bio
1. fasaly
(
28/02/2007 21:46)
de aon ndray ry zavavy isany ity akanjo, bio sy kiraro bio ity a!:roll::roll::roll::roll:
zipo kely na top kely na pataloha kely bio hono à partir ny 100 euro ka hatram 300 euro no vidiny, mbo kozy raha tohizako am akanjo gony eny ihany ny ahy:roll::roll::roll::roll:
zipo kely na top kely na pataloha kely bio hono à partir ny 100 euro ka hatram 300 euro no vidiny, mbo kozy raha tohizako am akanjo gony eny ihany ny ahy:roll::roll::roll::roll:
répondu par sakaizakely le 04/03/2007 13:51
3. ratonga
(
01/03/2007 00:29)
fasaly: kiraro peaudbanane tsy lafo fa tsy maintsy ékilibrista tsara fotsiny:-D:-D:-D
4. fasaly
(
01/03/2007 07:18)
andry8: de tsy htako fa zà zao vao maheno anzany akanjo bio zany:? efa tena tsy hita tsony zé hatao hahazoana vola de misy anzany njay! zà tsy mahavidy anzany fa nahavita ahy foana ny kanjo gony hatrizay:-D
5. fasaly
(
01/03/2007 07:19)
ratonga: fita wa! sady amin'iny tsy mividy lafo no manao spect foana:-D:-D:-D
6. kelly13
(
01/03/2007 08:03)
lolll aleoko mande eny antsena! pour 100 euros za mahazo kiraro sy akanjo bdb :b bio ngà
7. sakaizakely
(
01/03/2007 10:05)
fa taiza no nahitandry an'izany 300 € izany ry fasaly ?
Izaho mahita fa mora noho izany kou ! http://www.modetic.com/
Ilay akanjo bio io dia avy @ coton biologique. Izany hoe raha totaliana ny fambolena coton dia 2,5% ny fambolena rehetra mitambatra, nefa mampiasa 20-25% n'ny pecticide sy ny zezika chimique ampiasain'ny mpamboly rehetra.
Ny fambolena coton biologique dia ny mampihena sy fanafoanana tanteraka ny fampiasana zezika sy pecticides chimiques, tsy handoto ny sous sol sy ny nappe phréatique (pollution).
Ezaka lehibe ho an'izao tontolo izao io ka ataoko angamba fa mila fanohanana.

8. Simpona
(
01/03/2007 10:46)
Ary le akanjo bio tsotra indrindra sady mora ve tsy tianareo e??Akanjo rivotra
io no tsara indrindra rehefa matory
io no tsara indrindra rehefa matory
9. xxx
(
01/03/2007 11:53)
fasaly:
andry8: de tsy htako fa zà zao vao maheno anzany akanjo bio zany:? efa tena tsy hita tsony zé hatao hahazoana vola de misy anzany njay! zà tsy mahavidy anzany fa nahavita ahy foana ny kanjo gony hatrizay:-D
bio koa akia ny gony a :D
10. andry08
(
01/03/2007 12:17)
fasaly:
andry8: de tsy htako fa zà zao vao maheno anzany akanjo bio zany:? efa tena tsy hita tsony zé hatao hahazoana vola de misy anzany njay! zà tsy mahavidy anzany fa nahavita ahy foana ny kanjo gony hatrizay:-D
efa nisy elaela io teny an-tsena teny fa saingy toerana kely no nasian-jareo azy ary tena lafo tokoa an! Vao nisy ilay resaka commerce équitable io dia navoakan-drizareo.
11. kally
(
01/03/2007 13:07)
Miala tsiny aho aloha fa raha izaho indray tsy hampibontsina ny paosin'ny mpanao afera sy mpanararaotra mihitsy! bio!a bio! aleoko mitafy gony araky ny tenin'i Fasaly, rehefa malailay dia esorina.
12. sakaizakely
(
01/03/2007 13:35)
kally>
aiza kosa no dia hoe mpanararaotra e !!! Jerevo ilay rohy napetrako teo ambony dia ho hitanao ny motivation sy ny anton'ilay akanjo biologique.
Mitovitovy @ vidin'entana mahazatra ihany, nefa raha fantatrao fa mahasoa kokoa ny planeta ve dia tsy vonona hanao fihetsehana kely ianao ?
Jerevo fa tena tsy lafo izany mintsy. Indrindra indry oul mince kely tsara bika io mendrika andry dol ny ankanjo rehetra ao. Misy ireo fin de serie 20 € pièce ve...

13. fasaly
(
01/03/2007 14:04)
sakaizakely: hitako tam tv tam reprotage aky a! nolaziny teo ny prix nlay akanjo nefa tssssss tsy de top akory :-D:-D:-D bio à bio!!:roll::-D:-D:-D:-D te hanakarena tampoka ngah?????:°)
15. sakaizakely
(
01/03/2007 16:38)
fasaly> misy karazany ange ny fitafiana e ! Misy ohatra ny prêt à porter super discount ireny, dia misy ny qualité extrême toy ny haute couture ohatra. Question de style sy qualité io dia samy maka izay mifanaraka @ poketrany sy ny fomba fianany. Ohatra ve haka metro na bus isa-maraina dia hanao ensemble Christian Dior à 8000 € ?
Misy izany ny ligne de vêtements bio de luxe araky ny hitandry, misy koa anefa ilay natoroko ataoko angamba fa mba azoazo ny vidiny e ?
Ny ahy indray raha fitsinjovana ny tontolo iainana dia vonona aho handray anjara akia a (l) (l) (l)

16. fasaly
(
01/03/2007 16:45)
oadrayy! raha misy mora njay nge de vonona foana ny hiviydy sy hanao azy raha tina lay zavatsa e! fa njainjay ny bio lafo foana na sakafo io na zvtr hafa:-P
18. kally
(
01/03/2007 18:04)
sakaizakely> tsy io mihitsy no hahatsara ny planeta fa ampahafirin'ny boatin'yaourt sy tranon'actimel arian'ny renim-pianakaviana io?(maninona izao raha ronon na yaourt amin'ny boaty lehibe no vidiana?)...ka ataon-dry zareo fitaovana marketing loatra ilay bio sy équitable ka aleo aho aloha hiala. Tsy io no hahatsara ny tontolo iainana, fa ianareo ange mahazo mividy raha tianareo f'izaho koa tsy handresy lahatra anareo hoe aza mividye!:wink:
20. sitlo
(
01/03/2007 19:32)
fasaly:
zà tsy mahavidy anzany fa nahavita ahy foana ny kanjo gony hatrizay
Dia ahoana ny any anatiny?