N y vehivavy mangataka.....
1. bibiango
(
05/03/2007 13:34)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny vehivavy indray no mangataka firaisana ara-nofo? Tsy misy olana ve izany eo amin'ny fomba fisainana(ami'ny ara-panahy), sa ve tena mitovy zo @ lehilahy izy amin'io resaka io???
répondu par Kwasi le 09/03/2007 02:22
6. kelly13
(
05/03/2007 14:56)
ny vhv kou nge mahay misika e, hé hé hé ,a sa ra azonareo no tiko tenenina
7. sakaizakely
(
05/03/2007 14:58)
ilaozan'i booboo mivanitika foana wà ny resaka. Ahoana izao no adindry am'zany ?
Fiffi koa torak'izany
kelly13> mahay mandrehatra ve no dikan'izany ?
Fiffi koa torak'izany
kelly13> mahay mandrehatra ve no dikan'izany ?
8. Fiffi
(
05/03/2007 15:03)
:-D:-D:-D ka tsy aiko fa nga kosa io de natokana no an'ny lhl hiany klé heheheheheeh ny vhv koh nge ka mahay mangataka eh ! sady hifampizarana io koh ! :-D:-D
9. sakaizakely
(
05/03/2007 15:07)
marina klou zany fa amintsika gasy tena saropady be. Raha sanatria vhv no mikaoty dia lazaina fa makorela. Maika ve fa raha vhv no mitady ??? Isika malagasy aloha dia tena mbola voagejan'ny fisainana efa lany daty e !
10. Fiffi
(
05/03/2007 15:10)
de tsy aiko akia hoe fa maninona loatra notoy zany le fisainana ? taona efa 2007 ve de mbola hisaina tahak'zany foana ? mety efa niova kosa angamba ô ?
11. kelly13
(
05/03/2007 15:58)
sakaizakely>non ka, tsy hoe mahay mandrehatra (io efa specialité tsika) fa hoe refa mba te ... ny vhv d mahay mangataka kou! manao sioka tokana fotsiny d avy ny lhl miridiridy b sy faly ery hihihihi
13. patrick2002
(
05/03/2007 16:23)
kelly13:
sakaizakely>non ka, tsy hoe mahay mandrehatra (io efa specialité tsika) fa hoe refa mba te ... ny vhv d mahay mangataka kou! manao sioka tokana fotsiny d avy ny lhl miridiridy b sy faly ery hihihihi
ary ny an'i kelly izany tena mbola fiara vao vita arrodage angamba ,ka vao demmaré-na dia velona , fa misy ireny 404 baché efa antitra ireny tena tsy velona amin'izany ah! atao contre attaque vao velona.
14. salmo1
(
05/03/2007 17:08)
kelly13:
ny vhv d mahay mangataka kou! manao sioka tokana fotsiny d avy ny lhl miridiridy b sy faly ery hihihihi
kou ra sondenda be lay vhv misioka sy mangataka de ahoana:?::D
Mbola hiridiridy sy faly ihany ve ny bandy:?:
15. sakaizakely
(
05/03/2007 17:25)
kelly13> Ary raha tsy mahay misioka dia ahoana klé ? Very aho izany :-o
17. kelly13
(
05/03/2007 18:14)
sakaizakely>efa tenenina oe aza esorina le solonify manjary tsy mety le sioka tokana
patrick2002>ka le 404 bachee antitra kosa nge mety tsy ampy menaka e, ampio oa ny menaka fa aza avela maina zany hihihi
njekaky ooo, inn ty tataraiko
salmo1>ka ra sondenda b le vhv nalainao d eo ianao zany kou :wink:

20. bozylove
(
05/03/2007 19:26)
aza adino , fa nareo lehilahy anga ho tonga lafatra raha tsy misy ny vehivavy e :-) raha tsy manaiky ny vavy dia inona no adinareo lehilahy??? , tsy aleo ve ny vehivavy no manao premier pas mba moramora koakoa ho anireo ny tohiny hihihi :-p
Aza adino fa io firaisan'ny lahy sy vavy , ka nahona no lehilahy ihany no anjaka 1er :-)(samy mahita tsirony fa tsy ny lehilahy ihany akory an :-p )
Aza adino fa io firaisan'ny lahy sy vavy , ka nahona no lehilahy ihany no anjaka 1er :-)(samy mahita tsirony fa tsy ny lehilahy ihany akory an :-p )