LALAO RABESON

1. ravakarama ( 31/03/2007 10:45)
Mba mangataka ny tononkiran'i Lalao Rabeson mitondra ny lohateny hoe "sao adinonao"!misaotra mialoha!
novalian'i sitlo ny 01/04/2007 01:27
2. Fiffi ( 31/03/2007 11:03)
misy hainao kely ve ny tonony ?
3. Stretch ( 31/03/2007 11:59)
adinony e !
tsy tadidy trony trony 8-)
4. karinah ( 31/03/2007 12:18)
:wink:
5. rush ( 31/03/2007 12:27)
6. Fiffi ( 31/03/2007 12:50)
Stretch: mba mahafanatra hirany hiany zah fa raha tsy misy tonony kely..heu....sarotra !
7. Vahinala ( 31/03/2007 15:08)
ny ahy le hoe 'n'aiza misy ahy ho tsaroko foana ianao ooo" iny zao no mba haikohaiko ny toniny.
8. Stretch ( 31/03/2007 15:15)
fiffi > ravakaramanadino aza tsy nipoitra akory ko aleo izy any :{
9. sitlo ( 31/03/2007 15:20)
dain kosa njy, asivo an'le simely hafahafa ireny njay aloha
10. Stretch ( 31/03/2007 15:22)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/080105raises_hand_3.gif[/IMG]
ka izy tsita kou !
11. sitlo ( 31/03/2007 15:30)
fa taiza no nisy an'ireny simely ireny eh, mitovy amin'ny sarin-jy mihitsy :-D
12. Stretch ( 31/03/2007 15:40)
anotanio kelly fa izy no nanainga ny krikako teto tam maraina natonga anreo teo ,
ty tsy laitrany kelly [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/b_grind.gif[/IMG]
13. sitlo ( 31/03/2007 16:03)
kay ve njy misy krika eh, ny olona zao vao mifoha simely mitoto vary
14. Stretch ( 31/03/2007 16:12)
good morning v ozy ny any am nareo , sa tsara maraina rekany e !

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/NETHER%7E416.GIF[/IMG]
15. sitlo ( 31/03/2007 16:22)
hozizy hoe http://serasera.org/smileys/icon_evil.gi
16. Stretch ( 31/03/2007 16:25)
page web introuvable nenao :*
17. sitlo ( 31/03/2007 16:29)
:lol:
fanahiniako mhitsy iny
:-*:*:-*
18. Stretch ( 31/03/2007 16:31)
kay an ! ka akôtrany zany ary e !
mandé ny fi bôsina , lalao rabeson tsy ho hita no endrasan'eto [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0014.gif[/IMG]
19. sitlo ( 31/03/2007 16:39)
mande miadana eo, ary ny anjy? lalao rabeson tsy naneno ohatra izany efa lanin'ny kary
20. Stretch ( 31/03/2007 16:44)
zao ko marary ra tsy miserasera , ôtrany gaigy ,
efa miteny fôna we a a a tsy hi forum a androany, fa tam maraina tena nilay fa tsy mbola tapaka ôtr zany ny tsinaiko , tsy fantako akory we inn
hay ity le simeiley mitoto vary [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/b_grind.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.099