Mihena be ny lanjako isaky ny manao rapport zaho ,

21. xxx ( 27/02/2007 12:58)
hay tsy zà rery no mihena am io raharaha io
22. Lalah ( 27/02/2007 18:18)
mahita lazaina mihintsy nareo reto kah! tena mahalatsaka mihintsy, ary mba iza loa reto xxx be dia be tsy hay havahana ato reto e!
23. Fiffi ( 27/02/2007 18:37)
ka misy aza miteny hoe "le sport qui fait le plus maigrir c'est de faire l'amour" mahagaga eh ?
24. totofy ( 27/02/2007 18:59)
eo anoloan'ny frigo atao ny terrain sady mihinana no manao sport , dé ny jiron' ny frigo no jeu de lumière lol !!! , dé refa voky bé dé mankeo ambonin' ny machine à laver manao digestion refa alefa 1000 tour lol !!! :wink: :-D:-D:-D
25. Fiffi ( 28/02/2007 09:45)
:-D:-D:-D:-D

Fa ity indray efa nahita zah an ! sady eo am-piasana no mihinana....:{:{:{:{
26. sakaizakely ( 28/02/2007 09:49)
e e e ! Resabe eo fa tsy mankafy izy izany matoa mahia, miferin'aina lava fa tsy mahazo feeling, k'aiza no tsy hahia ? Mety tsy mahay tsara le rangahy ? :lol:
Omeo Kama sutra
27. Aino ( 28/02/2007 12:17)
latraka ny aiko tapaka ny tsinaiko!!

mampihomehy ilay resakareo hoe!!

ary raha tahaka any ry niko tsy tia izao dia ahoana?http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45c46e8931a5e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069