo. :(
répondu par xxx le 11/04/2007 17:32
2. sitlo
(
31/03/2007 18:12)
misy izay zavatra izay antsoina hoe tondeuse, dia asafosafo amin'ny loha fotsiny iny dia vita ny zafera
5. jioulahy
(
31/03/2007 21:45)
tonga dia solao fa volo ngita io ko ve na hanahiranana tena eo de ny volo sasany koa zany pasohana ve dain
6. soanja
(
31/03/2007 23:48)
sitlo:
misy izay zavatra izay antsoina hoe tondeuse, dia asafosafo amin'ny loha fotsiny iny dia vita ny zafera
:-D:-D Zany kosa ve de rariny ry Sitlo? Raha ny vadinareo ve sola de ho faly ve nareo? Aza atoa an'izany hoa ny sahirana.:-*
xxx> Any Mada ianao sa aiza fa betsaka tokoa ny fanafody manampy amin'ny volo maina.
7. ikaretsaka
(
01/04/2007 00:32)
soanja> mena wig izy re:roll:
arakarak'ilay volo sola aminy aloha e
arakarak'ilay volo sola aminy aloha e
10. fasaly
(
01/04/2007 07:38)
fiffi: any amitsika lay mampiasa fihogo vy no atao hoe mipasoka
xxx: tsy may vava reh! fa manàla a!;-):-*:-*:-*:-*
xxx: tsy may vava reh! fa manàla a!;-):-*:-*:-*:-*
11. kelly13
(
01/04/2007 19:34)
fa aty kosa tsy fihogo vy no ampiasaina fa fer a cheveux en ceramique! tokony tsy hanimba volo io ra mampiasa produits mifanaraka tsara @ volonao ianao!
12. xxx
(
01/04/2007 20:04)
kelly13> inona ny produit ampiasana raha izany fa mampiasa ihany aho nefa hitako maina be mihitsy ilay volo. En ceramique mihitsy ilay ampiasaiko ao anefa tsy hitako hoe inona no tena mahasamihafa azy.
13. kelly13
(
01/04/2007 20:45)
deja alou ny shampooing ampiasaina d special cheveux secs, nenà zao dessange detente+anti frizz, d ny creme l'oreal lisse intense (ito farany ito any @ grossiste no ividiananao azy)
15. Vahinala
(
01/04/2007 22:14)
xxx > Zavatra tsotra sady mora no tokony ho ataonao rehefa tsy sur ianao, makanesa amin'ireny coiffure spécialiste ireny dia amindry zareo no mangataka conseil, izay no tsara kokoa satria izy no tena mahafantatra izany arakaraka izay toe bolonao.
Entre pas, tsy may vava zany ny ankizy eto fa mba mananihany izy.
Entre pas, tsy may vava zany ny ankizy eto fa mba mananihany izy.
17. kelly13
(
02/04/2007 10:59)
jioulahy:
tonga dia solao fa volo ngita io ko ve na hanahiranana tena eo de ny volo sasany koa zany pasohana ve dain
zao kou v d mananihany? surtt vao hoe haingana no nisoratra anarana teto pffff :twisted:
18. voara
(
02/04/2007 11:30)
shampooing + apré -shampooing (fructis)+ crem goldis de vita ,de @manaraka aza manao xxx tsony é
20. xxx
(
02/04/2007 13:22)
Misaotra an 'ireo izay nanome hevitra positifs ary mbola mandray antanandroa izay hevitra mbola ho tonga :D