Ohabolana sa tena izy?

1. xxx ( 20/02/2007 22:46)
Ahoana ny hevitrareo amin'ity ohabolana ity?

Rafotsibe nahatsapa filahiana, eritreritra no be fa ny aina efa tsy maharaka.
répondu par naughtyboy le 26/02/2007 17:18
2. cutie ( 20/02/2007 22:47)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. patrick2002 ( 21/02/2007 01:44)
:roll:
f'angaha tsy mahay milalao raq Nenibe
4. kala ( 21/02/2007 10:35)
:roll::roll::roll:
5. pissoa ( 21/02/2007 11:57)
tsy aleo ve miteny fohy oe : mangetaheta ambony lakana :lol:
6. lapino ( 21/02/2007 12:00)
fa inona no eritreretiny be ? :roll:
7. tywa68 ( 21/02/2007 12:02)
koa raha tsy mieritreritra be ve tsy hahavita e ! na efa nenibe aza ? :-D
8. simplex ( 21/02/2007 12:04)
misy azo eritreretina ve eny ambony lakana :P
9. lapino ( 21/02/2007 12:09)
Eny ambony lakana zany le zavatra no voatsapa, de mangetaheta Rafotsibe ? :roll:
10. pissoa ( 21/02/2007 12:44)
aona tokoa moa zany :roll:
11. kala ( 21/02/2007 13:19)
:roll:
12. ari.malala ( 21/02/2007 13:37)
:-D:-D:-D ary to nipitrapitra ikala e! jereo ny hafatr'indry fa nandefasako hafatra indry.
13. nathie86 ( 21/02/2007 14:26)
:-D:-D:-D:-D mety hoe sariteny fotsny angamba ka
14. lapino ( 21/02/2007 14:56)
Ary mety hoe mieritreritra tsinntsinn fotsiny izy zany raha mangateta :roll:
15. simplex ( 21/02/2007 15:12)

ka tsy vao mia mangateta be :roll:
16. lapino ( 21/02/2007 16:39)
vo mia mangateta be ambony lakana sady am-body paompy :roll:
17. simplex ( 21/02/2007 16:50)
mafy ihany refa tsy manana kopy :roll: ra mba zao manko no tsintsin :) lasa eritreritra be :roll:
18. pissoa ( 21/02/2007 16:57)
fa aiza eny ambony lakana ndray no misy paompy :roll:
19. lapino ( 21/02/2007 17:23)
eo am'le angetahetan'i rafotsibe :roll:
20. pissoa ( 21/02/2007 19:10)
aiza zany kay ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0991