volo pasohana

21. kally ( 02/04/2007 15:21)
Raha izaho ianao ajanona ilay céramique fa resaka fotsiny ny hoe tsy manimba volo io, hafanana 100° be izao ve no mihatra @ volonao raha kely dia tsy ho simba aiza.
Fa ny tsara raha tena maina be ny volonao dia masque ho an'ny volo maina afangaroy huile d'olive, dia hosory an'iny ny volo rehefa avy sasàna , dia avelao kely 20' dia kobany.Dia sintony brushing na ataovy miditra casque ,fa ajanony mihitsy aloha ilay fer raha efa maina ny volonao.
Raha ngita mihitsy ny volonao dia manaova défrisage e! manimba volo koa io rehefa ela ny ela satria mahery be koa saingy ianao mba miadana kokoa.:wink:
22. soanja ( 02/04/2007 23:44)
soanja:

sitlo:

misy izay zavatra izay antsoina hoe tondeuse, dia asafosafo amin'ny loha fotsiny iny dia vita ny zafera


:-D:-D Zany kosa ve de rariny ry Sitlo? Raha ny vadinareo ve sola de ho faly ve nareo? Aza atoa an'izany hoa ny sahirana.:-*

xxx> Any Mada ianao sa aiza fa betsaka tokoa ny fanafody manampy amin'ny volo maina.

xxx> Marina ny andry ry xxx tena misy toetra ny olona eto ka. Zany hoe mila mahatanty fotsiny fa tsy mankaiza anie io fa eto ihany de mijanona.

Manana namana izay aho aty fa olioly ny volony dia misy menaka natokana ny voly olioly sady maina. Aloe anontaniako anie izy e.
Amin'ny shop misy mpanaovolona African American ireny tena betsaka an'io menaka io mihitsy. F araha tsy izany dia saika hiteny aho hoe maninona raha randranana. Tsra tarehy tokoa ny tovovavy Malagasy mirandrana, saingy ny ahy moa tsy mety fa mivaha foana.
Zah mahay mandrandrana be mihitsy sady tena style mihitsy an. Betsaka ny namako randranako aty. Ka raha manoratra amiko manokana ianao dia randraniko raha mandalo aty aminay. Afaka maharitra 3 volana ny randrana iray. Lafo ny mandrandrana aty fa $200 an.
Mahereza hatrany.






23. Rafotsy ( 03/04/2007 08:19)
Asio masque koa isaky ny avy manao shampoing fa vetivety be dia mihatsara ny volo , ka masque izay mifanadrify ny toe bolonao jerena !
Na miova coiffure araka ny lazain'i Soanja !:-*
24. sipagasy ( 03/04/2007 10:22)
soanja:

soanja:

sitlo:

misy izay zavatra izay antsoina hoe tondeuse, dia asafosafo amin'ny loha fotsiny iny dia vita ny zafera


:-D:-D Zany kosa ve de rariny ry Sitlo? Raha ny vadinareo ve sola de ho faly ve nareo? Aza atoa an'izany hoa ny sahirana.:-*

xxx> Any Mada ianao sa aiza fa betsaka tokoa ny fanafody manampy amin'ny volo maina.

xxx> Marina ny andry ry xxx tena misy toetra ny olona eto ka. Zany hoe mila mahatanty fotsiny fa tsy mankaiza anie io fa eto ihany de mijanona.

Manana namana izay aho aty fa olioly ny volony dia misy menaka natokana ny voly olioly sady maina. Aloe anontaniako anie izy e.
Amin'ny shop misy mpanaovolona African American ireny tena betsaka an'io menaka io mihitsy. F araha tsy izany dia saika hiteny aho hoe maninona raha randranana. Tsra tarehy tokoa ny tovovavy Malagasy mirandrana, saingy ny ahy moa tsy mety fa mivaha foana.
Zah mahay mandrandrana be mihitsy sady tena style mihitsy an. Betsaka ny namako randranako aty. Ka raha manoratra amiko manokana ianao dia randraniko raha mandalo aty aminay. Afaka maharitra 3 volana ny randrana iray. Lafo ny mandrandrana aty fa $200 an.
Mahereza hatrany.










Arahaba,


Izaho izany hiandry an'i soanja @ voalohan'ny volana Jolay aty Frantsa dia hirandrana, fa tsy 200$ annn hihihi:-*
25. jhouhlambout ( 03/04/2007 12:10)
hum, :@:@
26. Vahinala ( 03/04/2007 12:48)
xxx > Ary manin raha randranina sa tsy tinao ? Tsara anie ny volo mirandrana e
27. vahiny2004 ( 03/04/2007 13:34)
tsy xxx tompon'ny sujet aho an
izaho aloha tsy tia randrana e, hita be ny forme n'ny lohako raha vao mirandrana, sady lasa mangidihidy be foana ny loha , maika moa raha ajanona 3 mois izany
28. tynah ( 03/04/2007 14:43)
ajanony akia lay pasohana ah! manaova masque fa ho hitan dry fa ho tsara io! na manafara menaka avy any dago fa any anie misy produit nat tsara be eh!
29. Fiffi ( 03/04/2007 14:57)
potika io volo hoe pasohana io an !
30. kally ( 03/04/2007 15:25)
Izaho koa ry reto sady vao mainka ratsy rehefa mirandrana no mangidihidy be ny lohako no mora mivaha kely ilay izy, nefa mba tiako ery mijery ankizy endrehina randrana.
Fa dia manamafy ny tenin'i Fiffi aho hoe aoka izay! aleo aza défrisage toy izay pasohana.
31. fasaly ( 03/04/2007 21:59)
asina lastik kely aky ery am lohany ry kally amzay tsy mivaha ny ranjana a!:wink:
zà klou tia manao randrana fa tena asa be mandany fotoana be de.....:-P
32. Vahinala ( 03/04/2007 22:48)
Ie le izy aloha mangididy be e sady tonde mora lasa gras be le volo, za mba mirandrana ihany ndraindray manao rasta na le randra mandady reny fa tsy ampy erinandro ny ahy d ravako, aleoko mamerina rehefa mbola te hanao.
33. kally ( 04/04/2007 09:00)
fasaly:

asina lastik kely aky ery am lohany ry kally amzay tsy mivaha ny ranjana a!:wink:
zà klou tia manao randrana fa tena asa be mandany fotoana be de.....:-P



Asain-dry manao rastà indray aho izany! hitako ery hono aho amin'ilay fingotra miloko isan-karazany, dia asiako tovana hatrety am-balahana.Akifikifiko eraky ny tanàna:-D
34. Vahinala ( 04/04/2007 09:10)
:-D:-D:-D
35. xxx ( 04/04/2007 13:41)
tynah:

ajanony akia lay pasohana ah! manaova masque fa ho hitan dry fa ho tsara io! na manafara menaka avy any dago fa any anie misy produit nat tsara be eh!

menaka tahaka ny inona no afarana avy any dago? bio 33 ilay misy karoty iny no mba ampiasaiko.


36. soanja ( 04/04/2007 15:57)
Ary menaka coco angaha ratsy raha anaoavana bain d'huile azy?

Zah manana menaka coco aloha raha manampy io. :-*:-*:-*

Sipagasy ny zavatra aty amiko tokony ho bojo foana ka. Afaka mandrandrana raha mandalo raha tsy ho variana amin'ny mahavariana ahy.:D
37. sipagasy ( 04/04/2007 18:00)
hhmmmm, misaotra mme soanja
38. fasaly ( 04/04/2007 19:41)
kally: ndry ngah mbola tsy nirandrana mitsy??oul avy any antanàna vy mbola tsary nirandrana e!:°)
39. tynah ( 04/04/2007 20:27)
xxx ah!!! menaka natoraly no nolazaiko an dry kah! any am omeopharma na menaka farehatra. D aza pasohana tsony an! any an!!! sa aiza no misy an dry fa ho avy any zah raha tsy d lavitra ahy d hatao brochine? au lieu de pasohana? :-*
40. kally ( 05/04/2007 07:47)
fasaly:

kally: ndry ngah mbola tsy nirandrana mitsy??oul avy any antanàna vy mbola tsary nirandrana e!:°)



Eisy! efa nanandrana fa raha tsy izany ve hahita hoe mangidihidy be sy mivaha ho azy, sady tsy endrehina ho'a.Atao an'ity karazany rehetra ity fa e!e!e!:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2343