rasiligaoma: euh! dia manota izany raha ilay hoe ao amin'y salamo (soratra masina ) miteny hoe Plat ny tany dia isika rehetra izao manaiky anefa hoe boribory ny tany..
eee dia manota jiaby zany ko!
ikaretsaka: ao @ salamo ao toa misy an'io.. tokoa... 90 tsy tadidiko
... Aza mamorona na mampandainga an'Andriamanitra... omeo ny an-dalana sy andininy ao amin'ny salamo raha misy dia ampy...
rasiligaoma: eishy..mahazo manao kapaoty lety zany fa tsy misy miteny ao hoe aza manao kapaoty an
ny mamono olona (manala zaza) no tsy azo atao
... Tsy ny fanaovana na tsy fanaovana kapaoty no fahotàna fa ny antony hanaovana kapaoty... rehefa manohitra ny tenin'Andriamanitra ny antony hanaovana kapaoty dia ota izany (handeha hijangajanga sa handeha hanao inona?...)