Dia ahoana izany????
1. prime
(
27/03/2007 11:40)
Hoy ny soratra masina :
"...Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin'izany rehetra izany dia tsy nanota tamin'ny molony Joba." Joba 2:10
...sy ihany koa :
"32 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy.33 Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany." Lioka 6:32-33
Raha ireo no dinihina dia maro ny milaza ho kristiana no mbola mitovy amin'ny mpanota... satria maro ny milaza ho kristiana no mbola mifidy izay hanaovan-tsoa sy tsy mankasitraka na tsy mahazaka loatra izay tranga sy seho misy... matetika raisina ho ratsy ary tsy eken'ny saina mihitsy aza...
Dia ahoana izany???... ahoana ny hevitrao?

répondu par prime le 13/04/2007 10:15
2. rush
(
27/03/2007 11:53)
prime:aza variana mitsara hoy aho e!
Raha ireo no dinihina dia maro ny milaza ho kristiana no mbola mitovy amin'ny mpanota... satria maro ny milaza ho kristiana no mbola mifidy izay hanaovan-tsoa sy tsy mankasitraka na tsy mahazaka loatra izay tranga sy seho misy... matetika raisina ho ratsy ary tsy eken'ny saina mihitsy aza...
"prime":ianao io izao, aiza ho aiza ny toerana misy anao alohan'ny hitsarana ny hafa tahaka izao?
Raha ireo no dinihina dia maro ny milaza ho kristiana no mbola mitovy amin'ny mpanota...
3. xxx
(
27/03/2007 11:56)
ah han!!! miheritrereta vao mametraka dinika ra prime an!
Aiza hono ianao e??? dia aza mitsara, dia aza be harotena aloha!!

5. cutie
(
27/03/2007 11:57)
[quote]Raha ireo no dinihina dia maro ny milaza ho kristiana no mbola mitovy amin'ny mpanota... satria maro ny milaza ho kristiana no mbola mifidy izay hanaovan-tsoa sy tsy mankasitraka na tsy mahazaka loatra izay tranga sy seho misy... matetika raisina ho ratsy ary tsy eken'ny saina mihitsy aza...[/quote
ka mpanota daholo na milaza ho kristiana aza e :lol::lol::lol:

6. booboo
(
27/03/2007 12:01)
Prime > dia ahoana tokoa ? hihihihihi...ouz zà hoe soa misy Azy hampianatra, hananatra, hanitsy, hampandroso sns ahy hatrany.
Misaotra nametraka ity raha ity fa raha tsy zay tsy tonga saina zà oe "ahoana tokoa moa zà zany ?" hihhihihihihihi

7. Rasiligaoma
(
27/03/2007 12:02)
Pasitera Prime> ianao io : efa mba nandinin-tena ve hoe aiza ho aiza aloha ianao izao? aiza no misy anao izao?
aoka izay tsy nanota no hitora bato azy!

8. rush
(
27/03/2007 12:47)
dia aza variana miafina loatra ao ambadikin'ny tenin'Andriamanitra Pasitera Prime fa izay mba hevitrao lazaina @ manaraka a!fa ohatran'ny hoe olona tsy manana personalité ianao fa maka referensy izay voalaza ao anaty Baiboly fotsiny nefa mahasahy mitsara olona tahak'izao e!sa ianao ilay kristiana tsy mba manota fa tonga lafatra?mandiniha tena hiany alohan'ny hamoahana dinika e!
9. prime
(
27/03/2007 13:05)
Izaho izay nametraka dinika dia anisan'ny nihevitra fa izay metimety amiko ihany no anaovako soa... izay namako ihany no vangiako sy vonjeko raha misy mahazo azy... izay fantatro ihany no iarahako mifaly sy miravoravo ary iaraha-miory rehefa misy manjo... ary izaho resy lahatra sy nihevitra fa mety izany amin'ny finoana satria ny didin'Andriamanitra dia nilaza ny "fitiava-namana ho toy ny tena" anisan'ny tena filamatra... indrisy nahitsin'ny Tenin'Andriamanitra aho fa tsy mety izany dia ambarako etoana tokoa fa tsy mety izany (ho an'ny mpino)...
Dia indro averiko ny Tenin'i Kristy manao hoe :
"32 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy.33 Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany." Lioka 6:32-33...
rush,xxx,kelly13,cutie,rasiligaoma> Ny fanontaniako tsy miteny hoe "izaho toy izao na izatsy ary ianareo ahoana?... fa hoe ahoana ny hevitrao raha io ny lazain'ny tenin'Andriamanitra...
Io lazaiko io no misy ahy sy ny hevitro hoe manaiky izany aho ka raha milaza tena ho kristiana ny tenako dia mila mandinin-tena mandrakariva satria Izy Andriamanitra mihitsy no manohatra ny mpanao soa amin'ny tia azy sy ny namany amin'ny mpanota... izay ny iray... ary ny faharoa dia hoe tsy ny soa ihany nefa no azo avy amin'Andriamanitra ihany koa fa ny ratsy... ekeko ihany koa izany...
Dia averiko ny fanontaniana hoe ahoana ny hevitrao manoloana ny tenin'Andriamanitra? (fa tsy manoloana an'i prime, fa i prime tsy misy lanjany na dia pitiny kely akory aza... ka aza izaho jerena na variana amiko ianareo fa ilay tenin'Andriamanitra manananatra ny zanany... fa mpanompo tsy mahasoa aho raha izaho no andanianareo ron-doha):)

10. rush
(
27/03/2007 13:10)
mahay miala bala ianao ry Pasitera Prime a!
"prime":miainga any indray ny kristiana masina tsy mba manota fa tonga lafatra e!
Raha ireo no dinihina dia maro ny milaza ho kristiana no mbola mitovy amin'ny mpanota...
11. LazaDaddy
(
27/03/2007 13:14)
prime:Zavatra tsikaritro eto dia ny olona mpiteny hoe "aza mitsara" no tena mitsara izay olona lazainy fa mitsara. Mihafina miaro tena ao ambadiky ny "aza mitsara" daholo isika, saingy vitsy kosa no sahy mijoro miaiky fahadisoana toy izao ataon'i Prime izao.
Izaho izay nametraka dinika dia anisan'ny nihevitra fa izay metimety amiko ihany no anaovako soa... izay namako ihany no vangiako sy vonjeko raha misy mahazo azy... izay fantatro ihany no iarahako mifaly sy miravoravo ary iaraha-miory rehefa misy manjo... ary izaho resy lahatra sy nihevitra fa mety izany amin'ny finoana satria ny didin'Andriamanitra dia nilaza ny "fitiava-namana ho toy ny tena" anisan'ny tena filamatra... indrisy nahitsin'ny Tenin'Andriamanitra aho fa tsy mety izany dia ambarako etoana tokoa fa tsy mety izany (ho an'ny mpino)...
rush:Tsy aleo ve ny Tenin'Andriamanitra no resahina fa misy dikany inona moa izay hevitr'i Prime? :)
dia aza variana miafina loatra ao ambadikin'ny tenin'Andriamanitra Pasitera Prime fa izay mba hevitrao lazaina @ manaraka a!
Rasiligaoma:Nisy voatora-bato angaha teo?
aoka izay tsy nanota no hitora bato azy
12. cutie
(
27/03/2007 13:21)
Tsy aleo ve ny Tenin'Andriamanitra no resahina fa misy dikany inona moa izay hevitr'i Prime?
ka i prime nge olombeloan fa tsy @Atra e:lol::lol::lol:
13. cutie
(
27/03/2007 13:22)
... fa mpanompo tsy mahasoa aho raha izaho no andanianareo ron-doha)
hay ve mba miaiky ihany e :-D:-D:-D:-D
14. cutie
(
27/03/2007 13:23)
prime [ Valio ] 27-03-2007 15:05:58
Lohateny : Re : Dia ahoana izany????
Izaho izay nametraka dinika dia anisan'ny nihevitra fa izay metimety amiko ihany no anaovako soa... izay namako ihany no vangiako sy vonjeko raha misy mahazo azy... izay fantatro ihany no iarahako mifaly sy miravoravo ary iaraha-miory rehefa misy manjo... ary izaho resy lahatra sy nihevitra fa mety izany amin'ny finoana satria ny didin'Andriamanitra dia nilaza ny "fitiava-namana ho toy ny tena" anisan'ny tena filamatra... indrisy nahitsin'ny Tenin'Andriamanitra aho fa tsy mety izany dia ambarako etoana tokoa fa tsy mety izany (ho an'ny mpino)...
Dia indro averiko ny Tenin'i Kristy manao hoe :
"32 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy.33 Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany." Lioka 6:32-33...
rush,xxx,kelly13,cutie,rasiligaoma> Ny fanontaniako tsy miteny hoe "izaho toy izao na izatsy ary ianareo ahoana?... fa hoe ahoana ny hevitrao raha io ny lazain'ny tenin'Andriamanitra...
Io lazaiko io no misy ahy sy ny hevitro hoe manaiky izany aho ka raha milaza tena ho kristiana ny tenako dia mila mandinin-tena mandrakariva satria Izy Andriamanitra mihitsy no manohatra ny mpanao soa amin'ny tia azy sy ny namany amin'ny mpanota... izay ny iray... ary ny faharoa dia hoe tsy ny soa ihany nefa no azo avy amin'Andriamanitra ihany koa fa ny ratsy... ekeko ihany koa izany...
Dia averiko ny fanontaniana hoe ahoana ny hevitrao manoloana ny tenin'Andriamanitra? (fa tsy manoloana an'i prime, fa i prime tsy misy lanjany na dia pitiny kely akory aza... ka aza izaho jerena na variana amiko ianareo fa ilay tenin'Andriamanitra manananatra ny zanany... fa mpanompo tsy mahasoa aho raha izaho no andanianareo ron-doha)
zao hahay mba valin-teny mahafinaritra :lol::lol::lol:
15. rush
(
27/03/2007 13:48)
LazaDaddy:marina izany saingy tsy ho valiana kosa izany ny zavatra lazainy?raha mandefa dinika ianao na milaza zavatra dia tsy ho raisina izany izay lazainao fa tsy maintsy izay voalaza ao anaty baiboly?dia rehefa izany dia aza manao dinika aza!mazava ho azy ange izany e!nahoana no mametraka fanontaniana raha izany?
Tsy aleo ve ny Tenin'Andriamanitra no resahina fa misy dikany inona moa izay hevitr'i Prime?
17. majesty
(
27/03/2007 14:02)
hoy boboo:
ka le izy virtuel mintsy no mahatonga an'io fa raha face to face io milamina tsara :D
Soa ihany fa virtuel ity raha ity
ka le izy virtuel mintsy no mahatonga an'io fa raha face to face io milamina tsara :D
19. diamondra27
(
27/03/2007 15:39)
nareo kosa tsy mahazo le size e!
raha vao miteny le olona tonga de par rapport @iny olona iny foana no valiana nefa tsy anylihintsy le tokony valiny fa avadikareo.
Tsy @ity size ity ihany fa ny ankamaroan'ny size eto mihintsy
Eny misy koa moa ny quiproquo e!
ny fahazoako le size zao de napetrak'i prime le Soratra Masina dia niteny ny heviny izy dia nanontany ny hevitsika?
Dia ny ahy ny hevitro izany dia hoe: diso fijery ny ankamaroan'ny olona fa hevceriny fa ny soa foana no raisina avy @ Atra
nefa efa voalaza ao @ SM fa hoe: natao hitomboana ara-panahy ireny fitsapàna mahazo anao ireny.
Mbola hitohy...

20. pissoa
(
27/03/2007 16:12)
prime:
Hoy ny soratra masina :
"...Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin'izany rehetra izany dia tsy nanota tamin'ny molony Joba." Joba 2:10
...sy ihany koa :
"32 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy.33 Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany." Lioka 6:32-33
Raha ireo no dinihina dia maro ny milaza ho kristiana no mbola mitovy amin'ny mpanota... satria maro ny milaza ho kristiana no mbola mifidy izay hanaovan-tsoa sy tsy mankasitraka na tsy mahazaka loatra izay tranga sy seho misy... matetika raisina ho ratsy ary tsy eken'ny saina mihitsy aza...
Dia ahoana izany???... ahoana ny hevitrao?
ka i Prime efa nanizingizina tamiko imbetsaka, ary nitanisa soratra masina booobaka be koa tamizany, nilaza fa ny finoako ihany no mahavonjy ahy fa tsy misy hidiran'ny asa soa ataoko izany ... ka maninona aho no mbola handany andro hanao asa soa amin'izay tsy tiako hanaovana asa soa indray ? :-D:-D:-D