fahotana eo anatrehany Dios ve...

1. salmo1 ( 22/03/2007 19:37)
Ny mampiasa kapaoty rehefa manao firaisana :?:
répondu par prime le 06/04/2007 12:39
2. rakaroka ( 22/03/2007 19:41)
salmo1:

Ny mampiasa kapaoty rehefa manao firaisana :?:


Inn aloha ny atao hoe "fahotana"?...
Dia "raha hoe"fihevitro tsy fihevitrareo dé fomba ahiana aza no hamalian'ny olona izany?...tsy aleo ilay Dios no ametrahana fanontaniana!8O8O:lol:
3. tywa68 ( 22/03/2007 19:41)
ho resabe ty marina :-D ! ny fahotàna angambany d ny fampiasàna an'ilay kapôty hijangajangàna !!!
4. Fiffi ( 22/03/2007 20:14)
5. xxx ( 22/03/2007 20:16)
Raha ilay Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitra ambonin\'ny andriamanitra rehetra no resahin\'ingahy amin\'io Dios io dia izao :

Ny atao hoe fahotana, dia ny fandikana ny lalana sy ny didy napetrany. ohatra : raha miteny izy hoe aza mihinambary, dia izay mihinambary dia manota. ohatra fotsiny iny fa tsy hoe fahotana ny mihinambary.

Raha ny Tenin\'Andriamanitra izay nampanoratiny ao amin\'ny Soratra MAsina no jerena dia izao no ao:: \"Aza mijangajanga..\" (ao amin\'ny didy folo)... dia ny fijangajanga izany dia fahotana eo anatrehany.. na manao na tsy manao kapoty.

Ny fanontaniana roa mipetraka dia izao:
-Iza no mbola tsy nanota?
-Iza kosa nefa no hohamarinina?

Ny valiny anankiray azo omena dia ito::>>> vakio ao @ Lioka 18:10-14

www.baiboly.org

Raha nahazo izany fanamarinana avy amin\'Andriamanitra izany kosa ianao dia aza manota intsony..

\"Rehefa afaka izany, dia hitan\'i Jesosy teo an-kianjan\'ny tempoly ralehilahy, ka hoy Izy taminy: Indro, efa sitrana hianao; aza manota intsony, fandrao hanjo anao izay ratsy noho ny teo.\" Jaona 5:14
6. salmo1 ( 22/03/2007 20:19)
aiza izany Jesosy izany:?:
7. pissoa ( 22/03/2007 20:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
8. Zina ( 22/03/2007 20:31)
salmo1 [ Valio ] 22-03-2007 20:37:19
Lohateny : fahotana eo anatrehany Dios ve...
Ny mampiasa kapaoty rehefa manao firaisana


Efa noresahina io;
amiko rehefa ampiasaina ho an'ny pivady (plan familial) eviter-na ny ho betsaka ny zaza na marary ramatoa ka tsy afaka manao zaza intsony dia tsy hitako izay maha ratsy azy. A part an'izay dia tsy mety
9. salmo1 ( 22/03/2007 20:34)
Zina zany mijangajanga bediny Tompo Zina anio hihi
10. pissoa ( 22/03/2007 20:38)
=))=))=))
11. Zina ( 22/03/2007 20:52)
salmo a

raha manana vady aho ka mampiasa an'io tsy bediny zany mihitsy hihihihi
12. salmo1 ( 22/03/2007 21:10)
voasoratra anatiny Baiboly kou ve izany:?: oe: mahazo mampiasa kapaoty ny mpivady:roll::°)
13. Zina ( 22/03/2007 21:20)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45b981074e7e6
14. salmo1 ( 22/03/2007 22:35)
Inn zany fanabeazanaizana:roll:
15. Vahinala ( 22/03/2007 23:25)
:roll::roll::roll:
16. cutie ( 22/03/2007 23:34)
hono wa
marina ve zany we ny katolika tsy mahazo manao firaisana alohan'ny fanambadiana sy tsy mahazo mampiasa kapoty?
17. ikaretsaka ( 23/03/2007 00:19)
za lo kato fa za nanao alohan'ny hanambadiana sy nampiasa e:oops:
18. cutie ( 23/03/2007 00:23)
de mianjy an'le kato sasany zany
i ikaretsaka zany kato liberal koa:-D:-D:-D:-D:-D
19. Papoose ( 23/03/2007 05:06)
salmo1:

Ny mampiasa kapaoty rehefa manao firaisana :?:



ary ny mampiasa legioma sy fitaovana plastika hafa sns tsy voatanisa ry salmo1?:°)ahoana koa hono reo?:-w:@:@
20. majesty ( 23/03/2007 07:36)
Fahotana ve ny mampiasa kapaoty rehefa manao firaisana?

Fahotana ny fandikana lalàna hoy ny SM,dia ampitahao amin'ny didy folo izany ka raha tsy manohitra an'izay voalaza ao dia tsy itako izay tsininy.

Fa tsetsatsetra tsy aritra fotsiny ity lazaiko ity fa tsy haiko na mitombina na tsia fa tsy nananako porofo fa tsy haiko na mety hisy afaka hanazava bebe kokoa,reko tamin'alalan'ny olona iray izay misahana manokana ny fanamboarana ireny fimailo ireny izay mipetraka any Afrique du sud hoe misy partien'ny fimailo amboarina (tsy haiko na firy isan'janton'ny fimailo amboarin-ndry zareo)no ampidirana ny virus V.I.H :?::?::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1539