tsara ve ny manambady?...
41. rakaroka
(
27/03/2007 17:20)
'za mahafantatra olona maro:efa "tsatso tanteraka no iarahana!". Misy te hisaraka fa mahitahita BBbe lé rangahy dia tsy vita mihitsy ny "divorse" anefa toa miaina ao anaty "helo" miara-miaina @ lé "rangahy: sady tia tena BBBbe no mamono vady sns...mankadoa...Maro ny vhv maty tanteraka aza vokatry ny fileferana t@ tokan-trano!: maro ny mizaka ny tsy an'erany: tena MAHONENA, nisy namako nitaraina ny "tsy zakany @ vadiny...tsy afa-misaraka anefa izy fa tsy misy intsony ny fitiavana...tsy hisy intsony" hoy izy:"Haine" no sisa ....dia sady miaraka @ ol hafa izy fa tsy fantatry ny vadiny: tsy afa -misaraka satria BBBe ny geja mamatotra hoy'nareo!....8O8O:^)
42. totofy
(
27/03/2007 19:31)
mampanahelo be zany resaka ataonao zany rakaroka a! zany ve fiainana intsony ...??ny fahitako azy misy sambatra @ ny fanambadiana ..atao hoe sambatra, ny blem ve tsy hisy fa misy ny mahay mandamina miaraka .. ao ny tsy mahay mandamina intsony (samy maka ho azy(indifférence) misy haine .. fa ankaotran' ny ditra (lhlhy mampirafy , mamono, misotro taoka .. )na ny toetra (vhvy mai-vava be lolom-po, mijanga..)ohatra ireo tokony hety foana ny fanambadiana ....
fa ny fahitako azy indray dia ny fanambadiana rehefa misy olana kely @ voalohany (alohan' ny mariazy) dia tsy mety intsony , avy eo mivoaka foana io olana io na ela na haingana.... aleo mieritreritra aloha raha ho tohizana.....;!!!!
ny fanambadiana koa tokony ho faritana mialoha ny zavatra hatao sy tsy mety ...
ary farany ny fanambadiana dia tsy resaka fitiavana fotsiny fa ao koa ny fiaraha-monina...io no lehibe indrindra ny fiarahana monina (fifanajana , fandeferana ary ny complicité) :wink:
fa ny fahitako azy indray dia ny fanambadiana rehefa misy olana kely @ voalohany (alohan' ny mariazy) dia tsy mety intsony , avy eo mivoaka foana io olana io na ela na haingana.... aleo mieritreritra aloha raha ho tohizana.....;!!!!
ny fanambadiana koa tokony ho faritana mialoha ny zavatra hatao sy tsy mety ...
ary farany ny fanambadiana dia tsy resaka fitiavana fotsiny fa ao koa ny fiaraha-monina...io no lehibe indrindra ny fiarahana monina (fifanajana , fandeferana ary ny complicité) :wink:
43. soanja
(
27/03/2007 20:15)
xxx:
soanja:
Ary tsy hitako ity size ity an.
Raha zah no misafidy de aleo tsy misy ny atao hoe fanambadiana fa Fitiavana kosa aleo hanjaka. Manimba zavatra be le hoe manambady, manimba ilay dikan\'ny fitambaran\'olo-droa satria tsy mahalaza azy sady ovain\'ny societe ny zavatra takiana amile fanambadiana de zary lasa voageja aby le mpivady isan-tokony.
Fa raha voageja ao anaty Fitiavana moa maninona fa ny maharatsy azy de be ny voageja ao anaty tsy Fitivana refa vita le mariazy ka elaela nivadiana zay.
Fangejana ny Fanambadiana.
Fahalalahana kosa ny Fitiavana.
Miala tsiny fa ohatry ny abstrait be ilay fanazavana
Concrètement inona no tiana lazaina ? Ahoana ny concrétisation n\'ilay Fitiavana ? Miara-mipetraka sa tsia ? Miara-matory sa tsia ?
Ohatran\'ny efa hitako teto fa ny Fitiavana sy ny Fanambadiana dia zavatra 2 samihafa
Ny société no mamorona ny fanambadiana en grande partie ( administrativement ohatra ), ary ny fanambadiana dia engagement , mety vokatry ny Fitiavana, mety ho tsia koa , mety ho teraka ao ihany koa nefa ny Fitiavana
Arakaraky ny tsirairay fa raha engagement volontaire ny fanambadiana dia tsy tokony ho lasana fanangejana
Aleo ezahiko valiana zay vitako androany ary.
Ny fitambaran'olon-droa dia antsoina hoe Fitiavana. Io Fitiavana io dia misy seho isan-karazany: zany hoe fanehoam-pitiavana
1- Miaraka manao zavatra: firaisana, fanadehanana mitsangatsangana, fiarahana mipetraka sns
2- Fikarakarana ilay olon-tiana: zany hoe mandio ny tranony, miantsena, manamboatra sakafo ho azy sy ho anao na hi azy ihany, manasa lamba malotony sns izay hitanao fa mety hahafalifaly azy.
3- Fanomezana vokatry ny fo: gado isan-karazany sns
4- Manoratra na miantso azy sy manontany ny momba azy: telephone, email sns
5- Miresaka ny zavatra mahafinaritra sy ny mahaliana ara mandany fotoana amin'izany miaraka na samy manao any dia mifampitantara. Open communication: tsy misy asitrika na afenina fa mazava aby ny rehetra. ary mifampatoky sy mifankahazo na mifampanontany raha tsy misy tsy mazava.
6- Fanokanana ny tena manokana ho an'ilay olon-tiana: fiterahana ary fanabeazana sns ary miara antitra
Ireo amiko dia fanehoam-pitiavana daholo: Ary ao ny tia ny 1-3-4-6 ary ao ny tia ny 2-3-5 ary ao ny tia izy rehetra sns fahafantarana ilay olon-tiana no zavadehibe. ka raha sanatria ka tsy mifanaraka amin'ireo ny mpifankatia iray dia hijaly tokoa. Ny tsotra amin'izany dia ny fialana amin'ilay relation (fiarahana). Manamora zavatra.
Ny Mariazy kosa dia zavatra tsy maintsy mipetraka amin'ny taratasy. Zany hoe ny fiaraha-monina no mitaky an'io sy ny finoana. Ny olona iray izany raha dia tsy afaka malalaka amin'izay safidy tiany hatao raha vao anaty Fanambadiana satria ny io taratasy io no mametra ny fahafahanao halalaka amin'izay tian'iray atao.
Tsy maintsy nasiana sady ilaina koa koa anefa ny Fanambadiana io satria be ny olon-dratsy na tsy responsable amin'ny zavatra ataony ka mialangalana. Ohatra olona niterka nefa miala andraikitra. Ny faanambadiana an-taratasy ihany no manome izany justice izany mba tsy hisian'ny fijalian'ny zaza na hafa tahak'izany.
Safidy ny miditra manao MARIAZY nefa betsaka ny tonga ao no diso fanantenana. Ary izay no faraidiny indrindra amin'ny fiainana amiko. Ny taratasy no mametra anao amin'izay mahaolombelona afaka hiriaria anao. Tsy voatery izay tia hadalana akory no tsy tokony hanambady fa na dia tia fanhanginana ianao ary tsy tsi ahelingelenina nefa mitia dia tokony tsy hifidy ny Fanambadiana ohatra satria tsy option tsara ho anao io.
Ny Fitiavana anefa dia hitondra anao te hiaraka hanorina ho avy amin'ilay olon-tianao. Hitareka be de be na vitsy. Hikarakara ny zanakao ampitivana fa tsy ankitery satria responsable ianao namoaka ilay zaza sns sns...
mahasambatra ny fanambadiana saingy mety ho Helo koa. Koa anjaranao ny mandinika!
44. paris10
(
28/03/2007 18:04)
ny fitiavana dia azo zarazaraina,ny fanambadiana dia safidy ary tsy azo zaraina, sa aona hoy nareo?????
