ny mmpiatsra velatsy

41. rush ( 20/03/2007 14:59)
karinah:
fa rehefa Olm-bel
dia maninona nefa raha soratana hoe olombelona?


42. karinah ( 20/03/2007 15:06)
kamo é, in ny olan'i rush kay???
43. karinah ( 20/03/2007 15:09)
Olombelona.
44. booboo ( 20/03/2007 16:45)
:-D:-D:-D
45. diamondra27 ( 20/03/2007 17:05)
karinah:

diamondra> tsy voatery vazah na gasy akia no petsaram-belatsy a, fa rehefa Olm-bel ahitàna an'io toetra io dol.
ny ahy ny tena maha-litika :? anah, le oul mi-jouer victime Lava ireny, de le mody fannnn konkou..le mody gisa be reny, tena mdrrrr....
ny papiady oul zany moa de efa tsy lazaina intsony:o : tsy atao blem zany fa izy ihany ny hizaka ny vonkany:!:


marina aloha izany e!
sss de henoina fotsiny izy fa ianao ve harary @ ataony eo e!
ny ahy zao dia raha fantako fa misy olona manao an izany mpampiady izany dia teneniko mora direct izy hoe: tsy mety ny ataony, fa mila fantako tsara kosa sy matotra ny porofo manambara izany an!


46. vale ( 20/03/2007 19:06)
haaay! ok ary ouz!
47. vale ( 20/03/2007 19:07)
booboo:-D:-D:-D:-D:-D
48. soanja ( 21/03/2007 04:44)
Ary sao de tsy misy ara ny fiatsarambelatsihy fa teny nentina hampiadiana sy hanatsarahana le izy?

Zah manko mino fa afaka miovaova hevitra ny olona iray. Afaka mitia, avy eo tsy mitia, de mitia indray.
Ny olombelona anie lehireto ka be siasia e.
Ny hany hevitro dia na tsy tia aza ny olona iray dia hotiaviko izy. Fa ny hevitray kosa dia hiady foana raha mbola mahatsapa aho fa tsy diso saingy miezaka foana koa aho hahafantatra ny antony tsy hanekeny ny hevitro ka hahafahako mahazo azy.
Mifandefera re fa indraipa ihany anie isika no miaina e. Raha hoe tsy hino ny reincarnation angaha!
49. fasaly ( 21/03/2007 06:29)


lazaiko anao koa fa izaho irery no vahiny eto @ toerana misy ahy
[/quote]


njenestooooooooo! sao mba hitogavan'i robbie rery aoary injy fa tanjemo a!:roll::-D:-D:-D:-D:-D


50. sakaizakely ( 21/03/2007 21:10)
fasaly> hi hiiiii

malalaka ny varavarana :P
51. fasaly ( 21/03/2007 21:52)
toundé de hitako azoko atsaina avy hatrany reh ny suite ny a!:-D:-D:-D:-D robbie io kou sady lery jejolahy mankovisy zay ihany:{:{:-D:-D:-D
52. sakaizakely ( 23/03/2007 11:49)
fasaly> aoka etsy dia aoka etsy fa censuré be ny manaraka. Alefantsika ary @ resak'olondehibe ary :* :*
53. mamzelkely ( 23/03/2007 13:24)
ts de maharaka an le resaka za fa te hanoratra ftsn fa ela be ts nandalo teto am forum :°):-D:-D:-D
54. Fiffi ( 23/03/2007 13:30)
tongasoa indray akia mamz an ! :):-*:-*:-*:-*:-*
55. sakaizakely ( 23/03/2007 13:56)
de tongasoa mamza zany ka ! Ela ny ela fa hitako ihany :P
56. vale ( 23/03/2007 14:24)
Fiffi:

tongasoa indray akia mamz an ! :):-*:-*:-*:-*:-*
:-D


57. vale ( 23/03/2007 14:26)
:°)
58. mamzelkely ( 24/03/2007 06:21)
fiffi mici akia aaa:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3296