Bex.

1. Stretch ( 07/03/2007 22:55)
mbô hanao hendry ndray androany .


nisy bandy 2là zany nandé nanao vôkansy

tany am tany miteny frantsay

ka izy mi tsamy tsy de mi kôpy frantsay tsara fa

zista kamarady fotsiny am fransé.

de nivily tao am pivarotra hividy bex 1

le akama ray.

ty vô gravy lesy ozy izy fa

une biere mou lesy no fiteny sa un biere.

de nifandipatra teo oe un, une,un , une . . .

andao rangà ozy fa hitako ny hevitra a !

de ozy pivarotra : inn ny atao anareo zay e !

-mba anaovy labera 3

--iny aza hoy pivarotra

-de avereno ny 2

pivarotra nianaana fotsiny , innnn ary ty .

(blagy kely am gazety sinoa):-D

Mahazo mimeme am zay :-D
répondu par kelly13 le 15/03/2007 07:23
2. kelly13 ( 08/03/2007 09:03)
:-D:-D
3. sitlo ( 09/03/2007 04:13)
:-D :-D, ianao ndray ity no tena mampime
4. Stretch ( 10/03/2007 09:00)
kiiii , sy napmé ve ranga le scena !
5. nambina ( 13/03/2007 10:49)
izaho alou tsy nahazo ilay izy e:oops:
6. Stretch ( 13/03/2007 17:54)
Mpandefa : nambina [ Valio ] 13-03-2007 11:49:20
Lohateny : Re : Bex.
izaho alou tsy nahazo ilay izy e


sarotra be ve zany :-w :-w
7. sitlo ( 13/03/2007 20:24)
hahaha, aza mora mosofy ohatra an'io moa madama:°)
8. Stretch ( 13/03/2007 20:29)
:-@:@o^o
9. sitlo ( 13/03/2007 20:34)
=))=))=)) le hatsikana :b
10. Stretch ( 13/03/2007 20:54)
ekena tsy hifandirana :°)

haiko fa tsy mapmé eto ra tsy le masiso sy maimbo be reny , tsy vitany masira tsony satry kely veta dôly.
nefa refa miainga any ny resaka tena mamay momba ny sex und co malaky mano xxx daôly .

sa aôna ozy enao

eka ozy le ol tsy mandalo eto tsony zay elaela.
11. sitlo ( 13/03/2007 21:05)
hahaha
efa arakao mihitsy. Fa inona aloha ilay masira eh? ilay bex ve? :lol:

Asivo hatsikana hafa ndray aloha fa tsss.
12. Stretch ( 13/03/2007 21:06)
za tsy avita :b
le trano mavokely ve , mety hampmé.

zao zista mandé le auzoma .com :-D
13. xxx ( 13/03/2007 21:12)
Stretch:

ekena tsy hifandirana :°)

haiko fa tsy mapmé eto ra tsy le masiso sy maimbo be reny , tsy vitany masira tsony satry kely veta dôly.

andray 8O
diso be io fa efa ho 3 taona za teto amin'ny serasera ary misy hatsikana tena mampihomehy na tsy masiso sy maimbo ary tsy veta izany.
aza ratsy toetra otranio fa tsy didina hime kosa ny olona anie e, ary raha misy mime dia tsy voatery soratana eto amin'ny forum akory.
torohevitra kely : refa mizara, na hatsikana na inona, dia ataovy ampy ilay mizara fa aza miandry valiny, amin'izay tsy miteniteny foana toy zao 8O
14. sitlo ( 13/03/2007 21:12)
:-D
fa tayza ndry no niantsena.

eo moa asio blagy vavao fa himeme be zay (raha mampihomehy :-D)
15. Stretch ( 13/03/2007 21:19)
miandry valiny, amin'izay tsy miteniteny foana toy zao


saiky hamaly a fa enao xxx , ekena tsy hifandirana.
:wink:
16. Stretch ( 13/03/2007 21:22)
eo moa asio blagy vavao fa himeme be zay (raha mampihomehy )



blagy betsaka fa am teny moramanga de vô maika laisany tsy mimemé fa kômpiliké :wink:
17. sitlo ( 13/03/2007 21:30)
xxx> vazivazy daholo izany fa aza raisina serieux

stretch> ny ahy ilay mampiasa saina kely ireny no tiako. Fa tsy ilay tena sarotra be a la salmo akory an.
18. Stretch ( 13/03/2007 21:33)
saina kely > :idea:
19. sitlo ( 13/03/2007 21:36)
:lol:
Mpitsindroka za-draharaha ka teny avy mbola tsindroana. :°)
20. Stretch ( 13/03/2007 21:38)
io ary :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0507