tsara ve ny manambady?...
21. Fiffi
(
26/03/2007 17:26)
nikopol:heu.....ratsy vintana enao zany koh !
aleko tsy manambady intsony fa mandrary lany andro midivorsa.
22. Vahinala
(
26/03/2007 17:50)
xxx > D zay ndray aloha miankina amle olondroa ihany e, tsy d hitako hoe inn no hevitra amzany afatsy ny firesahana, mety misy antony izy matoa mbola tsy vonona ny hiroso d anjaran'ilay iray no miezaka mahafantatra anzay. Anaty ny fanambadiana samy misy daholo na ny mahafinaritra na ny mahasosotra fa izay ny tokantrano,miara mamaha ny olana miara miaina ny fifaliana sy ny alahelo ary ny ady koa d tsy maintsy misy foana, na mbola mpisipa aza misy anzany koa.
nikopol > Fa impiry zany klo enao ity no efa nanambady e, d nidivorsa foana ?
nikopol > Fa impiry zany klo enao ity no efa nanambady e, d nidivorsa foana ?
23. pissoa
(
26/03/2007 18:11)
perfect:
RATSY FA RAHA HANAMBADY IHANY DIA AZA AORIAN'NY FAHA 30 TAONA RAHA LEHILAHY ary faha 23 taona raha vehivavy
fa maninn :-D:-D:-D
tokony manao antso avo zany zah fa 23 taona ato ho ato kle :-D:-D:-D
24. pissoa
(
26/03/2007 18:15)
Raha mitovy ny dikan'ny hoe "manambady" amin'izy mitsam dia inoako fa na misy ratsy aza dia azo hatsaraina foana araka izay ilaina ! :-D:-D:-D
25. xxx
(
26/03/2007 21:00)
aza manambady mamolava ihany oahhhhhhh
mamelo irony episery
ny zanay anefa d mahia ehhhhh
ny vadiny d antitra tsy fidiny
isan'andro zao mizaka ny ngidiny
vao jerena d vevavy fara hidiny
na fitafy aza tsy mba vovidiny
kah aona??? raha mamolava v zany d aona? aleo tsy miditra eh!!!

27. soanja
(
26/03/2007 23:18)
Ary tsy hitako ity size ity an.
Raha zah no misafidy de aleo tsy misy ny atao hoe fanambadiana fa Fitiavana kosa aleo hanjaka. Manimba zavatra be le hoe manambady, manimba ilay dikan'ny fitambaran'olo-droa satria tsy mahalaza azy sady ovain'ny societe ny zavatra takiana amile fanambadiana de zary lasa voageja aby le mpivady isan-tokony.
Fa raha voageja ao anaty Fitiavana moa maninona fa ny maharatsy azy de be ny voageja ao anaty tsy Fitivana refa vita le mariazy ka elaela nivadiana zay.
Fangejana ny Fanambadiana.
Fahalalahana kosa ny Fitiavana.

28. miangaly
(
27/03/2007 00:30)
Amiko tsy tokony mipetraka akory izany fanontaniana izany satria MIANKINA AMIN'NY OLONA TSIRAIRAY. Ka eto an-tany misy olona lavitrisany...Faritanao ny ataonao hoe fanambadiana ka raha mahita olona toy izany ianao dia ataovy...fa....aza mirosoroso foana raha tsy fantatrao ny ametrahana ny tongotra...
29. Vahinala
(
27/03/2007 08:40)
soanja:
Ary tsy hitako ity size ity an.
Raha zah no misafidy de aleo tsy misy ny atao hoe fanambadiana fa Fitiavana kosa aleo hanjaka. Manimba zavatra be le hoe manambady, manimba ilay dikan'ny fitambaran'olo-droa satria tsy mahalaza azy sady ovain'ny societe ny zavatra takiana amile fanambadiana de zary lasa voageja aby le mpivady isan-tokony.
Fa raha voageja ao anaty Fitiavana moa maninona fa ny maharatsy azy de be ny voageja ao anaty tsy Fitivana refa vita le mariazy ka elaela nivadiana zay.
Fangejana ny Fanambadiana.
Fahalalahana kosa ny Fitiavana.
Mampitaotra ana enao zany an, d zay efa tafiditra zany ahoana ! Fa safidy le izy d refa niditra moa d efa vonona hizaka ny rehetra zany e, fa hono hoa aloha ohatra hoe ahoana le voagejany société ?
31. xxx
(
27/03/2007 13:06)
soanja:
Ary tsy hitako ity size ity an.
Raha zah no misafidy de aleo tsy misy ny atao hoe fanambadiana fa Fitiavana kosa aleo hanjaka. Manimba zavatra be le hoe manambady, manimba ilay dikan\'ny fitambaran\'olo-droa satria tsy mahalaza azy sady ovain\'ny societe ny zavatra takiana amile fanambadiana de zary lasa voageja aby le mpivady isan-tokony.
Fa raha voageja ao anaty Fitiavana moa maninona fa ny maharatsy azy de be ny voageja ao anaty tsy Fitivana refa vita le mariazy ka elaela nivadiana zay.
Fangejana ny Fanambadiana.
Fahalalahana kosa ny Fitiavana.
Miala tsiny fa ohatry ny abstrait be ilay fanazavana
Concrètement inona no tiana lazaina ? Ahoana ny concrétisation n\'ilay Fitiavana ? Miara-mipetraka sa tsia ? Miara-matory sa tsia ?
Ohatran\'ny efa hitako teto fa ny Fitiavana sy ny Fanambadiana dia zavatra 2 samihafa
Ny société no mamorona ny fanambadiana en grande partie ( administrativement ohatra ), ary ny fanambadiana dia engagement , mety vokatry ny Fitiavana, mety ho tsia koa , mety ho teraka ao ihany koa nefa ny Fitiavana
Arakaraky ny tsirairay fa raha engagement volontaire ny fanambadiana dia tsy tokony ho lasana fanangejana
32. hery
(
27/03/2007 14:09)
Raha zatra an'ilay libertinage aloha dia tena fangejana tokoa no hita raha vao manambady. Tsy afaka manana sipa hafa, tsy afaka matoritory any antranon'olona hafa, tsy afaka mijery sinema miaraka @ oul hafa, tsy afka mody alina tsy misy raison, tsy afaka manao fiainana kidaladala intsony... ka raha zatra an'ireo sy tsy hiova dia aleo tsy manambady fa mankarary fon'olona fotsiny.
Fa raha mba efa vonona ny tsy ho libre toa izany intsony dia mirosoa amin'izay sao antitra eo :-)
Ny fanambadiana dia mangeja... fa tsy ratsy satria ao anatin'ny fitiavana no hanekenao ny gejany.
Ny fitiavana tokoa mantsy dia mangeja... rehefa tia dia voafehin'ny fitiavana.

33. nikopol
(
27/03/2007 14:52)
le mijery cinema kosa mety ho afaka ihany ry hery a! mijery fotsiny fa tsy maninn nge e !
34. kelly13
(
27/03/2007 14:56)
za ndray mahita oe na tsy vita fanambadiana aza fa miara-mipetraka (concubinage) d efa misy ny "fangejana", fa ilay fangejana tsy raisina ho péjoratif an!
35. nikopol
(
27/03/2007 15:02)
mety misy lalànany fotsiny ny fitiavana, fa raha misy mahatsapa fa voageja dia mety tsy hande lavitra.
Mila samy mahatsapa ny tsirairay ao anatin'ilay izy fa samy mi-s'épanouir fa raha vaogeja zany mety ho hafahafa ihany. asa kalo e
Mila samy mahatsapa ny tsirairay ao anatin'ilay izy fa samy mi-s'épanouir fa raha vaogeja zany mety ho hafahafa ihany. asa kalo e
36. kelly13
(
27/03/2007 15:05)
tiens toa tsy nitapitapy nikopol fa serieux??? =))=)) sao d tsy salama kay enao? :-D:-D:-D
38. dailynews
(
27/03/2007 15:33)
perfect:
RATSY FA RAHA HANAMBADY IHANY DIA AZA AORIAN'NY FAHA 30 TAONA RAHA LEHILAHY ary faha 23 taona raha vehivavy
Raha amin izao fotoana izao ny fahitako azy ny 23 taona dia aloha loatra ho an ny vehivavy. Mila mbola manohy fianarana izy sns...
Manomboka 28 taona aloha ny fahitako azy no tsara hanambadiana raha vehivavy. Ny lehilahy ihany koa tahaka izany..
Ny antony? raha aloha loatra dia mbola tsy tena matotra izy roa na dia mihevitra fa matotra aza. Aty aoriana vao matetika mahita ny couple hoe aloha loatra marina nanambady.
Kanefa tsy midika izany hoe tsy tokony hanambady aloha fa fomba fijeriko ny fiainana fotsiny iny sy ny fiainana hitako manodidina ahy.
39. kelly13
(
27/03/2007 15:38)
nefa ny tovovavy raha tsy manambady a 25 ans d antsoina hoe sainte catherinette. asa inn no tena anton'io fiantsoana 1 io (nde jereko @ googlooo)
40. dailynews
(
27/03/2007 15:52)
Efa miova ny fiainana fa tsy izany intsony, any ambanivohitra no mbola mihevitra tahaka izany ny olona raha ny fahitako azy. Sa...???