tsara ve ny manambady?...

1. rakaroka ( 25/03/2007 21:40)
sa "aleoko aloha..." hoy ny hira!
répondu par paris10 le 28/03/2007 18:04
2. xxx ( 25/03/2007 21:47)
aza manambady rasta
3. Vahinala ( 25/03/2007 22:20)
rakaroka > Tsara ny manambady noho ny irery, misy foana ny olana fa tsy maintsy iaraha mizaka sy mamaha, ary na irery koa aza d tsy maintsy misy foana ny olana. Raha za aloha tamza mbola tanora kokoa faly hoe irery mipetradrery manao fiainana sns fa rehefa tonga ilay fotoana iray izay tena ahatsapanao izay hoe leo ny irery aho d tena enjana, sady ny tokantrano tsy vady ihany fa zanaka koa !
4. kally ( 25/03/2007 22:46)
Ho an'izay mbola tsy vonona dia tsara ny mipetra-drery, ho an'ireo tsy mahasaraka ny tiany dia ny miara-droa no tsara indrindra.:-*
5. salmo1 ( 26/03/2007 01:03)
Amiko ''Non'', fa @ takaka kosa ''Eny'' fa raha tsy zany i takaka tsy tafapetraka aty aminay.

Hoy le vazo manja zay oe:

Ny malalako izay de na tsy foiko
Misy zavatra tsy afoizako azy
Tena zavatra manokana matsiro
Tsy voasolo raha samy vehivavy
6. xxx ( 26/03/2007 01:05)
ity salmo ity kou raha hanao takaka vhv, mandreraka mihintsy izany ra boaikely:x
7. xxx ( 26/03/2007 01:20)
:-D mampihomehy le xxx sefon'ny ;-)

=))=))=))
8. dailynews ( 26/03/2007 01:27)
tsara hono ny roa noho ny iray.
9. dailynews ( 26/03/2007 01:28)
xxx:

aza manambady rasta

:roll:

10. diamondra27 ( 26/03/2007 01:55)
tsara ny manambady nefa


aza mamoha ny fitiavana raha tsy efa fotoany...

aleo tokatena toa izay hanandratsy
11. perfect ( 26/03/2007 05:05)
RATSY FA RAHA HANAMBADY IHANY DIA AZA AORIAN'NY FAHA 30 TAONA RAHA LEHILAHY ary faha 23 taona raha vehivavy
12. fasaly ( 26/03/2007 05:25)
:°)sam tsara na manambady na tsia, samy misy indro keliny koa anefa:°) nefa hafa ihany ny fiainana hiarahan'olondroa;-)
13. Fiffi ( 26/03/2007 05:40)
heu......tsara ny manambady saingy rehefa tena mbola tsy vonona de aleo mijanona @ zao aloha.....

Raha tena vonona sy matotra ka hanaiky anao an'le voady natao anoloan'Andriamanitra mandrakizay de manambadia......
14. rakaroka ( 26/03/2007 06:44)
Anton'ny "sujet" : marobe koa ireo vhv misafidy ny
ho tokan-tena hitako(aleo misaraka)...
15. sakaizakely ( 26/03/2007 07:30)
ny aza manambady vozongo tsy mahavidy ticket na metro ftsn
16. sipamanja ( 26/03/2007 13:14)
tsy dia haiko loatra aloha za mbola tsy manambady fa tiako ny anambady raha itako hoe tena mifankatia izahay
17. xxx ( 26/03/2007 13:28)
Fa hono aloha e ? raha ohatra indray ary le anakiray efa vonona hiroso hifanambady nefa ilay mbola tsy vonona tsara ny hiroso , dia inona no tokony hatao amin'izany? Ary inona no tena betsaka hita eo amin'ny fanambadiana : ny mahafinaritra ve sa ny mahasosotra? Ho anareo efa mba eo andalany mba tena mahaliana tokoa io fanontaniana io ka mba mila valiny e !
18. nikopol ( 26/03/2007 13:33)
Tamin'za isaky ny nanambady dia ilay herintaona voalohany ihany no tena mahafinaritra. Izay no mahatonga ahy misaraka isan-taona eo ho eo. Izao moa dia aleko tsy manambady intsony fa mandrary lany andro midivorsa.
fa miankina amin'ny tsirairay io.
19. rakaroka ( 26/03/2007 13:47)
nikopol:

Tamin'za isaky ny nanambady dia ilay herintaona voalohany ihany no tena mahafinaritra. Izay no mahatonga ahy misaraka isan-taona eo ho eo. Izao moa dia aleko tsy manambady intsony fa mandrary lany andro midivorsa.
fa miankina amin'ny tsirairay io.

:roll::-D:-D:-D

20. Samoana ( 26/03/2007 13:57)
rakaroka:

sa "aleoko aloha..." hoy ny hira!


tsy hanenenana raha samy vonona ny 2:wink:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0881