Mihena be ny lanjako isaky ny manao rapport zaho ,

1. xxx ( 26/02/2007 09:55)
Tsy haiko hoe aona fa dia mihena tokoa nylanjako rehefa manao manao firaisana ara-nofo izaho , izaho dia vehivavy 50 kg no tena lanjako normale satria zaho jeune femme 23 ans , ka isaky ny hoe avy manao firasana zaho dia tena mihena tokoa ny toe-batako , ny olona sasany nefa refa manao rapport izany dia tena enforme fa za kosa dia contraire an'izany mihitsy , tena gaga mihitsy aho, refa tsy manao nefa za dia tena hita hoe en-forme be mihitsy .
Inona angaha no antony mahatonga izany , ary misy azoko atao mba tsy hampihena ahy refa manao rapport , ilay olona miaraka amiko aza dia mijaly be mihitsy satria dia indraindray dia tsy manome mihitsy aho , dia hitako hoe sahirana tokoa izy , zaho moa mbola tsy manambady fa mbola fiarahana tsotra hatraminizao.
répondu par Aino le 28/02/2007 12:17
2. booboo ( 26/02/2007 10:08)
-Milanja foana zany enao isaka ny avy mi-cra crac ? Tondé mihena firy kgs enao @ zany ? hihihihihihi

-Tsotra kely ny atao @ zany, mihinana kaly beee isaka ny vita raharaha manga. refa mi-crac crac ange defa mandoro calories tahaka ny fampiasam-batana rehetra e ! sport malefaka ouz ny sasany ...quoique... :°)


3. Fiffi ( 26/02/2007 11:34)
heu....marina fa sport io fa nga kosa hono akia ry xxx de tolona be no hatao ? :roll:
4. xxx ( 26/02/2007 12:08)
Tsy hoe milanja zaho isaky ny avy manao rapport fa hita hoe zany mahia zaho mihitsy zany zaho e! tena mihena be ny vatako rehetra , ilay moste feno2 koa aza dia manjary tsy donga2 kely mahafatifaty iny fa lasa mihena kely ihany koa.
Zaho ngeh tsy dia manao tolona manakory loatra fa mba juste hoe.... , dia izay ,efa mimenimenina be ery mihitsy aza le olontiko hoe zaho mampifilafila tsy mba manan tsara nefa mba hitandremako amile fihenany vatako no sorohiko, ary efa fantany aza moa izany .
Zaho refa tsy eo izy ka 2 mois 3 mois iny tsy miasa dia tena en-forme be mitsy za ary tena tsapako mihitsy , ny namako sasany aza moa dia miteny hoe nanannn tany angamba dia en forme an! hoy ireo manala ahy , nefa dia contraire izany le izy .
Hany ka manjary kamo be mihitsy za refa manao rapport, satria dia hihena indray.
5. booboo ( 26/02/2007 12:16)
dia ataovy vonona eo akaiky eo ny vilany sy ny sotro @ manaraka zany kouh ! tondé récuperer-na malaky ny energie lany teo ...mazotoa homana e :-D:-D:-D
6. theanne ( 26/02/2007 12:54)
tsotra zany, sady mikaly no mi crac crac!!
7. sakaizakely ( 26/02/2007 13:30)
nena ndray tena mamoatsetroka :@
8. kelly13 ( 26/02/2007 13:42)
:-D:-D aiza klou le mivôka setroka e? hahahahaah
9. xxx ( 26/02/2007 13:53)
kelly13> mila tondrahana rano @ tuyau d'arrosage indray vao maty ny setroka =)) =)) =)) =))
10. kelly13 ( 26/02/2007 13:55)
hahahaha mila tuyau tjs pret a "cracher" fôna zany hihihi
11. sakaizakely ( 26/02/2007 13:55)
:-$ :-$ :-$ :-$ :-$
12. tisera ( 26/02/2007 16:29)
:-D:-D:-D tena mba tiako raha izaho no mahia @ io zavatra io ny ahy toa contraire @ izany ! sao dia miferin'aina kosa aza i xxx dia tsy maka feeling @ ilay zavatra dia lasa mahia!
13. fasaly ( 26/02/2007 17:51)
zà kounkou vao eo no nilanja fa nihena be, nihena teboka roa ny lavaka fehikibo ny patalohako ! toundé de ny taille no nihena:-P
14. Fiffi ( 26/02/2007 18:57)
dray ! dray ! dray...fa inona daholo ireto ? :-D:-D:-D fa ataovy miadana hiany ry xxx fa sao de tsy ho tafatsangana eo nihafarany an ! :-D:-D:-D:-D
15. fasaly ( 26/02/2007 19:36)
:-D:-D:-D:-D
16. xxx ( 26/02/2007 20:32)
zah koa taloha manao an'zany mintsy fa ny fanafodiny akia d zao ah! ndry ngamba tsy manao sport mintsy eh! tsy zatra mihetsika lay vatana d zay no mahatonga io eh! misotroa jus d'orange d misakafoana be avy eo eh! sady aza hatao ao anaty heritreritra hoe hiena ndray zao refa avy eo!ary mba maka koa fy refa mi crac crac eh!:D
17. fasaly ( 26/02/2007 20:49)
tsy aleo ve aza aky mihena raha izaho manokana:x:-P
18. Stretch ( 26/02/2007 21:27)
ko mandrampaha antitra angé zany xxx
tsy hisy tsony ra isakin'ny manao zao de mihena e!
:-w
fa fotsiny oe miverina le lanja refa avy eo de tsy maninn.
19. sakaizakely ( 26/02/2007 21:42)
ary hitako aho no nihena tato ho ato :-/ :-/
20. Fiffi ( 26/02/2007 22:05)
zany an ? nefa misy indray milaza hoe le mpankafia be ireny de mankatavy.....:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1031