Dia ahoana izany????
41. cutie
(
04/04/2007 16:00)
Mpandefa : rush [ Valio ] 04-04-2007 09:36:37
Lohateny : Re : Dia ahoana izany????
ka izy Pasiera, sady mpiandry dia tsy mpanota ka tsy mahagaga izany e
:-D:-D:-D:-D
pasitera ve hono i prime?
42. prime
(
05/04/2007 11:17)
tywa68> Azonao tanteraka ilay izy...:)
Tsy izany aloha ny lohahevitra nefa toa mahaliana anareo ilay izy ka dia aleo aloha ary io no dinihina hoe fa inona marina moa no mahampanota ?...
Toy izao no lazain\'ny soratra masina amin\'ny anaran\'i Jesosy :
- Ny mahampanota ny olombelona dia voajanahary io satria tsy izy no te-hanota na tia ny ota hoa azy fa vokatry ny ozona hatrany am-boalohany (nandika ny tenib\'Andriamanitra ka nihaino ny tenin\'i satàna mihoatra noho ny an\'Andriamanitra ka nihinanana ilay voankazo voarara) araka ny voasoratra hoe :\"Fa tahaka ny nanaovana ny maro ho mpanota noho ny tsi-fanarahan\'ny olona iray, no hanaovana ny maro ho marina kosa noho ny fanarahan\'ny Anankiray.\" Romana 5:19 izay manambara ny asan\'ilay Adama ela (vadin\'i Eva) sy ilay Adama vaovao (Jesosy Kristy)... sy ny hoe \"Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.\" I Timoty 2:14... efa ozon\'ny nofo io ka raha mbola mitafy nofo, eny fa na dia mbola any am-bohoka aza dia tsy misy afa-bela amin\'io fa antsoina hoe \"mpanota\" avokoa... ary mitombina izany hoan\'ny olombelona rehetra...
Ka ilay fiainan\'ny olona mihitsy no efa eo ambany fanandevozan\'ny ota raha vao mihiratra io maso io...
- Andriamanitra nefa tsy nijanona teo fotsiny fa nomeny hatramin\'ny Zanany Lahitokana mba hanafaka ny olona amin\'io fanandevozan\'ny ota io... araka ny voasoratra hoe :\"Fa Andriamanitra mampiseho* ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.\" Romana 5:8 sy ny hoe \"tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka.\" Lioka 5:32...
- Rehefa mibebaka ny olona ka nandray ilay Fanahy Masina feno (na tamin\'ny batisa io na tamin\'ny fametrahan-tanana) ary nanolon-tena ho an\'i Kristy dia Andriamanitra mihitsy no manamarina sy manamasina azy... araka ny voasoratra hoe : \"Iza no hiampanga ny olom-boafidin\'Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy.\" Romana 8:33...
- Ka na hiezaka ahoana na hiezaka ahoana ny olombelona, indrindra fa efa afaka ka novahan\'i Kristy tamin\'ny fatoran\'ny ota dia mbola mety resy ihany \"indraindray\" satria mbola mitafy nofo araka ny voasoratra hoe : \"Fa tsy misy olona marina ambonin\'ny tany izay manao tsara ka tsy manota.\" Mpitoriteny 7:20... io nofo mitafy io no manohitra ilay fanahy manomboka eo... ka na i Paoly Apostoly aza nahatsapa tsara mihitsy izany olana izany nefa nankahery mandrakariva ny mpino nanao hoe : \"Anaka, izany zavatra izany no soratako ny aminareo mba tsy hanotanareo. Ary raha misy manota, dia manana Solovava* ao amin\'ny Ray isika, dia Jesosy Kristy, Ilay Marina; [* Gr. parakleto; izahao Jao. xiv. 16]\" I Jaona 2:1...
Hatreo aloha...
xxx,ikaretsaka> Aiza ary ianareo izany, miasa sy ny mpiasa koa ve dia mitovy e... mitory sy ny mpitory...:-D:-D Ny mpiasa r\'ise dia io ny fiainany a... sady ivelomany mihitsy ary hikaramany fa maro no miasa nefa tsy mivelona amin\'izany... hafa mihitsy izany hoe mpitory izany fa sady matihanina amin\'io no io ny fiainany sady voahosotra, fa ny mitory dia manao izany tsy ara-potoana fa arakaraky ny zava-misy no sady tsy mivelona amin\'izany fa manatanteraka ny baikon\'ny Tompo fotsiny ihany...
Ny manota r\'ise tsy foto-teny a... ny mpanota tsy enti-milaza, ahoana ary izany malagasinareo izany... \"ota\" no fototeny, ny mpanota dia misy mpamaritra mp-an-... manamafy fa ilay fototeny no fototry ny zavatra ataon\'ilay olona ohatra mpianatra, mpangalatra, mpihira... fa ny hoe m-an-ota dia hafa mihitsy ny heviny, na samy manao ilay asa aza dia voafaritra ilay tovona m-an- ho nanao izany tamin\'ny fotana manokana na tsinahy... ohatra mihira, mangalatra, mianatra... tsy fanao fa natao noho ny antony manokana...:-D:-D

xxx:
Samihafa ahoana ary ??? Ny iray foto-teny ary ny iray enti-milaza fotsiny fa rehefa manota dia mpanota fa aza dia miala bala eo ianao! Rehefa nanota dia mpanota koa
ikaretsaka:... tsy resaka \"grammaire\" malagasy io fa tenin\'Andriamanitra mazava tsara mampiseho ny dingana tsy maintsy lalovan\'ny olombelona dia ny fahotàna sy ny fahasamihafàna mihitsy amin\'izany hoe \"zanak\'Andriamanitra\" sy \"mpanota izany\"...
rehefa miasa de mpiasa.. rehefa mitory de mpitory.. rehefa mivalana de mpivalana...
xxx,ikaretsaka> Aiza ary ianareo izany, miasa sy ny mpiasa koa ve dia mitovy e... mitory sy ny mpitory...:-D:-D Ny mpiasa r\'ise dia io ny fiainany a... sady ivelomany mihitsy ary hikaramany fa maro no miasa nefa tsy mivelona amin\'izany... hafa mihitsy izany hoe mpitory izany fa sady matihanina amin\'io no io ny fiainany sady voahosotra, fa ny mitory dia manao izany tsy ara-potoana fa arakaraky ny zava-misy no sady tsy mivelona amin\'izany fa manatanteraka ny baikon\'ny Tompo fotsiny ihany...
Ny manota r\'ise tsy foto-teny a... ny mpanota tsy enti-milaza, ahoana ary izany malagasinareo izany... \"ota\" no fototeny, ny mpanota dia misy mpamaritra mp-an-... manamafy fa ilay fototeny no fototry ny zavatra ataon\'ilay olona ohatra mpianatra, mpangalatra, mpihira... fa ny hoe m-an-ota dia hafa mihitsy ny heviny, na samy manao ilay asa aza dia voafaritra ilay tovona m-an- ho nanao izany tamin\'ny fotana manokana na tsinahy... ohatra mihira, mangalatra, mianatra... tsy fanao fa natao noho ny antony manokana...:-D:-D
cutie:... ka na tsy ho ekena intsony aza dia Andriamanitra mihitsy no manavaka ny mpino mpanara-dia an\'i Kristy fa tsy izaho na ianao no hanavaka na hanamarina na tsia eto...:-D:-D
tsy ekeko kosa le we satria kristiana de tsy antsoina we mpanota
in tsony ny antony ivavahana @ zany
rush:... zanak\'andriamanitra r\'ise dia ampy a... ary tsy izaho irery tsy akory fa ny mpino manana ny Fanahy Masin\'Andriamanitra rehetra ka nantsoiny hoe zanany fa tsy mpanompo intsony... araka ny voasoratra hoe amin\'ny anaran\'i Jesosy \"Ka dia tsy mpanompo intsony ianao, fa zanaka: ary raha zanaka, dia mpandova koa noho ny ataon\'Andriamanitra.\"( Galatiana 4:7
ka izy Pasiera, sady mpiandry dia tsy mpanota ka tsy mahagaga izany e!
43. xxx
(
05/04/2007 12:09)
Dia ahoana no fiantso ny" mpijanga "sy ny" mijanga"?
Ny mamitaka sy ny mpamitaka ? Ny mandainga sy ny mpandainga????:lol::lol:

44. cutie
(
05/04/2007 20:08)
ka na tsy ho ekena intsony aza dia Andriamanitra mihitsy no manavaka ny mpino mpanara-dia an'i Kristy fa tsy izaho na ianao no hanavaka na hanamarina na tsia eto...
io njay :-D
46. fijo
(
05/04/2007 21:20)
be no nanome tsiny an'i prime tamin'ilay loahevitra,nefa dia tena olana hiainana isananadro io avoakany io.
jereo fa isika rehetra ireto izao dia mifidy olona tiavina sy asiana soa daholo.diso ve isika raha manao izany????asa aloha,fa ny fiainana sy ny soratra masina samy mananan ny lalany

47. cutie
(
05/04/2007 23:49)
Hoy i cutie:
tsy ekeko kosa le we satria kristiana de tsy antsoina we mpanota
in tsony ny antony ivavahana @ zany
... ka na tsy ho ekena intsony aza dia Andriamanitra mihitsy no manavaka ny mpino mpanara-dia an'i Kristy fa tsy izaho na ianao no hanavaka na hanamarina na tsia eto...
de i prime ve mpino mpanaradian'i kristy sa tsia hoy Atra :lol:
48. prime
(
06/04/2007 09:23)
xxx:... Resaka "grammaire" ve no tsy mazava aminao sa ilay hevitra e??:-D
Dia ahoana no fiantso ny" mpijanga "sy ny" mijanga"?
Ny mamitaka sy ny mpamitaka ? Ny mandainga sy ny mpandainga????
Tsoriko toy izao (ka tsy haiko fa raha tsy mazava eto dia ho hita eo indray hoe ahoana ny hanazavàna azy...) :
- Ny mpandainga dia efa io ny fiainany, mandainga foana...
- Ny mpamitaka dia efa izay ny fiainany, mamitaka foana...
- Ny mandainga dia fahotàna nefa mbola mety mahavoa na dia ny mpino aza izany, fa avy eo izy raha nanao izany tsinahy dia mahalala miverina amin'Andriamanitra ka mifona amin'izany faharatsiana vita izany... noho izany ny mandainga tsy voatery, averiko tsara tsy voatery ho mpandainga fa mety ho resy amin'izany ihany na dia ny mpino aza noho ny tranga tsy nampoizina ohatra...
Ny mpandainga (ohatra) dia mandainga, fa ny mandainga tsy voatery ho mpandainga...:wink:
ikaretsaka:...:-D:-D inona no lasa e??? (hoy ilay namako izay, fa inona no very e??? raha vao misy misahotaka )...:-D
lasa ndray izy ty e
fijo:... Misaotra anao r'ise a... tena azonao tsara ny tiana ahatongavana...=D=D
be no nanome tsiny an'i prime tamin'ilay loahevitra,nefa dia tena olana hiainana isananadro io avoakany io.
jereo fa isika rehetra ireto izao dia mifidy olona tiavina sy asiana soa daholo.diso ve isika raha manao izany????asa aloha,fa ny fiainana sy ny soratra masina samy mananan ny lalany
cutie:...:-D:-D:-D (Tsy mamaky tsara sa te-hitsaratsara sy hanenjika fotsiny???...) Efa voalazako ny momba ahy ary efa ela aho no nilaza fa izaho sy ny momba ahy dia efa an'i Kristy...:) Hoy indrindra Kristy : "Ka dia tsy mpanompo intsony ianao, fa zanaka: ary raha zanaka, dia mpandova koa noho ny ataon'Andriamanitra." Galatiana 4:7
de i prime ve mpino mpanaradian'i kristy sa tsia hoy Atra
49. cutie
(
06/04/2007 18:57)
Hoy i cutie:
de i prime ve mpino mpanaradian'i kristy sa tsia hoy Atra
... (Tsy mamaky tsara sa te-hitsaratsara sy hanenjika fotsiny???...) Efa voalazako ny momba ahy ary efa ela aho no nilaza fa izaho sy ny momba ahy dia efa an'i Kristy... Hoy indrindra Kristy : "Ka dia tsy mpanompo intsony ianao, fa zanaka: ary raha zanaka, dia mpandova koa noho ny ataon'Andriamanitra." Galatiana 4:7
hay ve kristy i prime fa tsy pasitera tsony e :-D
52. prime
(
07/04/2007 07:22)
cutie:... Tsia re tompoko ô... I Kristy Andriamanitra, izaho mpanompo tsy mahasoa... aza ampitoviana ny Tompo sy ny mpanompo... Andriamanitra sy ny olona...:-D:-D:-D ...afapo???:lol:
hay ve kristy i prime fa tsy pasitera tsony e
fijo> Efa hainy io r'ise a... mampiresaka...:-D:-D:-D
53. cutie
(
07/04/2007 15:04)
tratry ny paka ry prime a :lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
54. prime
(
10/04/2007 11:54)
cutie> Misaotra betsaka... tratry ny paka koa i cutie dia hotahian'Andriamanitra amin'izay hatao rehetra...:):):-*:-*:-*:-*
56. kiranil
(
11/04/2007 21:01)
Hoy Fijo::
Marina mihintsy io voalazan'i ra-fijo io fa tsy mitovy mihintsy ny hevitr'Andriamanitra voarakitra ao @ Soratra Masina sy ny saimpatantsika olombelona.
Isaia 55:9 Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany no hahavon'ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo.
Fa amiko dia aleoko manaja sy mankato izay voaraiko avy ao @ Soratra Masina na dia lazain'ny sasany fa "lainga", "angano" sy "efa lany daty" aza ny voalaza ao; toy izay hanao izay saimpantako fotsiny.
Misaotra an'i prime @ ity size ity fa mampianatra ny tokony ho fitondran-tenan'ireo efa nanaiky sy nino ny famonjena ao @ Jesosy Kristy.
be no nanome tsiny an'i prime tamin'ilay loahevitra,nefa dia tena olana hiainana isananadro io avoakany io.
jereo fa isika rehetra ireto izao dia mifidy olona tiavina sy asiana soa daholo.diso ve isika raha manao izany????asa aloha,fa ny fiainana sy ny soratra masina samy mananan ny lalany
Marina mihintsy io voalazan'i ra-fijo io fa tsy mitovy mihintsy ny hevitr'Andriamanitra voarakitra ao @ Soratra Masina sy ny saimpatantsika olombelona.
Isaia 55:9 Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany no hahavon'ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo.
Fa amiko dia aleoko manaja sy mankato izay voaraiko avy ao @ Soratra Masina na dia lazain'ny sasany fa "lainga", "angano" sy "efa lany daty" aza ny voalaza ao; toy izay hanao izay saimpantako fotsiny.
Misaotra an'i prime @ ity size ity fa mampianatra ny tokony ho fitondran-tenan'ireo efa nanaiky sy nino ny famonjena ao @ Jesosy Kristy.
57. cutie
(
12/04/2007 00:49)
Fa amiko dia aleoko manaja sy mankato izay voaraiko avy ao @ Soratra Masina na dia lazain'ny sasany fa "lainga", "angano" sy "efa lany daty" aza ny voalaza ao; toy izay hanao izay saimpantako fotsiny.
:-D
manin moa raha tsy mamely foana isaky ny milaza zavatra
zay nge le mandreraka e :-D
58. prime
(
13/04/2007 10:15)
cutie:... Izaho tsy manadino mitondra amam-bavaka mandrakariva ny namana rehetra eto kah...:)
de mba nivavaka sy nahatsiaro ahy ve alou i prime e
kiranil> Ho an\'Andriamanitra irery anie ny voninahitra...:)