ny mmpiatsra velatsy
21. karinah
(
19/03/2007 14:09)
complexé ny tena marina,...fasaly> omeo ny bontsina ozy rehefa manao an'zeeeeey!:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
22. fasaly
(
19/03/2007 14:29)
sady misy oul psikopaty mampatahotra mintsy e! marinééééé:roll::{:{:{:{:{
23. fasaly
(
19/03/2007 14:30)
tsy ny fanaovany xxx ihany fa ny fampiasainy ny ps maromaro hamelezna sy hampiarana ny toetra ratsiny amin'ny namana fotsiny ilay ps.....8O
25. mignone
(
19/03/2007 15:30)
aza matahotra psykopaty izany fa tonga dia firo :°) izany ve akia hatao hanirikiry , fiainana manja be foana :-D
27. Vahinala
(
19/03/2007 15:55)
Tsy atao mampiasa saina ry reto zany mpiatsara velatsihy zany a, na olona miresaka be aminao zao aza mety tsy tia anao fa tsy atao mampietsika ny volo na iray akory aza. Izy ihany no mitondra aretimpo am tenany eo ange e !
Za aloha tsy mba mahay an'io e, ny ahy rehefa misy namako na akaiky ahy ka misy zavatra tsy tiako ny ataony tonga dia hitsiako mintsy na ho tezitra aza izy, amzay mba fantany au moins hoe mety mandratra olona ny ataony, avy eo iny miravina hoazy e !
Ny mpiatsara velatsihy ato am serasera d bobaka fa saingy izy aza no mampalaelo am toetsainy !:?

28. Samoana
(
19/03/2007 16:03)
booboo:
Fasaly > avoahy dia hombohy zany psykôpaty zany :°)
hihihi! Hombohy ! hombohy! ve Dr jekyl sy mr hyde moa izy izay?:-D
29. diamondra27
(
19/03/2007 18:48)
raha ohatra ve ka tsy tia mpihatsaravelatsihy tsy tonga de heno le fofony rehefa akaiky anao na manoloana anao hany ka tsy mi-se passer mihintsy ny courant.
Ny ahy aloha de tonga de fantako avy hatrany le olona e!
ny mpandainga, mpihatsaravelatsihy tena tsy miady @ pièces-ko ireo.
Fasaly: tsy misy asile psycopathe virtuel ngah akia ato
mitandrina fotsiny e!
raha te hiresaka le olona de resahina fa refa tsy mitovy ny tantana de adaboy
Soa fa virtuel fa aha zany no réel ngamba tsy loza
raha mitandrina nefa voadona de manamboatra saina de vita, atao leçon iny , de voilà la vie est belle!

30. sakaizakely
(
19/03/2007 19:07)
raha olona 2 na 3 no mihatsaravelatsihy aminao, aza raharahiana izany fa ny fiainanao tohizina
fa raha olona 10 na ireo mpiara miasa aminao rehetra no mihatsaravelatsihy aminao, dia mieritrereta ihany fa ao raha.
tsy ny famalivalina akory no maha ianao anao na dia manana ny rariny aza ianao. Savoir se faire respecter est plus subtile que n'importe quel coup de gueule :?: :idea: :idea:

31. diamondra27
(
19/03/2007 19:45)
sakaizakely: d'accord à 100% aminao aho fa rassures-toi tsy olona 10 na mpiara-miasa rehetra akory no mihatsaravelatsihy ka! anakiroa ihany ary ny rehetra mahala ny toetrany tsara afa-tsy izay mpiasa vaovao izay miditra no azo manipuler-na fa rehefa mahalala koa dia mipitsoka aminy manaja tena.
Ny momba ny savoir se faire respecter indray dia mazava ho azy rehefa @ andavanandro mifampiantso @ prénom-ny @ direction fa rehefa te- hiteny zavatra mafonja aminy ianao dia faritanao tsara hoe: Monsieur ou Madame satria tsy hoe direction izy de afaka manao sy mandidy @ ze tiany fa misy lalàna mifehy ny asa , dia takianao iny.
Ataoko fa mazava aminao @izay angamba le tiako lazaina fa tsy coup de guele wa wa wa tahaka ny voalazanao no ampiasaina.
fa raha trop kosa le ataony le mpihatsaravelatsihy de mba apetraka @ toerana misy azy e!ohatra hoe: miala tsiny noho ny aminy no nahatonga ilay olona voaroaka satria izy no avo vava sa nahay nadresy lahatra fa tsy nahavita nifamaly t@le olona 1
(bon resaka asa moa iny fa eo ihany koa ny mpihatsaravelatsihy hitako teo @ fiaraha-monina ary nahatonga ny mpiray tampo niafara t@ ady mihintsy)
le mpihatsaravelatsihy zany amiko de le olona miseho tia anao nefa mampiady sy manaratsy anao @ hafa avy eo.

32. fasaly
(
19/03/2007 20:15)
diamondra: izay mitsy no efa ataoko ka! haiko no hataoko ho naman sy tsia:-P
fa mamtetika efa voany enao vao itanao hoe hay niatsara velatsihy izy fa mody hoe izao sy izao ....
ny tena koa moa mora be de mora azo:x

33. sakaizakely
(
19/03/2007 20:58)
ohatra: surtout 'reto vazah 'reto no tena be mpetsaravelatsihy,
tsy olona 10 na mpiara-miasa rehetra akory no mihatsaravelatsihy ka! anakiroa ihany
olona roa ihany = ny vaza
:°)
34. Vahinala
(
19/03/2007 21:55)
sakaizakely:
raha olona 2 na 3 no mihatsaravelatsihy aminao, aza raharahiana izany fa ny fiainanao tohizina
fa raha olona 10 na ireo mpiara miasa aminao rehetra no mihatsaravelatsihy aminao, dia mieritrereta ihany fa ao raha.
tsy ny famalivalina akory no maha ianao anao na dia manana ny rariny aza ianao. Savoir se faire respecter est plus subtile que n'importe quel coup de gueule :?: :idea: :idea:
Izay koa aloha marina ihany e, ra betsaka loatra le miatsaravelatsy d mety tokony hanontany tena ihany.
Nefa anie raha misy zavatra tsy mety tsy hitako hoe maninn moa ra tonga d lazaina, ny olona koa mantsy tena tia anle miresadresaka sy mifosafosa e, asa mintsy z mahatsara anizy io.
35. fasaly
(
20/03/2007 06:39)
ié io mitakoritsidritisika io no tena mahavoa indrinra ho an'i vehivavy, dia mety ho suite nzay koa no mahatonga analy fetsarambelatsihy anie e!, ohatra hainy ny maka ampaosy ny oul maro de ny iray fosaina tsy mahalala dia mety tsy faute nlay oul iray hiatsarambelatsihy mihintsy fa lay gorupe no bien formés sady ratsy loha amzay:?
36. diamondra27
(
20/03/2007 10:32)
sakaizakely:
ohatra: surtout 'reto vazah 'reto no tena be mpetsaravelatsihy,
tsy olona 10 na mpiara-miasa rehetra akory no mihatsaravelatsihy ka! anakiroa ihany
olona roa ihany = ny vaza
:°)
_______________________________________
sur contré indry!:°
olona2 de atao hoe : reto vazh reto
ye raha resaka tany ampiasako nolazaina eto
fa raha resaka fiaraha-monina dia be de be no azo lazaina, tsy ny miseho amiko fa miseho @ olona fantatro
Raha miasa @ireny centre d'hébergement ireny ianao dia ho fantatrao daholo ny toetsain'ny olona samy hafa nationalité, de ho hitanao hoe: iza no mihatsaravelatsihy @iza, satria manao tatitra aminao le olona.
Tsy voatery any ihany anefa no ahitana izany
holazaiko anao fa si tu es entourée de vazah de fantatrao ny toetrany, surtout raha sendra any @ tanàna misy ny raciste no ipetrahanao, donc tsy ho explikéko tsony akia zany
De aza mandray antendrony @ zavatra voasoratra eto fa alalino tsara aloha dia raha tsy mazava dia anontanio ny dikan'ilay hevitra, fa mety tsy ary voasoratra eto daholo ny tiana hotenenina satria raha hazavaina tsirairay dia lasa tsy misy mamaky fa de résumé no omena
Dia miala tsiny raha tsy mazava le resumé :}
ataoko fa mazava kosa angamba izay.
37. sakaizakely
(
20/03/2007 13:41)
diamondra>
ianao ihany no mi sur contré ny resakao. Mifangaroharo be tsy misy infandraisany fa lazaina aby izao rehetra izao :roll:
resaka olona 2 any ampiasanao no entinao andraofana ankapobeny ny vaza
avy eo indray dia lasa ny rehetra manodidina sy ny fiaraha-monina :roll: :roll: (fanina ny masoko zany)
averiko indray fa raha sady any ampiasanao sy @ manodidina anao no ahitanao fa mihatsara velatsihy aminao daholo no olona dia mety avy aminao no anton'izany fa tsy avy amin'izy ireo manokana.
lazaiko anao koa fa izaho irery no vahiny eto @ toerana misy ahy feno sarkozista sy lepenista. Nefa koa arakarak'izay toetra asehonao azy no ivoaran'ny fifandraisana koa ; lasa mifandray be izahay amin'izao fotoana. Misy an'ireny antitra be sarotra miodina @ heviny ireny aza tsy menatra fa sahy mivaky vava hoe raha toa anao daholo ny vahiny rehetra :? :? :? mampiseho tsara fa feno préjugés izy ireo nefa lefy ihany rehefa mahita ny fahatsoranao sy ny fijoroanao @ maha ianao anao.
Aoka anga ataoko hoe ny manodidina ahy no tsy mahay an'izany fihatsarambelatsihy izany 8-) fa dia tsara vintana aho raha izany no izy.
Fa raha izany kifosafosa sy kitatitatitra izany ; efa ela dia ela aho no tsy nahita an'izany tokoa. Ataoko hoe hatr@ nialako tany Madagasikara ^^ ^^ ^^

38. diamondra27
(
20/03/2007 14:24)
sakaizakely: miala tsiny fa tsy azonao tokoa ny resaka ataoko
ny resaka any ampiasana dia iny no nilazako fa zavatra niseho tamiko(nilazàna fa mahay mihatsaravelatsihy ny vazah 2 de lasa niitatra satria tsy tianao le chiffres)
fa ny resaka fiaraha-monina sy manodidina dia tsy MISEHO amiko fa PROBLEME en général sy ny manodidina no nentiko teto nampisehoako ny hoe: misy ny mpihatsaravelatsihy ary vazah.
Raha sendra ny mpiaramonina tsara ianao de arahabaina izany, misy otran'izany indray ve fa tsy ary mitovy @izany daholo ny eto france akory.
midera anao mampiseho ny hatsaran'ny mahamalagasy @ manodidina anao, tsara fa tohizo.de courage!

40. karinah
(
20/03/2007 14:55)
diamondra> tsy voatery vazah na gasy akia no petsaram-belatsy a, fa rehefa Olm-bel ahitàna an'io toetra io dol.
ny ahy ny tena maha-litika :? anah, le oul mi-jouer victime Lava ireny, de le mody fannnn konkou..le mody gisa be reny, tena mdrrrr....
ny papiady oul zany moa de efa tsy lazaina intsony:o : tsy atao blem zany fa izy ihany ny hizaka ny vonkany:!: