bio

21. kelly13 ( 01/03/2007 19:49)
bio ko inn? :°)
22. sitlo ( 01/03/2007 19:57)
Ny gony paka marina nge ka bio eh. Za koa nihomehy nahita ilay jean tam tele.
jean organika :lol:
23. ratonga ( 02/03/2007 00:25)
dé ahona zany ry fasaly silipo gony vé tsy alailay lava tontonlonandro:-D:-D:-D
24. xxx ( 02/03/2007 12:59)
fa le bio anie wa ts arak anefa tsisy mamaly za e! :snif:
25. tywa68 ( 02/03/2007 13:32)
xxx : io efa voalazan'i sakaizakely io koa !
26. kally ( 02/03/2007 17:26)
Silipy gony na silipy rofia,ny mpitondra taxi aza hametaka ceinture tady mahazaka k'nareo ve ahoana e?
27. fasaly ( 02/03/2007 18:46)
ratonga: kefa we tsy gony kosa lay silipo fa ireny dantely ireny e! ny akanjo no gony:wink::-D:-D hokôrina raha malalay:p
28. fasaly ( 02/03/2007 18:48)
milay lay silipo gony fa jetable e! raha sasàna tsin reny de mikaikona be! sady mamofona be!:?
29. kally ( 02/03/2007 19:40)
Mbaraky ny efa malailay ve akia mbola mamoaka fofona ihany ry Fasaly. Dia mba nosasana izany dia injay fa nalailay dia nihaotraotra,dia mivoaka avy any daholo ilay fofona sa ahoana tsara ilay fandehany?
Andao mihitsy anaovantsika roa fikarohana ry Fasaly a!:-D:-D
30. fasaly ( 02/03/2007 20:25)
kally: andao aky fa ataotsika mandreka lay bio bio io fa mitady hanogotonkarena tampoka a!:-D
31. ratonga ( 02/03/2007 22:42)
=))=))=))
32. sitlo ( 03/03/2007 06:13)
dia ny silipo ndray izany no razena?
33. fasaly ( 03/03/2007 07:51)
rehefa mamoaka volombolony dia afaka razéna amzay tsy malaylay kan! mety zany:?;-)
34. sakaizakely ( 03/03/2007 09:18)
raisinareo hamohamo kosa ilay mba resaka serié be nefa dia préservation de la planète anie izany no tena votoatindresaka e ! Raha tsy ajaintsika izy ity dia taningazana no miandry ireo taranatsika. Raha samy mandray anjara arak'izay vitany ny tsirairay dia efa ampy izay. Raha ohatra tsy mividy afa tsy bio ny vahoaka dia voatery ihany ireo industriel pollueur ireo hanova stratégie sy hanao produits bio, dia mihena ny vidinjavatra aty aoriana (loi de l'offre et de la demande).
Isika mantsy manaiky ny hividy foana dia tsy miezaka ry zareo.
35. fasaly ( 03/03/2007 09:54)
ka lafo lotsa lay produits bio de raha mitambatambatra tsy takatra kou!:?

sakaizakely somary azavao amin'i xxx hono lay bio :p
36. sakaizakely ( 03/03/2007 10:01)
fasaly> rehefa mividy bio tsy mila mividy betsaka akia a ! Ohatra ny hena ange tsy mila mihinana isanandro fa na in2 isankerinandro fotsiny aza dia ampy e ! Atao mba kelikely koa ny ration rehefa mihinana fa tsy dia atao bobaka be. Izaho aloha tsy bio 100 % satria lafo fa raha vao misy hirika dia any foana no maka.

fanazavana fanampiny mikasika ilay bio dia za tsy miteny amin'olona xxx tsy fantatra :lol:
nga hono izy tsy mahay mamaky teny ? Sady efa misy rohy manazava eo ko mbola inn ihany ? Io miandry tolorampotsiny io ihany fa tsy mba mahakarokaroka :evil:
37. kally ( 03/03/2007 12:09)
Ny ahy aloha dia efa voalazako tetsy ambony ny hevitro, fihetsika hafa no ataoko hiarovana ny tany fa tsy handany vola @ izay bio, fikan'ny mpangoron-karena aho e!
Iza no ho fitahanao amin'izay sakafo "bio", jereo kely ange ny fomba fanoimezan'ny fanjakana ny label bio, jereo akaiky tsara fa dia ho hitanareo.Rehefa te hihinana sakafo bio aho dia izay avy any an-tanàna na izay namboleko tao an-tokotany ihany ankoatr'izay ipitsihako, k'azafady aa!an!
38. andry08 ( 03/03/2007 12:24)
Tena marina ny anareo fa ny any @ tanana anie ka bio daholo fa tsy misy traité e!
Tsy manao psychose fotsiny dia ampy fa mihinana maty ary tsy mihinana maty ! Marina fa tena lafo mihoatra noho ny hafa ireo bio.
39. fasaly ( 03/03/2007 16:03)
andry08 nefa ny any amitsika mora be mitsy ny hividianana azy mihoatra ny amin'ny vidin'i aty, ohatra fotsiny ilay citron vert ireny aty lafo be nefa any antanàna ireny mikodiadia fotsiny eny amidy am toko bdb ny vidiny:°) hummmmmm! mila manondrana ihany i madà izany no tsaratsara kokoa de ahodina ny vola.
40. sitlo ( 03/03/2007 16:39)
andry08:

Tena marina ny anareo fa ny any @ tanana anie ka bio daholo fa tsy misy traité e!
Tsy manao psychose fotsiny dia ampy fa mihinana maty ary tsy mihinana maty ! Marina fa tena lafo mihoatra noho ny hafa ireo bio.

Tsy bio daholo izany ny any. Efa ela be ny gasy no nampisa zezi-bazaha. Tadidiko tsara izahay nianatra momba ny NPK tamin'ny T4.
(bio aloha ve ilay hoe organic amin'ny teny anglisy eh? sao dia miteniteny foana eto aho)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6302