N y vehivavy mangataka.....

41. sitlo ( 05/03/2007 21:48)
simplex:

sitl,
d sanatria ve le any antsaiko no izy ra zany e :roll::-w:°)8)8)


tsy arako ilay ao an-tsaina fa mba nanenjika ihany aho

42. simplex ( 05/03/2007 21:50)
sitl:
tsy arako ilay ao an-tsaina fa mba nanenjika ihany aho
mandraisa taxi raim fa refa tonga aloa ny vola :°):-D:-D
43. sitlo ( 05/03/2007 22:04)
refa tsy misy sipa ve dia mandeha taxi? (simelin'i kelly13 :°))
44. salmo1 ( 05/03/2007 22:07)
simplex:
fa nga xxx rery ny vevavy eto ambonin'ny tany


sôde ba izy rery kosa leisy:?::D
45. xxx ( 05/03/2007 22:13)
salmo1:

simplex:
fa nga xxx rery ny vevavy eto ambonin'ny tany


sôde ba izy rery kosa leisy:?::D



tsy izy irery fa tsy mila salmo koa!:b:b:b:-@:-@:-@o^oo^o
46. xxx ( 05/03/2007 22:14)
salmo koa mi-masta! hi!hi!hi!:b:b:b
47. simplex ( 05/03/2007 22:15)
sitl,
kelly less no mety mahavaly an'io fanotaniana io :°):-D

salmo,
k ra izy rery d tsy afaka misafidy nge e. Tonga d omena :*:* d ra vao tsy manaiky d omena :-@ hehe :@:@:b
48. salmo1 ( 05/03/2007 22:17)
inn zany mi-masta:!::?:
49. simplex ( 05/03/2007 22:19)
salmo:
inn zany mi-masta
kelly kou no tsara manaza an'zay @la ;-)
50. sitlo ( 05/03/2007 22:30)
tezitra amzany ndray iny zavavy iny :lol:
51. Stretch ( 05/03/2007 23:25)
vavao be ty fa vakio .


aleo za ihany no tantaraiko fa za tsy manao honohono,
tsy matahotra ny masony fa nividy ny lohany.
amiko alo tsy misy olana mintsy fa refa nona a de asiko an le nuizety manify tsy misy anatiny iny .

fa tondé kôpy ny andaniny , le mot de pasy iny.
fa tsy asina fanotaniana mipetraka be oe :
olana am ara panahy , fa le ara panahy alo tsy de arako lôtra , fa angà ny fanahy no mana firaisana fa tsy ny vatana , ny fanahy maka tsirony :-P
ary le nuizety manify iny tsy mivôka matetikîny ra tsy am le tena poinsa :wink:
52. sitlo ( 06/03/2007 00:05)
dain, o ry stretch ah
53. Stretch ( 06/03/2007 08:18)
inn ndray ny marikoriko andry am zany ry sitlo.
dain angà, zava misy angé zany , sady fiainana andavan'andron'ny tsirairay fa mody manao xxx eo daôly.
ary na ny vhv na ny lhl samy manana envie,
fa ndray tsy mitotona am fotoana mitovy lay envie.
ka ra ny lhl ohatra ny envie tondé tsotra satria bouba ndindé dangitra beuuu hitan'ny havany eo, fa bozy refa dangitra ngà hita fa tsy maintsy mamorona fika . .:-P
54. DANATY ( 06/03/2007 10:56)
tsotra sady marina i Stretch.Tsy aleo ve mba mifampizara dia tsy misy maharary fo e!
55. sitlo ( 06/03/2007 14:32)
Tsy manda aho fa tokony mba nataonao xxx ihany ilay izy.
56. salmo1 ( 06/03/2007 16:15)
Haleo avadiko ny resaka.
Raha ny joba ve no mikôtikôty lhl. Mety inn no ao aneritreriny :?:
-Tena tara tokou ve, sa mba lisitra ndray ny vhv hifidifidy ny vatana lhl. De inn @ lay bandy no jerenareo voalohany? ny fizikany, ny harenany, sa ny fahatsaram-panahiny.

De nareo vhv ve mahavita an'izao hataonay izao?

Raha misy joba anakiray mamirapiratra mandalo eo alohanay bandy de ozy zahay aminy:
-Manasa hipetrapetraka eh:D.
kou raha mamaly lay joba oe:
-Non, zah maika, na fisaorana no nataony.
De ozy ndray zahay angamba.
-Eo ary enao ateriko eh!
de raha mamaly lay joba oe:
-Non zah mahita lalàna.
De ody asianay bandy oe: Eo enao aterikou mba tsy hisy hanelingelina anao any andalana:°):-P.

Mbola tsy nahita vhv tara2 tamiko aho ka nilaza oe: Eo elah ateriko mba tsy hisy hanelingelina anao any andalana. Mitovy aminay lhl ve ny vhv rehefa mitady:?::°)
57. Stretch ( 06/03/2007 18:07)
azafady alou salmo fa hamaly veti2 an'lay akama etsy ambony a !

Mpandefa : sitlo [ Valio ] 06-03-2007 15:32:44
Lohateny : Re : N y vehivavy mangataka.....
Tsy manda aho fa tokony mba nataonao xxx ihany ilay izy.


ka inn ary no antony anaovana xxx,
zavatra hiarahan'ny rehetra mahalala sy hiainan'ny betsaka ny sexualité ka tsy hitako zay tokony hiafenana, ka sady tsy debat ao am amphi ko ty .
fa iza mo zao ny mahita ana.
raha ohatra ndray hitatara oe, misy vay ny ao alohan'ny fitombenako de manaiky a, fa mety mahamenatra.
fa ny sexualité zvt efa voajanahary amiko.
ary santionany am fikafika fanairana an dada fotsiny no notantaraiko.
okay ve papa a !

:wink:
58. Stretch ( 06/03/2007 18:10)
salmo > amiko ndray ny vhv raha ny situation ko no lazaiko de tsy ôtri zany fi kôtin'ny salmo zany ny strategia ko.
fa tena efa ni kôty a !
de zakako tsara tam fomba manetriketrika.
fa roa taona be zao vô zaka. . . tena navesatra beuuuu !

fa ny rencontre tsy voatery hitovy sa aôna hoy enao ?

:wink:
59. simplex ( 06/03/2007 19:23)
salmo:
Raha misy joba anakiray mamirapiratra mandalo eo alohanay bandy de ozy zahay aminy:
-Manasa hipetrapetraka eh.
kou raha mamaly lay joba oe:
-Non, zah maika, na fisaorana no nataony.
De ozy ndray zahay angamba.
-Eo ary enao ateriko eh!
de raha mamaly lay joba oe:
-Non zah mahita lalàna.
De ody asianay bandy oe: Eo enao aterikou mba tsy hisy hanelingelina anao any andalana.
fika archaiq be tany @ lycee nen'la.

Refa avo lenta d toy izao fotsiny d efa poinsa:
"ahoana ianao amiko fa amidiko ny taniko?"

;-)
60. simplex ( 06/03/2007 19:24)
hadino kely,

ra vevavy zany no mikoty lelah d hoe:
"manana tany nga enao?"

8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3411