Dia ahoana izany????

21. diamondra27 ( 27/03/2007 16:22)
"32 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota koa aza mba tia izay tia azy.33 Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany." Lioka 6:32-33

raha ito indray ny hevitro dia zao hoe:
mila sitraka aman'olona le olombelona, manao asa soa sns tokony hanao mihoatra noho izany ny Xna. Ohatra hoe: manome tsy miandry valiny, mahafoy... fa tsy hanao hoe: raha tsy nisy ahy nge iny dia....,
Mba nataoko an'izao ihany nefa zao izy tafita dia tsy te-hahalala intsony...

Raha manandrana ianao manao io hoe: tiavo izay tsy tianao de hahita tsirony ianao, misy paix intérieur tsy hain'olona fantarina na tsy hainao hazavaina ao anatinao. Izay efa nanao an'io no afaka hilaza izany

Sarotra no manatanteraka an'io aloha an! Za dia miaiky fa tsy isanandro no manao an'io aloha fa nisy moment sy ni -existe t@ fiainako io ary izany no anekeko io SM io(le hoe: mitia olona tsy tianao= olona manenjika anao ohatra fa tsy le mandatsa akory)
22. ikaretsaka ( 27/03/2007 16:30)
pissoa:
ka i Prime efa nanizingizina tamiko imbetsaka, ary nitanisa soratra masina booobaka be koa tamizany, nilaza fa ny finoako ihany no mahavonjy ahy fa tsy misy hidiran'ny asa soa ataoko izany ... ka maninona aho no mbola handany andro hanao asa soa amin'izay tsy tiako hanaovana asa soa indray ?


ka niova indray ny soratra masina hitany... dia nandroso teny ny fotoana dia niova..de hiova de mbola hiova io fa tsy taitra ianao!
jereo dia minonoa fotsiny ihany hoy i Fijo izay
23. Fiffi ( 27/03/2007 19:48)
heu.....inona re no azoko lazaina eto eh ? amiko fotsiny de na kristiana aza de mpanota hiany...iza nefa no kristiana tsy manota ?
24. prime ( 30/03/2007 11:11)
LD> Misaotra, azonao tsara ny fisehon\'ny olana matetika miseho eto nefa tsy maninona izany fa efa natao ho amin\'izany isika... sa ahoana hoy ianao?
Tena marina mihitsy ny voalazanao, atao inona tokoa moa izay hevitro?...
diams:
nefa efa voalaza ao @ SM fa hoe: natao hitomboana ara-panahy ireny fitsapàna mahazo anao ireny.
... Misaotra, tena marina mihitsy izany...:)
diams:
mila sitraka aman\'olona le olombelona, manao asa soa sns tokony hanao mihoatra noho izany ny Xna. Ohatra hoe: manome tsy miandry valiny, mahafoy... fa tsy hanao hoe: raha tsy nisy ahy nge iny dia....,
Mba nataoko an\'izao ihany nefa zao izy tafita dia tsy te-hahalala intsony...

Raha manandrana ianao manao io hoe: tiavo izay tsy tianao de hahita tsirony ianao, misy paix intérieur tsy hain\'olona fantarina na tsy hainao hazavaina ao anatinao. Izay efa nanao an\'io no afaka hilaza izany

Sarotra no manatanteraka an\'io aloha an! Za dia miaiky fa tsy isanandro no manao an\'io aloha fa nisy moment sy ni -existe t@ fiainako io ary izany no anekeko io SM io(le hoe: mitia olona tsy tianao= olona manenjika anao ohatra fa tsy le mandatsa akory)
... =D=D=D
cutie> Dia ahoana ny hevitrao?...:lol:
rush:
marina izany saingy tsy ho valiana kosa izany ny zavatra lazainy?raha mandefa dinika ianao na milaza zavatra dia tsy ho raisina izany izay lazainao fa tsy maintsy izay voalaza ao anaty baiboly?dia rehefa izany dia aza manao dinika aza!mazava ho azy ange izany e!nahoana no mametraka fanontaniana raha izany?
... Ny tena mitombina dia hoe aza mamaky akory, ary aza mamaly akory ilay dinika rehefa tsy ilainao fa ny Tenin\'Andriamanitra tsy maintsy ambara na ahoana na ahoana fihevitrao... ny dinika mbola hihabetsaka aza satria fanahy maro no mangetaheta fahamarinana...:)
pissoa:
ka i Prime efa nanizingizina tamiko imbetsaka, ary nitanisa soratra masina booobaka be koa tamizany, nilaza fa ny finoako ihany no mahavonjy ahy fa tsy misy hidiran\'ny asa soa ataoko izany ... ka maninona aho no mbola handany andro hanao asa soa amin\'izay tsy tiako hanaovana asa soa indray ?
... Ka eto anie tsy miteny hoe manaova soa mba ho voavonjy e... fa hoe \"inona moa ny soa azonareo...?\" hoy i Kristy... Tsy resaka famonjena no fototra nitondran\'i Kristy fampianarana teto fa fitaizàna ny mpino mba handini-tena lalina kokoa ny fomba fanarahana dia Azy mikasika ny fanaovan-tsoa sy ny mety ho soa azo vokatr\'izany sy ny fitiavana... nefa ihany koa Izy mitarika sahady ny saina hoe tsy ny soa ihany nefa no raisina avy Aminy...

Ka dia averiko ny fanontaniana hoe \"ahoana ny hevitrao?\"... sa moa efa voavaly ilay izy hoe : \"ka i Prime efa nanizingizina tamiko imbetsaka, ary nitanisa soratra masina booobaka be koa tamizany, nilaza fa ny finoako ihany no mahavonjy ahy fa tsy misy hidiran\'ny asa soa ataoko izany ...ka maninona aho no mbola handany andro hanao asa soa amin\'izay tsy tiako hanaovana asa soa indray ?\"...:)
ikaretsaka:
ka niova indray ny soratra masina hitany... dia nandroso teny ny fotoana dia niova..de hiova de mbola hiova io fa tsy taitra ianao!
jereo dia minonoa fotsiny ihany hoy i Fijo izay
... Ny soratra masina hitako r\'ise tsy miova a, sady tsy niova omaly sy anio ary tsy hiova mandrakizay... fa miangavy fotsiny aho fa ilay vazivazy indray2 mitady ho \"blasfemia\" ka lasa ny tenin\'i Fijo indray izao no fitaratrao... izaho na ompaina aza tsy olana izany fa raha ny tenin\'Andriamanitra no anaovana vazy2 ratsy dia mba mailoa ihany fa mahita sy mihaino anie Izy Andriamanitra fa tsy lavitra akory e...:lol:
Vao eo no lazaina fa tsy ny soa ihany no raisintsika avy amin\'Andriamanitra ka mba mitandrema ihany...

Fitiavana no ilazàna izany sao raisina zavatra hafa eo indray...:-D:-D
25. Rasiligaoma ( 30/03/2007 11:23)
Hoy i ikaretsaka:
ka niova indray ny soratra masina hitany... dia nandroso teny ny fotoana dia niova..de hiova de mbola hiova io fa tsy taitra ianao!
jereo dia minonoa fotsiny ihany hoy i Fijo izay

... Ny soratra masina hitako r'ise tsy miova a, sady tsy niova omaly sy anio ary tsy hiova mandrakizay... fa miangavy fotsiny aho fa ilay vazivazy indray2 mitady ho "blasfemia" ka lasa ny tenin'i Fijo indray izao no fitaratrao... izaho na ompaina aza tsy olana izany fa raha ny tenin'Andriamanitra no anaovana vazy2 ratsy dia mba mailoa ihany fa mahita sy mihaino anie Izy Andriamanitra fa tsy lavitra akory e...
Vao eo no lazaina fa tsy ny soa ihany no raisintsika avy amin'Andriamanitra ka mba mitandrema ihany...


mba manandrama ange i Prime mivoaka kely ivelan'ny borne nao dia mandeha kely 50 metatra dia avy eny mitazana ny tanim-pinoanao e?
dia ampitahao ny taloha sy ny ankehitriny. Tsy maka lavitra fa ny tamin'ny 2 volana lasa raha be indrindra...
26. prime ( 02/04/2007 10:51)
rasiligaoma> Tsy haiko ny tianao ahatongavana fa ny lohahevitra eto dia hoe ny soa ao amin\'Andriamanitra... dia avy eo hoe, dia \"ahoana ny hevitrao?\"

Raha mikasika ny nolazaiko dia tsotra, tsy maninona loatra ny mivazivazy raha isika samy isika fa raha ny tenin\'Andriamanitra no vazivazina dia zava-doza ny vokatr\'izany raha tsy mitandrina... (ny tenin\'i fijo ataon\'i Ika soramandry no tian-kolazaina)
27. pissoa ( 02/04/2007 11:06)
Prime:
... Ka eto anie tsy miteny hoe manaova soa mba ho voavonjy e... fa hoe "inona moa ny soa azonareo...?" hoy i Kristy... Tsy resaka famonjena no fototra nitondran'i Kristy fampianarana teto fa fitaizàna ny mpino mba handini-tena lalina kokoa ny fomba fanarahana dia Azy mikasika ny fanaovan-tsoa sy ny mety ho soa azo vokatr'izany sy ny fitiavana... nefa ihany koa Izy mitarika sahady ny saina hoe tsy ny soa ihany nefa no raisina avy Aminy...

Ka dia averiko ny fanontaniana hoe "ahoana ny hevitrao?"... sa moa efa voavaly ilay izy hoe : "ka i Prime efa nanizingizina tamiko imbetsaka, ary nitanisa soratra masina booobaka be koa tamizany, nilaza fa ny finoako ihany no mahavonjy ahy fa tsy misy hidiran'ny asa soa ataoko izany ...ka maninona aho no mbola handany andro hanao asa soa amin'izay tsy tiako hanaovana asa soa indray ?"...


Ie -efa io ny valiny ! Faly ? :-D:-D:-D
Tsy mahavaly azy ngah io :oops: I Prime ihany no niteny ahy teto koa hoe aza variana amin'ny sampanana e ! Aza variana amin'ny fandinihan-tena sy fanaovan-tsoa tsy mahavonjy any fa ny finoana ihany ny mahavonjy. Minoa fotsiny ihany ony :-D:-D:-D
28. cutie ( 02/04/2007 12:08)
:-D:-D:-D:-D
29. prime ( 02/04/2007 13:07)
pissoa> Misaotra e...:oops::-D:-D
cutie> Mampihomehy be ve????:lol::-D:-D
30. cutie ( 02/04/2007 13:12)
prime ie :-D:-D:-D:-D
31. prime ( 02/04/2007 13:22)
cutie> Dia ahoana @ izay ilay hevitrao ary...??:lol::-D:-D:-D
32. cutie ( 02/04/2007 13:23)
kamo za ry prime a
:-D
efa we mpanota daholo na kristiana aza, de araho @ zay e :-D
33. prime ( 03/04/2007 07:43)
Fanamarihana : Ny atao hoe mpanota aho dia vao mihiratra io masoko io dia tsy miraharaha izay sitrapon'Andriamanitra na dia kely aza fa ny fiainako ihany ny fiainako ka na manaraka na tsia ny sitrapon'Andriamanitra dia tsy olana izany... ny soratra masina mbola lasa lavitra kokoa hoe "olona andevon'ny ota mihitsy" no atao hoe mpanota...

Ny atao hoe "kristiana" indray dia zanak'Andriamanitra, efa feno ny Fanahy Masin'Andriamanitra ka tsy mpanota intsony fa antsoina hoe "olon'afaka" tamin'ny ota, efa voavidin'i Kristy tamin'ny ràny ka efa niara-nohomboina taminy teo amin'ny hazofijaliana ary miara-belona Aùiny ao amin'ny fitiavany, nefa mbola mety lavon'ny ota satria mbola mitafy nofo...

Ny mpanota=andevon'ny ota
Ny kristiana=zanak'Andriamanitra mbola mety manota satria mitafy nofo

Samy hafa ny hoe "mpanota" sy "manota"...
34. xxx ( 03/04/2007 10:54)
prime:

Fanamarihana : Ny atao hoe mpanota aho dia vao mihiratra io masoko io dia tsy miraharaha izay sitrapon'Andriamanitra na dia kely aza fa ny fiainako ihany ny fiainako ka na manaraka na tsia ny sitrapon'Andriamanitra dia tsy olana izany... ny soratra masina mbola lasa lavitra kokoa hoe "olona andevon'ny ota mihitsy" no atao hoe mpanota...

Ny atao hoe "kristiana" indray dia zanak'Andriamanitra, efa feno ny Fanahy Masin'Andriamanitra ka tsy mpanota intsony fa antsoina hoe "olon'afaka" tamin'ny ota, efa voavidin'i Kristy tamin'ny ràny ka efa niara-nohomboina taminy teo amin'ny hazofijaliana ary miara-belona Aùiny ao amin'ny fitiavany, nefa mbola mety lavon'ny ota satria mbola mitafy nofo...

Ny mpanota=andevon'ny ota
Ny kristiana=zanak'Andriamanitra mbola mety manota satria mitafy nofo

Samy hafa ny hoe "mpanota" sy "manota"...

Samihafa ahoana ary ??? Ny iray foto-teny ary ny iray enti-milaza fotsiny fa rehefa manota dia mpanota fa aza dia miala bala eo ianao! Rehefa nanota dia mpanota koa :!:

35. cutie ( 03/04/2007 11:50)
:-D:-D:-D:-D
36. ikaretsaka ( 03/04/2007 14:43)
rehefa miasa de mpiasa.. rehefa mitory de mpitory.. rehefa mivalana de mpivalana...:wink:
37. cutie ( 03/04/2007 16:41)
Ny atao hoe "kristiana" indray dia zanak'Andriamanitra, efa feno ny Fanahy Masin'Andriamanitra ka tsy mpanota intsony fa antsoina hoe "olon'afaka" tamin'ny ota

nefa mbola mety lavon'ny ota satria mbola mitafy nofo...
38. tywa68 ( 03/04/2007 17:57)
ka ny tian'i prime lazaina kosa angambany dia ny hoe manota (ponctuel) fa ny mpanota (état permanent, ary tsy miala @ ny ota satria efa fanaony foana io).
Izany hoe ny zanak'olombelon d nanota, ary misy mitohy manao izany (mpanota) ary misy miezaka miala @izany isan"andro mba ho mendrika (na dia manota kely tsindraindray aza :lol:)!
39. cutie ( 03/04/2007 18:03)
tsy ekeko kosa le we satria kristiana de tsy antsoina we mpanota:lol:
in tsony ny antony ivavahana @ zany :roll:
40. rush ( 04/04/2007 07:36)
ka izy Pasiera, sady mpiandry dia tsy mpanota ka tsy mahagaga izany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3429