LALAO RABESON
1. ravakarama
(
31/03/2007 10:45)
Mba mangataka ny tononkiran'i Lalao Rabeson mitondra ny lohateny hoe "sao adinonao"!misaotra mialoha!
répondu par sitlo le 01/04/2007 01:27
6. Fiffi
(
31/03/2007 12:50)
Stretch: mba mahafanatra hirany hiany zah fa raha tsy misy tonony kely..heu....sarotra !
7. Vahinala
(
31/03/2007 15:08)
ny ahy le hoe 'n'aiza misy ahy ho tsaroko foana ianao ooo" iny zao no mba haikohaiko ny toniny.
10. Stretch
(
31/03/2007 15:22)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/080105raises_hand_3.gif[/IMG]
ka izy tsita kou !
ka izy tsita kou !
11. sitlo
(
31/03/2007 15:30)
fa taiza no nisy an'ireny simely ireny eh, mitovy amin'ny sarin-jy mihitsy :-D
12. Stretch
(
31/03/2007 15:40)
anotanio kelly fa izy no nanainga ny krikako teto tam maraina natonga anreo teo ,
ty tsy laitrany kelly [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/b_grind.gif[/IMG]
ty tsy laitrany kelly [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/b_grind.gif[/IMG]
14. Stretch
(
31/03/2007 16:12)
good morning v ozy ny any am nareo , sa tsara maraina rekany e !
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/NETHER%7E416.GIF[/IMG]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/NETHER%7E416.GIF[/IMG]
18. Stretch
(
31/03/2007 16:31)
kay an ! ka akôtrany zany ary e !
mandé ny fi bôsina , lalao rabeson tsy ho hita no endrasan'eto [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0014.gif[/IMG]
mandé ny fi bôsina , lalao rabeson tsy ho hita no endrasan'eto [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0014.gif[/IMG]
19. sitlo
(
31/03/2007 16:39)
mande miadana eo, ary ny anjy? lalao rabeson tsy naneno ohatra izany efa lanin'ny kary
20. Stretch
(
31/03/2007 16:44)
zao ko marary ra tsy miserasera , ôtrany gaigy ,
efa miteny fôna we a a a tsy hi forum a androany, fa tam maraina tena nilay fa tsy mbola tapaka ôtr zany ny tsinaiko , tsy fantako akory we inn
hay ity le simeiley mitoto vary [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/b_grind.gif[/IMG]

simely mitoto vary