Bex.

21. Stretch ( 13/03/2007 21:39)
tao amin'ny telefonina (D: dokotera, S: sipa)
D- ohatra ny paplemosy
S- an an an, mbola kelikely
D- voasary loranjy
S- an an an
D- voasary makirana?
S- an an an
D- fa ohatra ny inona ihany eh?
S- ohatra ny atody
D- aza mandany ny fotoanako an, atody sy voasary makirana ve tsy hitovy habeha ihany eh
S- sur plat
22. kelly13 ( 13/03/2007 21:40)
lalintsaina mintsy i penina ka :°)
23. sitlo ( 13/03/2007 21:41)
:lol:
kay izy maharaka be, tsy za no namorona an'io fa kidaona maraina
24. Stretch ( 13/03/2007 21:47)
lalintsaina mintsy i penina ka


firy metatra de profondeur aky kelly zany halalinantsaina zany :?:

sitlo> mihevitra tena efa ntaolo be manko elà an !
de oe tsy maharaka,
sady mpitsindroka :-D hitako daôly
25. kelly13 ( 13/03/2007 21:51)
aleo tsy metarina fa za tsy mahay milomano sady tsisy airbag :°)
26. sitlo ( 13/03/2007 21:56)
:lol: mivoaka daholo zany ny vengeance.
kelly13 ve dia tsisy airbag. Zavatra double mihitsy. :-D

lalintsaina mintsy i penina ka

tsy hitako io hoe aiza
27. kelly13 ( 13/03/2007 21:58)
tsisy oa ary aza mi insiste :°)
28. Stretch ( 13/03/2007 22:02)
oeuf sur plat kou zany :-D
29. kelly13 ( 13/03/2007 22:05)
vôlazanjy :-D:-D:-D
30. kelly13 ( 13/03/2007 22:05)
Stretch:

oeuf sur plat kou zany :-D



ny oeuf sur plat aza mbola mininginingina ery le tamenakatody :°)
31. sitlo ( 13/03/2007 22:05)
:-D
32. kelly13 ( 14/03/2007 07:44)
t@ io ora io i sitlo tsy mbola dôdô fôna? hitako no mivanivany sisa :°)
33. sitlo ( 14/03/2007 15:33)
za miovaova be ny ora fatoriako

ary sao dia lhl kosa ary ity kelly13 ity? Na vhv ihany fa gisa.
34. sitlo ( 14/03/2007 15:35)
(ary be d be ny resaky kelly13 omaly no tsy nivoaka teto dia lasa ohatra ny mifangaro izany ilay resaka nony nivoaka ilay izy androany :roll:)
35. kelly13 ( 14/03/2007 17:11)
zany v? sao d enao no katrin'ny bex tany ananona tany? :°) d no verifier-ko fa tsy lhl za ka, na plus que oeuf sur plat aza :°):°):°)
36. sitlo ( 14/03/2007 17:47)
zay vao azoko ny dikan'ilay 13 izany
37. kelly13 ( 14/03/2007 17:50)
inn
38. Stretch ( 14/03/2007 17:59)
omaly 13 mars
39. kanto10 ( 14/03/2007 18:20)
:-D:-D:-D
40. sitlo ( 14/03/2007 19:00)
13 = tratra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008