Ohabolana sa tena izy?

21. sitlo ( 21/02/2007 20:30)
tokony asiana experience ange dia jerena eh
22. xxx ( 21/02/2007 20:36)
rafotsibe toy ny divay refa méhantitsa vô tena métsara :twisted::twisted::twisted::twisted:
rafotsibe toy ny vilany efa ela nampésana vô mahatsara sakafo :twisted::twisted::twisted::twisted:
23. simplex ( 21/02/2007 20:40)

mampangateta be kou ry xxx zany kle :roll:
24. pissoa ( 22/02/2007 09:35)
:-D:-D:-D
25. pissoa ( 22/02/2007 09:36)
Oops :roll::roll::roll:
26. nikopol ( 22/02/2007 09:38)
misy namana mety hahazo aina ato amin'ireo ohabolana ireo kle =))=))=))=))=))
27. bibilax ( 22/02/2007 21:28)
slt zany aza e Mafy refa ory ka velompilahina lava izao hihihihi
28. jefra ( 22/02/2007 21:59)
Tsy mandry eritreritra tahaka ilay maty katala, ny saina mazoto fa ny hozatra reraka.
29. Drie ( 23/02/2007 08:03)
Rafotsibe nahatsapa filahiana ; henan'akizy angamba izany.
30. naughtyboy ( 26/02/2007 17:18)
mety nahalasa saina andrafotsy ngamba henan'ankizy mety mampivadika lakana ka ny hetaheta tsy afaka ny tena ho faty andrano ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0449