LALAO RABESON

21. sitlo ( 31/03/2007 16:50)
za ndray zany kamo be fa maloka be ny andro dia aleoko misera miaraka amin'i stretch :-*
22. Stretch ( 31/03/2007 16:52)
ouuuuuu ! nefa aty amnay tsara beuu !
efa andé hi odina kely any a io zao , fa mangatsika ,
hafahafa . . .
23. sitlo ( 31/03/2007 16:59)
lol hiodina?
24. Stretch ( 31/03/2007 17:07)
sabotsy alina kosa ve lesy de hitogaigy rery eto fotsiny [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/nono.gif[/IMG]
25. sitlo ( 31/03/2007 17:14)
:lol:
26. Stretch ( 31/03/2007 17:17)
andao ary hiala e ! aiza enao no raisina sa hanao griny pisy k'atrany [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0041.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0041.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0041.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0041.gif[/IMG]
27. sitlo ( 31/03/2007 17:21)
ao am-po aho no raisina ;-)
28. Stretch ( 31/03/2007 17:23)
ao am-po aiza zany kle ?
29. sitlo ( 31/03/2007 17:27)


[center]:bcenter]

30. Stretch ( 31/03/2007 17:31)
alaiko am posiposy :-D
31. sitlo ( 31/03/2007 17:37)
koa raha tsy avy any bira izahay koa posiposy ah posiposy, tanana mahita senina tss
32. Stretch ( 31/03/2007 17:41)
ko ao am-po ozy se ko ,
de po sy po zany no angalana
33. sitlo ( 31/03/2007 17:48)
ao am-po zany ry ty zavatra mijajika be ah, fiuuuuu, ohatsa ny misy migy izany mihitsy
kay njy marina ary moa ilay vao voako iny omaly :-D
34. Stretch ( 31/03/2007 17:51)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0001.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0037.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0044.gif[/IMG]
35. sitlo ( 31/03/2007 18:03)
36. Stretch ( 31/03/2007 18:05)
vizana a fa andé haka rivotsa
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Fantastique/f%E9e.gif[/IMG]
37. sitlo ( 31/03/2007 18:13)
za koa vao saika hiteny an-jy an'izany mhitsy :-*
38. lanto ( 31/03/2007 19:39)
Oupsss ary lasa aiza i Lalao Rabeson ? Lalao sisa :-)
39. Fiffi ( 31/03/2007 19:51)
lasa HS le izy......
40. karinah ( 01/04/2007 01:22)
Stretch:

alaiko am posiposy :-D
:-D:-D:-D:-D, pitihan'ny rora manidina eo fa!:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1983