bio

41. andry08 ( 03/03/2007 22:43)
Dia tsy betsaka intsony izany ilay zezika tain'omby iny koh!:(:(
42. sakaizakely ( 04/03/2007 13:51)
ny fampiasana bio tsy misy ifanerena fa samy manao izay fantany ihany ka !

Izahay moa tsy maharaka kaly gasy ankoatr'ireo conserves eny @ bazar be ka tsy afaka manararaotra firy dia izany no akana bio eto antoerana. Tsy ifanerena io fa raisina @izay fahatsapana azy ihany :-o

Betsaka ihany koa no azo atao raha resaka tontolo iainana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068