ny mmpiatsra velatsy

1. tsiry12 ( 19/03/2007 07:43)
ny mmpiatsra velatsy ka ny hahafataranazy de tsotra ihany mmisy etapy 4 ny fomba firesany @ vohalohany

=aratsy any lony ilay mmpanaratsy
=dia avy eo izy sady tsy mmomba ny avia na ny avanana
=avadiny zavatra afany resaka lazahiny
=ary mmanala ny tenany izy

ary refa izy no nanokatra ny resaka dia tsy mmahintsy miheno
izay lazainy ny olona ao izy ka mmamaly any izany dia farafaha keliny 1/3
any forum de izy no nanoratra azy

KA ANJARANAO NO MMANOME NY VALINY @ ALALANY xxx http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45f7df9a1b71c
répondu par mamzelkely le 24/03/2007 06:21
2. Fiffi ( 19/03/2007 07:47)
heu......fa tsy fantako hoe hitondra ho aiza aloha le resaka eh ! indrindra fa le dinika hoe "jereo eto io" mais bon ! zay ary ny toetrany ka atao ahoana ?
3. xxx ( 19/03/2007 08:07)
marina ny anao ry tsiry
4. diamondra27 ( 19/03/2007 08:18)
tsiry: tsy mila jereo eto fa le size iny aza lasa HS koa,

fa ny mpihatsaravelatsihy ny hahafantarana azy dia mila minamana na mifampikasoka aminy ianao , dia fantatrao avy hatrany hoe: ity mihatsaravelatsihy amiko

ohatra: surtout 'reto vazah 'reto no tena be mpetsaravelatsihy, refa any ampiasana: mody pour anao zany izy fa refa mitourne anao izy de avadiny ny resanao sy fosainy ianao. Donc vaut mieux que tu fermes ta bouche si tu veux pas des histoires fa de miasa tsara de mody, de mihaino resaka fa tsy manisy koms.

ny mpihatsaravelatsihy de manaiky hoe: blanc ity fa refa tsy eo imasonao intsony izy de lazainy fa noir iny

ny mpetsaravelatsihy de mitsiky devant anao fa refa tsy eo enao de haratsiany any@ namany

asio debat kely hoe: inona no mahasamy hafa ny mpestaravetsihy sy ny diplomatie?
5. nikopol ( 19/03/2007 08:25)
resaketotrrrr beeeeeeeee koaaaaaaaaa zaaaaaaany mmmmppppppppetsssssaaaaveeeeeeeeeltsssssy zannny
le double MM
6. vale ( 19/03/2007 08:36)
tsisry> aza miasa saina be loatra ny amzany enao, rehefa hitanao fa metsaravelatsy ny oul hinamananao de ELAO!:-D:-D:-D:-D
:oops:

de iza am'reo oul be de beeee mpamaly reo hono ny tena hitan'i tsiry mentsaravelatsy?:-D

zao fotsiny ny ah ny solitiô @ zany régleo any ambadika ny compte-ny de afaka ny fona, sa te hanao tambam-be sé!:*:*:*:*:*
7. vale ( 19/03/2007 08:42)
tsiry a> :Paza matahotra enao :-* fa tsy misy zaza tsy ampy tona ny eto @ sera2 kah!:-*:-*:-*..afa-tsy:roll:1 ihany angamba raha tsy diso za :-D:-D:-D.:oops:
8. sakaizakely ( 19/03/2007 09:23)
diamondra27:

ohatra: surtout 'reto vazah 'reto no tena be mpetsaravelatsihy, refa any ampiasana: mody pour anao zany izy fa refa mitourne anao izy de avadiny ny resanao sy fosainy ianao. Donc vaut mieux que tu fermes ta bouche si tu veux pas des histoires fa de miasa tsara de mody, de mihaino resaka fa tsy manisy koms.



miala any indray ny resabazahan'ny voadonambazaha :!: :!:

ny fihetsikin'ny olona dia taratra sy valin'ny fihetsikao ihany
9. sakaizakely ( 19/03/2007 09:25)
nikopol:

resaketotrrrr beeeeeeeee koaaaaaaaaa zaaaaaaany mmmmppppppppetsssssaaaaveeeeeeeeeltsssssy zannny
le double MM



Mahazo =D =D =D elah fa resake marina
10. Imahaka ( 19/03/2007 09:55)
:roll:
11. Vahinala ( 19/03/2007 10:19)
Amiko rehefa manao xxx d mpiatsaravelatsihy izay indrindra fa raha vao resaka manaratsy ny sasany no ataony, hafa indray raha hoe vie privée no tantarainy ka mba tsy tiany ho fantatra hoe izy ilay olona; nefa anie na hanao xxx aza fantatra foana io e !
12. kelly13 ( 19/03/2007 10:31)
za mba gaga ry sakaizakely
13. karinah ( 19/03/2007 11:09)
za zany te hanao xxx fa tsin le oul voahakihana anie raha vao mahafantatra de tondé:evil: be eee:lol:
:°)
14. karinah ( 19/03/2007 11:13)
Vahinala> :Pconkilzio(ako) aky zany de hoe> tsy tokony hatao mampiasa saina be lay izy raha "trankil" le oul voakihana.:°)
15. karinah ( 19/03/2007 11:18)
:oops:
16. diamondra27 ( 19/03/2007 13:48)
sakaizakely:

diamondra27:

ohatra: surtout 'reto vazah 'reto no tena be mpetsaravelatsihy, refa any ampiasana: mody pour anao zany izy fa refa mitourne anao izy de avadiny ny resanao sy fosainy ianao. Donc vaut mieux que tu fermes ta bouche si tu veux pas des histoires fa de miasa tsara de mody, de mihaino resaka fa tsy manisy koms.



miala any indray ny resabazahan'ny voadonambazaha :!: :!:

ny fihetsikin'ny olona dia taratra sy valin'ny fihetsikao ihany



ka io aloha no hitako maso sy hiainako ao ampiasako dia azoko lazaina; fa za ve de hiatsaravelatsihy aminao kosa hiteny ny tsy marina eto?
Remarques: je ne me laisse pas faire @ asako fa na ny sefoko aza mbola valiako raha tsy miady @ hevitro ny asa ampanaoviny ahy sy tsy araky ny làlana. Donc tsy mbola voadona aho. Tsy tahaka ny sasany manaiky foana nefa asa tokony tsy hataonao no ampanaovina anao.


Dia tarafo eny ny fihetsika raha mpihatsaravelatsihy izy izany na tsia.

De toute façon ny asa atao no hita.

17. fasaly ( 19/03/2007 13:55)
Vahinala:

Amiko rehefa manao xxx d mpiatsaravelatsihy izay indrindra fa raha vao resaka manaratsy ny sasany no ataony, hafa indray raha hoe vie privée no tantarainy ka mba tsy tiany ho fantatra hoe izy ilay olona; nefa anie na hanao xxx aza fantatra foana io e !


eka ouz! momba ny hevitry vahinala 100°/° zà:-P
ny mpetsara velatsihy eto am sera aloha de mody hoe namako namako nefa tsatohana atsy avy aty andamosina izy avy eo e!:x


18. kelly13 ( 19/03/2007 14:00)
o ry fasaly a, aza atao mahakivy ankia zé petsaravelatsy eto zany a, aleo hanao any fa tsy hankahia na hankatavy anjy akory! za klou voa teto fa bofff rien à battre completement e! tsy mampiontsona ahy akory fa izy indray no vizaka ny farany hahahahaha!!!
19. fasaly ( 19/03/2007 14:04)
kelly! ouiiiiii ataoko tsy mahataitra ahy akory e!
fa mi confirma aho fa tena misy ny petsara velatsihy ato aloha......fa ny fahaizanao misivana ny tena atao hoe namana ity na tsia no tsara indrindra.....
tsy fantatrao anefa izy ireny raha tsy efa voany enao , izay no manirikiry!:x mé bon! fiainana dool zany......
20. kelly13 ( 19/03/2007 14:06)
za kou mi confirma
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.124