fahotana eo anatrehany Dios ve...

21. xxx ( 23/03/2007 09:16)
salmo1:

Ny mampiasa kapaoty rehefa manao firaisana :?:


anontanio an'i 36964:-D:-D:-D
22. nikopol ( 23/03/2007 09:27)
Majesty ? kapoty asiana VIH ? resaka finoana marina ny ato :?::?:

23. simplex ( 23/03/2007 10:03)
cutie:
hono wa
marina ve zany we ny katolika tsy mahazo manao firaisana alohan'ny fanambadiana sy tsy mahazo mampiasa kapoty?
fampianaran'ny Eglizy fotsiny nga fa aiza no d hoe fahotana.
Tsotsotra fotsiny, voalohany alou d ny Eglizy miambina ny zank'ondry noho izany manao izay tsy hampilatsaka ny mpino @ fahotana. Rarana aza mou le izy mbola akoholahimbohitra ihany i ika ka ra vao mia tenenina hoe tsy koi fa ze adinareo any tsy vao mia ho akoholahin'ny region Vakina nedala :°)8)

Faharoa, question d'ethiq kou hoe mbola A/tra no mpahary. Mitovy @ hoe tsy eken'ny Eglizy ny fanaovana clonage. Izany hoe tokony ho natioraly le fiterahana eo @ mpivady fa tsy hoe manohana ny sitrapon'A/tra. Tsy haiko tsara le izy fa otran'ny hoe misy hifandraisana @ le hoe mamono ol ihany e, ra ohatra k tokony hisy zaza vita t@ le izy nefa nanjary nisy kapoty d lasa otran'ny hoe na tsy nisy aza le zaza nefa tokony nisy ihany d otran'ny hoe mamono ihany izany (in some sense). Bon, misy jurisprudence be le izy fa tsy hidirako lalina...
Ra ohatra k tsy te hiteraka izany ny ol d tokony tsy manao refa hoe en perdiode d'ovulation le ramatoa na hoe, tsy haiko, miala le ranga refa hi-ejaculer (tsy mitovy @ mampiasa kapoty ihany ve zany???? :°)8)8))...

Mais bon, tsy voatery harahina akory izay. Toy ny hoe na mananatra aza ny eglizy hoe mifankatiava, mifankatiava ianareo toy ny nitiavan'ny ray anareo (fampianarana io fa tsy ao @ didy folo an), d tsy maintsy misy ol tsy mifankahazo foana ao ampiangonana :roll: le izy kou nge fampianarana fa manana safidy doly ny ol e. Na le fanotaniana hoe iza no tsy nanota aza nge manahirana e.

De tte facon, hafahafa be zany hoe mpivady d mampiasa kapoty le ranga zany. Ny tokony hoe izy hoe le ramatoa no manao fanabeazanaizana fa tsssssssss. Vadiny kosa ve :roll: kou ra tsy cox kou :°). Zany hoe refa mafy ny ady mou atao ahoana fa a la guerre comme a la guerre :°):-P:-D:-D
24. Vahinala ( 23/03/2007 10:13)
cutie:

hono wa
marina ve zany we ny katolika tsy mahazo manao firaisana alohan'ny fanambadiana sy tsy mahazo mampiasa kapoty?



Ie izany mihitsy ny any katolika.

Fa hono hoa aloha e, iza moa ity Dios e ?
25. simplex ( 23/03/2007 10:13)
hadino kely,

mikasika an'le hoe tsy mahazo manao firaisana alohan'ny fanambadiana.

Fampianarana ihany kou io. Facteurs hisian'ny fijangajangana doly izany e. Sady lasa mibahana be loatra le ara-nofo fa tsy le fitiavana loatra intsony ra vao tsy asiana an'izay teny izay. Le izy kou voninahitra hoan'ny RAD, izany hoe madio le tovovavy mivoaka ny tranon'ny RAD, tsy voatery hoe kato na protestant izany.

Fa otran'ny le teo ihany kou, fampianarana fotsiny le izy fa tsy ao @ didy folo akory. Ary @ zao ny tendance aza, tsy mahazo vady le ramatoa ra tsy efa bikina :°):P @ ankapobeny no tiako tenenina. Ary matetika bandy protestant no manaboatra ny joba kato , ny bandy kato no mpanamboatra ny joba protestant donc efa hifanaovana io samy mody gisa doly :):P
26. majesty ( 23/03/2007 11:22)
hoy Nikopol:

Majesty ? kapoty asiana VIH ? resaka finoana marina ny ato


Le fomba firesahana azy fotsiny io fa tsy finoana ka,mety hilaza ahy ihany enao indray andro any rehefa tena miparitaka io (fa mailo ihany na izany aza fa misy ambadika ny zavatra rehetra):D
27. Rasiligaoma ( 23/03/2007 12:27)
ny tsotsa injinja ahazoana valiny dia ..."anontanio Dios"
ao @ "conscience"-nao ao izy
28. prime ( 23/03/2007 12:33)
xxx:
Ny atao hoe fahotana, dia ny fandikana ny lalana sy ny didy napetrany. ohatra : raha miteny izy hoe aza mihinambary, dia izay mihinambary dia manota. ohatra fotsiny iny fa tsy hoe fahotana ny mihinambary.

Raha ny Tenin'Andriamanitra izay nampanoratiny ao amin'ny Soratra MAsina no jerena dia izao no ao:: "Aza mijangajanga.." (ao amin'ny didy folo)... dia ny fijangajanga izany dia fahotana eo anatrehany.. na manao na tsy manao kapoty.
... Ekena
29. Rasiligaoma ( 23/03/2007 12:58)
euh! dia manota izany raha ilay hoe ao amin'y salamo (soratra masina ) miteny hoe Plat ny tany dia isika rehetra izao manaiky anefa hoe boribory ny tany..

eee dia manota jiaby zany ko!
30. xxx ( 23/03/2007 17:41)
aiza no miteny hoe plat ny tany?????
31. ikaretsaka ( 23/03/2007 17:52)
ao @ salamo ao toa misy an'io.. tokoa... 90 tsy tadidiko
32. Zina ( 23/03/2007 17:59)
vahinala a,

Fa hono hoa aloha e, iza moa ity Dios e ?


Dios aky Dieu a salmo tsinona any espagne dia asiany teny avy any eo:wink:
33. xxx ( 23/03/2007 19:53)
Ikaretsaka>
ao @ salamo ao toa misy an'io.. tokoa... 90 tsy tadidiko


ary nareo zany nge manao affirmation gratuite fotsiny e.. sady tsy haingahy mazava tsara akory hoe aiza ilay izy...

Dia io ve ny antony hilazana fa tsy lafatra ny soratra masina sy tsy hamakiana azy???

come on dawg, you gotta be kidding...

34. Zina ( 23/03/2007 20:02)
:wink:
35. cutie ( 23/03/2007 22:23)
misaotra ry simplex fa mazava a
i simplex nga kato :lol::lol::lol::lol:
36. niryna ( 24/03/2007 00:23)
xxx:

aiza no miteny hoe plat ny tany?????


:P:P:roll:manodin-dresaka i xxx izany dios no resahina koa ny tany fisaka no alefany.Ataovy sujet dia hodinihina indray.
37. salmo1 ( 24/03/2007 00:25)
nirynaaaaaaaaaaaaaaaaa! rehefa manoratra Dios de atao sorabavety ilay ''D'' fa bediny Pasteur eo njy:P
38. niryna ( 24/03/2007 00:33)
salmo1:

nirynaaaaaaaaaaaaaaaaa! rehefa manoratra Dios de atao sorabavety ilay ''D'' fa bediny Pasteur eo njy:P

Mi-pardon ary e.Ka Dio iray ihany anie no fantatro e ka izany no nahatonga ahy hanao dios.
Dio/Dieu/God/Atra.Toa singulier ireo kou:roll::roll:
39. niryna ( 24/03/2007 00:39)
xxx:

Raha ilay Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitra ambonin'ny andriamanitra rehetra no resahin'ingahy amin'io Dios io dia izao :

Ny atao hoe fahotana, dia ny fandikana ny lalana sy ny didy napetrany. ohatra : raha miteny izy hoe aza mihinambary, dia izay mihinambary dia manota. ohatra fotsiny iny fa tsy hoe fahotana ny mihinambary.

Raha ny Tenin'Andriamanitra izay nampanoratiny ao amin'ny Soratra MAsina no jerena dia izao no ao:: "Aza mijangajanga.." (ao amin'ny didy folo)... dia ny fijangajanga izany dia fahotana eo anatrehany.. na manao na tsy manao kapoty.
Raha nahazo izany fanamarinana avy amin'Andriamanitra izany kosa ianao dia aza manota intsony..


Misaotra an'i xxx e,marina io koa maninona no miafina i xxx.Ny fahalalako azy dia ny didy folo no mahatonga antsika ahafantatra ny tokony hatao sy ny tsia.
"Raha ny nofo no jerena dia tsy mahazaka izany,nefa kosa manantena paradisa any ho any."
40. Rasiligaoma ( 24/03/2007 13:07)
eishy..mahazo manao kapaoty lety zany fa tsy misy miteny ao hoe aza manao kapaoty an
ny mamono olona (manala zaza) no tsy azo atao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1185