volo pasohana

41. xxx ( 06/04/2007 19:54)
tynah:

xxx ah!!! menaka natoraly no nolazaiko an dry kah! any am omeopharma na menaka farehatra. D aza pasohana tsony an! any an!!! sa aiza no misy an dry fa ho avy any zah raha tsy d lavitra ahy d hatao brochine? au lieu de pasohana? :-*

merci kia.
izaho aty antsinanana.

42. Vahinala ( 06/04/2007 20:27)
Ie menaka coco marina tena tsara hanaovana bain d'huile
43. tynah ( 09/04/2007 15:40)
atsinanana aiza zany?
44. simplex ( 09/04/2007 15:50)
ambany atsinanana ? ;-):°)
45. Vahinala ( 09/04/2007 16:30)
Ra atsinanan'i Mada d Toamasina zany sa moa any frantsa i xxx teo ?
46. vale ( 09/04/2007 19:13)
kally:

Izaho koa ry reto sady vao mainka ratsy rehefa mirandrana no mangidihidy be ny lohako no mora mivaha kely ilay izy, nefa mba tiako ery mijery ankizy endrehina randrana.
Fa dia manamafy ny tenin'i Fiffi aho hoe aoka izay! aleo aza défrisage toy izay pasohana.
ie, aleo tsorina toy izay pasohana raha te hanatsotra volo izany, manimba volo be io eeee!
randranina koa anie tsara "raha betsaka" lay volo e!! mafaty2 be mintsy...!!=D=D=D



47. Vahinala ( 09/04/2007 20:32)
za ry reto ra za no manana volo matevina be zany d aleoko atao fohy kely an, fa nena ndray matavy loatra ny olana, gras nefa lava be.
48. vale ( 09/04/2007 21:07)
Vahinala , raha matevina be ka fohy de lasa bron ndray nie,:lol::-D:-D:-D:-D:°):wink:
49. Vahinala ( 09/04/2007 21:12)
vale, tena atao fohy kely mintsy ka, zara ra misy ! :-D:-D:-D
50. vale ( 09/04/2007 23:44)
ay ve eh,hihihihihihih
51. xxx ( 10/04/2007 03:14)
Vahinala:

Ra atsinanan'i Mada d Toamasina zany sa moa any frantsa i xxx teo ?

antsinanan'i usa aky a


52. soanja ( 10/04/2007 06:09)
Manana menaka coco fatao amin'ny volo aho raha mila injy e. Avy any Jangil le izy fa tsy le aty reny.
53. malalatinasoa ( 10/04/2007 07:08)
vale:

kally:

Izaho koa ry reto sady vao mainka ratsy rehefa mirandrana no mangidihidy be ny lohako no mora mivaha kely ilay izy, nefa mba tiako ery mijery ankizy endrehina randrana.
Fa dia manamafy ny tenin'i Fiffi aho hoe aoka izay! aleo aza défrisage toy izay pasohana.
ie, aleo tsorina toy izay pasohana raha te hanatsotra volo izany, manimba volo be io eeee!
randranina koa anie tsara "raha betsaka" lay volo e!! mafaty2 be mintsy...!!=D=D=D

Inona no mahasamihafa ny tsorina sy ny pasohina? Tsy mitovy ihany ve ny fitaovana ampiasaina @ io?






54. Vahinala ( 10/04/2007 07:58)
Le pasohana ange tena dorana am fera vy mintsy e, zay no nahatonga le hoe pasohana fa le tsorina mba misy produit hafa ampiasaina aminy.
55. ratonga ( 10/04/2007 09:54)
fera fipasoana akanjo vé no anaovana anizany8O
56. karinah ( 10/04/2007 11:54)
:lol::-D:-D:-D:-D, vy zany ratonga a:lol:, vy efa spesial mintsy:°):wink:
57. karinah ( 10/04/2007 12:04)
malalatinasoa, tsy mitovy koh, tsorina @ px ny ray moa ny ray dorana:lol::-D:-D:-D:wink:
58. karinah ( 10/04/2007 12:14)
fasaly:

asina lastik kely aky ery am lohany ry kally amzay tsy mivaha ny ranjana a!:wink:
zà klou tia manao randrana fa tena asa be mandany fotoana be de.....:-P

izy natoraly iny no tena tsara koa an, tsy mila lastika eny ambany:°):wink:

59. ratonga ( 10/04/2007 13:18)
karinah:

:lol::-D:-D:-D:-D, vy zany ratonga a:lol:, vy efa spesial mintsy:°):wink:

ai vé é!!:-D

60. princesseN ( 10/04/2007 13:21)
fa nga ny volonao ngita e!ra za enao mankny @le mpikarakara ny volo ireny ,fa any no mety ahitanto vahaolana!ok:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2013