Bex.

41. Stretch ( 14/03/2007 19:20)
tratra poatrina sa le tratran'ny orana ?
42. sitlo ( 14/03/2007 19:24)
aiza koa no misy
kellytratran'ny orana izany?
43. Stretch ( 14/03/2007 19:33)
zay ary ny an tony fa tezitra le zanak'ol:?
44. kelly13 ( 14/03/2007 19:35)
:°) aza mi insiste oa penina fa efa oe oeuf sur plat ny aty sady vaky le tamenany :°)

poikany, za tsy tezitra kou :oops:

:twisted: (modimody)
45. sitlo ( 14/03/2007 19:39)
kelly ndray tsy tezitra izany kah.
sipa kool, na dia dafishaka aza :lol:
46. kelly13 ( 14/03/2007 19:41)
sitlo kou nga ninatsakay no mirifatra b sahala @ vam? :°):°)
ra eto v ry anona no ahatezitra tsy aleo mamono tena :°):-D:-D:-D
47. sitlo ( 14/03/2007 19:46)
tsy szo ry se ah, nirifatra?

henonao angaha ilay hiran'i Tselonina teo? Le hamono tena
48. kelly13 ( 14/03/2007 19:47)
:-D an an an! tsy henoko
ka vao avy mamaly za d tonga d vôvalinao sahady d hozy za oe main'ny sakay ndray i sitlo zay hihihi
49. Stretch ( 14/03/2007 19:48)
sitlo kou nga ninatsakay no mirifatra b sahala @ vam?


oeuf sur plat daôly ko ny eo alou de speed :-D

zay de mamorona fotsiny tsisy tselonina nandé mintsy teo.
50. sitlo ( 14/03/2007 19:53)
ilay hoe tia ravitoto hono izy, dia saika hamono tena nony nakany andafy
51. Stretch ( 14/03/2007 20:15)
ndana am zay elà matory fa mifangaro dôly ny ako sy vorona
52. sitlo ( 14/03/2007 20:24)
:-D, tsy misy akoho sy vorona izany teo ry stretch ah

angataho ao am rvg nge ravitoto tsialonina eh. (tsy hiako raha tselonina na tsialonina)
53. Stretch ( 14/03/2007 20:28)
ravitoto ve ny titra
zany ko ve tsy blao
54. sitlo ( 14/03/2007 20:41)
cherieux eh.
za koa ary nihomehy fotsiny nihaino azy
55. kelly13 ( 14/03/2007 20:42)
d aôna ny feony? mba hirao oe jerena zany
56. Stretch ( 14/03/2007 20:48)
cherieux
cha me coupe le tsinay=))
57. sitlo ( 14/03/2007 20:59)
(http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=553 ao amin'ny tononkira)

potika aminao mafy aho izany sombinaiko tena tiako o
ravitoto mivelatra eo am-bilihako o
nampirafisinao aho zany tain'omby tain-gisa o
mbola potika aminao aho e (indroa)

tany ampitan-dranomasina aho nalahelo saika lasa adala
nanjononjonotra somototra lasa vinany o
saika handeha hamono tena aho nefa tojotojo taovan-kena o
taovan-kena ratsy fositra malanolano (indroa)

ravitoto voatotototo ny vavoniko marokoroko
manao veloma an'ahy izy e
namela fofom-boninkazo izy etsy am-bodimbodi-goavy etsy
fofom-boninkazo lozitra mitsitokotoko o (indroa)

ravitoto aloha ny androany fa ny ampitso izay vao tsaramaso
miaraka amin'ny vary be mitafotafo
ravitoto sy voanio anie no recette tena malagasy o
trafon-kena mievitrevitra any anatiny any (indroa)

potika aminao mafy aho izany sombinaiko tena tiako o
ravitoto mivelatra eo am-bilihako....
58. wooda ( 14/03/2007 23:47)
sitlo>tena mirevy tsialonina ve ianao? sady mifanaraka ahy tsara ilay hira fa misy zavatra tiako ilay lazainy ao!
59. sitlo ( 15/03/2007 00:46)
saly wooda, elaela tsy hita an

ny ahy ilay andininy faharoa no tena nampihomehy ahy, kay ilay faha-3 no tena lol
60. kelly13 ( 15/03/2007 07:23)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079